zavatra nisy 2002 vraie histoire

1. rpetit ( 12/05/2009 06:53)
Raikitra ny tolona tam 2002 .niara niainky isika teto
-vaky ny banky centrale ,very tao ny vola 25000 miisa 5 contenaira
ireto avy no nahazo ny vola dia araho tsara ny tantara
sofia-tantely andrianarv-deba-pierrot - de gouvernopra tamtamve
tratra farany i pierrot, de napetrany tamin'i ANDRY tgv ny vola 1 contenera
de niroborobo ny INJET ary milliardaire veti2 TGv , natao ny contrat de zao mitak ny trosany PIERROT , dia izao no zavamis
Ratsirahonana conseillé TGV (AVI) avdersaire pierrot
Monja roindefo efa nanakana zany oe adversaire pierrot
i TGV nefa tsy afa-miala am PIERROT donc raikitra ny ady an-trano
ny 177 milliard naodina tsy hay fa ny an'(i ANDRY zany mission accomplie
zany no zava-misy de efa manomboka hampody ani'i deba mianakavy n,ndray ry pierrot- farany tapona ny daomy
ANONTANIO FA MISY OLONA MAHALALA BETSAKA IO TANTARA IO
----
hafatra kely : tsy azo hodian-tsy hita ny tantara
mahaleo : FANJAKANA LOHAM-BOTO TSY %MBA METY HO ELA VELONA
novalian'i xxx ny 12/05/2009 10:40
2. xxx ( 12/05/2009 08:24)
bla bla bla bla bla bla bla bla bla

mba zavatra hafa ahay no tenenina fa tsssssssssss
rah zava-marina ve izany dia hamela fotsiny @ zao ny fiton-dran'ny Levalo???
Hamorona dossier hanagadrana olona aza atao mainka fa misy an'zany???
vendrana be ny tsahonao ry bandy kely a,
de zavatra nitranga t@ 2002 de i Andry vao miana-mandady t@ 2007 no izay vao nahatanteraka an'le tanjona,
fopla be :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

blabla bla bla bla bla bla blab blablablablablablalbabalblablalabalb
3. andrywui ( 12/05/2009 08:52)
rpetit == natory tsara ve ise halina ?? tsy namonjy soirée ??
4. locl ( 12/05/2009 08:54)
aza dia omena tebahana ny olona ry xxx a! Avelao izy haneho ny heviny, hoatranao mba mitatara ny nofinao indraindray...le tery @ mosolé iny.
Ny marina aloha dia misy engrenage be ao @ amin'io fitondrana io ka ny fipoahana avy eo no tsy laitra ho an'izay mankafy azy
5. xxx ( 12/05/2009 08:57)
koa nga izy mitantara nofy fa tena manofy e
manofy miteny mintsy angamba ilehio
6. andrywui ( 12/05/2009 09:12)
rpetit anie tena tsy natory mihitsy halina kou nanonofy ahoana ary ?? olona ts matory ve hanofy ? sa ny Tim mihitsy no efa hazo amorotevana def manofy miiratra ,domelina ,very saina ,!!!!
7. accolade ( 12/05/2009 09:12)
Ssssss ! Aza miteny mafy sao taitra eo leiry....... ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
8. essera ( 12/05/2009 09:46)
NANINONA NO TSY NODRADRADRADRAINA SY NAMPIDIRINA AM-PONJA TAMIN'IZANY FOTOANA I TGV FA NAVELA NANOHY NY ORIN'ASA.

Azon-dRa8 natao ny namorona dossier momba an'i TGV 7 taona lasa raha nitombina ilay izy fa naninona no tsy nandre an'izany mihitsy aho fa resaka fametahana panneau publicitaire no nisian'ny fifandirana tamin'i INJET hatram zay.
9. xxx ( 12/05/2009 09:59)
tsy mahara vaovao ty essera ty zany toa mbola tsy hain'elah hatraminin'izao no tena fandehany fa inona no tena ao anaty lohanareo nama a
10. xxx ( 12/05/2009 10:40)
tsy mahara vaovao ty essera ty zany toa mbola tsy hain'elah hatraminin'izao no tena fandehany fa inona no tena ao anaty lohanareo nama a

essera no tsy mahara-baovao sa ianareo no manao Tsaho tsy mari-pototra??,

efa hoe mamorona dossier aza vitan'i le Ravalo iny koa maika fa misy dossier maloto azo anasoketaina olona tsara???
Mba misaina reefa manely tsaho....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0578