Esorina ny Razana rehefa amboarina ny Fasana ry TGVendrana a

1. penguin ( 12/05/2009 06:38)
Avadika ho fanimbazimbana ny Razan'ny Mpanjaka angamba ny fanamboarana ny Rova. Raha mamanamboatra trano dia tsy maintsy havoaka ny entana ary raha mikitika fasana ihany koa dia avoaka ny Razana fa tsy HITSKITSAHINA SY HIVEZIVEZENA eo indrindra moa fa TAOLAM-BALON'NY MPANJAKA IZANY. Koa tokony nentina tany an-tranon'i Gilbert Raharijatovo vé ny Taolambalon'ny Mpanjaka rehefa amboarina ny Rova sa Mendrika azireo no apetraka eny amin'ny Rovan'Ambohimanga ? Hizahavana hevitra rehetra ny fanenjehina ny Fitondrana teo aloha saingy aza adino fa Solon-tenan'ny TARANAK'ANDRIANA no tompon'andraikitry ny fanamboarana ny Rova. Koa adin'ireo samy taranak'andriana raha manimbazimba ireo Mpanjaka izireo.
Ny Ministeran'ny Kolon-tsaina no manao resabe noho izany resaka Politika izany no tiana taritina.
répondu par fijo le 12/05/2009 22:40
2. karavasy ( 12/05/2009 07:10)
Taranak'andriana vendrana sy andevo mamono tena ho an'ny hafa dia eo samy lasa gaigy eo.
3. bozyboleta ( 12/05/2009 07:56)
Rovan'Ambohimanga ? Hizahavana hevitra rehetra ny fanenjehina ny Fitondrana teo aloha saingy aza adino fa Solon-tenan'ny TARANAK'ANDRIANA no tompon'andraikitry ny fanamboarana ny Rova. Koa adin'ireo samy taranak'andriana raha manimbazimba ireo Mpanjaka izireo.
=D> =D> =D> =D>
Ka Manjakamiadana ity efa ho vita ary hiverina @ endriny taloha.
Dia mamorona tsianjery vaovao ndray zao reo vao nahazo seza nandoro azy t@ zany.
Mivoaka foana ndray koa zao ny resaka andriana, andevo, bemiranga, ambany tanàna,...
I rasta niteny an'io tany Toamasina. Ary tsy levon'ny vavoniny mitsy ve le fahasamihafana e!

O ZAMA A! AZA MANAO AN'IO FA KOMPLEKSE :lol: :lol:
4. xxx ( 12/05/2009 08:24)
o ry penguin a, rah marina ny teninao koa maninona no nafenimpenina e,
rah madio ny sainy namindra an'ilay razana maninona no tsy naharihary hitam-bahoaka???
Ary tadidio fa @ maha-malagasy dia sarobidy be izany, hoe fatin'ny mpanjaka kitikitihina zany???
Maninona koa ny olona mahafantatra no tapenam-bava tsy hahazo hiteny an'zany fa menacer-na @ asany??,
Matoa nasitrisitrika, tsy naharihary ho rem-poko ho rem-pirenena dia AO RAHA,
5. xxx ( 12/05/2009 08:55)
i karavasy sady tsy taranaka'andriana no tsy taran'akandevo dia voakaravay foana
6. penguin ( 12/05/2009 09:03)
Fa iza no tsy nahalala fa MAY ny Rova ka amboarina ary io izy efa akaiky ho vita io. Satria tsy misy ny "Train à Grande Vitesse" dia efa tia ho dedaka ho nahavita io Rova io indray ry TGVendrana ka ireo miasa no hizahavana hevitra handotoana azy. Tsy maintsy vitaina io hoy Gilbert Raharijatovo ministra tgvendrana nefa zavatra efa hita maso fa akaiky ho vita izao. ZATRA NY MIJAPY KA NY RESAKA ROVA AVY NO HIDIRANA LALINA.
7. andrywui ( 12/05/2009 09:18)
Penguin a !! efa ho vita ndray ny ROVA de mialona sy mila vaniny an !!!!
atao ahoana letsy a !mivadibadika ny tantara e !! hitokana an'io zao ny Fanjakana de ho be ny touristes hiditra eto M/car de halaza be le fitondrana vaovao de ho menatra be i penguin sady hangaihay fa sarak'olontiana d'ilay dada tsy hita velona tsita maty fa mikonetaka any antanin'olona any !!! ha ha ha !!!!! be fialonana penguin an !!!
8. xxx ( 12/05/2009 09:28)
Diso fandinika hotrany isan'andro ndray re ty andrywui é,vizaka ny manazava @ lah ty fa tena doma mitsy ,i rossy leity no mivoy an'io kozy andriana sy andevo io a,
Marina io voalazanao io tantine Bozy a
NY anleity de penguin ihany no tsy zakany fa milaza ny marina sady elah andrywui tsy mitovy lenta @ penguin fa mantsintsina eo ty vava
9. essera ( 12/05/2009 09:34)
penguin:

Avadika ho fanimbazimbana ny Razan'ny Mpanjaka angamba ny fanamboarana ny Rova. Raha mamanamboatra trano dia tsy maintsy havoaka ny entana ary raha mikitika fasana ihany koa dia avoaka ny Razana fa tsy HITSKITSAHINA SY HIVEZIVEZENA eo indrindra moa fa TAOLAM-BALON'NY MPANJAKA IZANY. Koa tokony nentina tany an-tranon'i Gilbert Raharijatovo vé ny Taolambalon'ny Mpanjaka rehefa amboarina ny Rova sa Mendrika azireo no apetraka eny amin'ny Rovan'Ambohimanga ? Hizahavana hevitra rehetra ny fanenjehina ny Fitondrana teo aloha saingy aza adino fa Solon-tenan'ny TARANAK'ANDRIANA no tompon'andraikitry ny fanamboarana ny Rova. Koa adin'ireo samy taranak'andriana raha manimbazimba ireo Mpanjaka izireo.
Ny Ministeran'ny Kolon-tsaina no manao resabe noho izany resaka Politika izany no tiana taritina.



Ny vatan'orony no takatry ny masony farany, ary biby iray no fantany teto ambonin'ny tany.
10. xxx ( 12/05/2009 09:54)
Refa mandray resaka ry essera dia vakio aloha zay voalaza teo aloha fa tsy afa-panadinana lava ty elah ty ,hors sujet foana, ny anelah dia i penguin mintsy no tsy zakan'elah ,satria tsy hitovy lenta @ lery elah na handeha mbakan'iny lohakelinao iny aza
11. penguin ( 12/05/2009 11:05)
Misaotra anao fa na izany aza dia aleo miseho fa mifangaro voraka ity mpanao xxx ity. Izaho tsy avo lenta akory fa ny "Train à Grande Vitesse" fotsiny no fantatro fa tsisy eto Madagasikara =)) =)) =)) . Ny tgvendrana no misy =)) =))
12. fijo ( 12/05/2009 22:40)
aza mifamaly adalana amin'ireo ra penguin fa ireo anie ka voanjobory ny atidohany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1628