Les faux Malgaches d’ailleurs

1. ravalotgv ( 11/05/2009 21:33)
Que savent-ils exactement de Madagascar, dans la semaine ?
De l’intox sur Internet. Merci sobika.com

Jeannot Ramambazafy - Journaliste

http://www.madagate.com/reportage-photo/999-les-faux-malgaches-dailleurs-decidement.html

sniff
ctrouff
gagagagaga

tena mahasaky io fa matahotra ny capsat

:@ :@ :@ :@ :@ :@
novalian'i xxx ny 12/05/2009 16:11
2. xxx ( 11/05/2009 21:43)
gasy fosika daholo zany ny eto @ serasera an
3. boubounezy ( 11/05/2009 22:02)
hihihihi aiza kosa zany é! samy ty tanindrazana zao dôly v d aona ary zany? za alou d ravalotgv no sady tgv ravalo, d ra misy hafa ndray tonga eo d za kou zany z vao2 eo iany ny tiko. tsy aleo v zay ry zareo mba tsy manairana fiainana a!"reveo manja fona zé tonga eo" c'est malheureu mais c'est ça la vérité! ka anao inn aza d ho aiza??:?
4. xxx ( 12/05/2009 05:46)
Manenjika ny sobika kay lery io, ary asehony fa kay tsy tasy gasy irery ihany no manohitra le fanjakana fopla
Mampalahelo refa tsy mivelatsaina de ao an-tanàna badraodra,
Izahay aty sady manaraka akaiky ny zava-misy rehetra any no mitondra vaovao eto ,
Tsy mahay manoratra teny gasy koa ozy i jeannot R????
mandiniha kely rehefa hiteny ry tonton fa tsy mipetraka any Madagasikara daholo akory izahay manoratra teny gasy eto @ ity namana.serasera.com eto
5. accolade ( 12/05/2009 09:09)
Izany no atao hoe mpanao gazety mahay ny asany. Tsy mpitsikera be fahatany fa nandinika ny TENA ZAVA-MISY MARINA eto Madagasikara vao miteny sy maka sary.... !

Jeannot Ramambazafy - Journaliste

Misaotra anao am-panajana lehibe indrindra Tompoko, Ny gasy any ivelany any tsy mahafantatra akory ny tena iainan'ny vahoaka eto, hany ka faly mamporisika ny samy gasy hifamono !

Nifanoroka t@ vava sisa tsy nataon'i Jeneraly Fidy sy Coutity nefa nifampihaza tahaka ny mpirafy t@ 2002.... Aiza ho aiza an'izany ny toe-tsaina lian'ady ????
6. xxx ( 12/05/2009 10:06)
Hay ve i mangetotra indray e (madagate)
malheureusement pour vous GASY IZAHAY , tsy azonareo esorina io ! Fialonana moa tsy miala eny ihany ka atao akory
7. xxx ( 12/05/2009 14:04)
Faux malgaches koa anie ry Andry sy Mialy itony e, toa sady vazaha no gasy
8. xxx ( 12/05/2009 16:11)
tssss reto tena mpivahiny eto madagasikara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0484