mitombo andro aman'alina !!!

1. bazylou ( 09/05/2009 16:20)
""19h00-Louis Bernard Rakotomanga, député TIM, et 9 autres députés ont officialisé leur soutien à la HAT. Le nombre de parlementaires ayant basculé dans la transition est désormais de 40. -
18h10Le prix du riz rouge local est passé de 1050 ariary a 950 ariary le kilo

hoy orange .mg :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i 08051972 ny 10/05/2009 14:45
2. locl ( 09/05/2009 20:02)
Tara loatra izany fivadihana izany ry deputé a! Efa akaiky ny retour à l'envoieur ve vao manampakevitra, dia ahoana indray rehefa avy eo ny hatao, hiverina ve? Zay tsy mila an
3. ravalotgv ( 09/05/2009 20:44)
faly ery bazily
sniff
tcroufff

:^) :^) :^) :^)
4. Mirananirina ( 10/05/2009 10:13)
Louis Bernard Rakotomanga, député TIM, et 9 autres députés ont officialisé leur soutien à la HAT. Le nombre de parlementaires ayant basculé dans la transition est désormais de 40. -

Ka izy no eo amin'ny fanjakana
5. 08051972 ( 10/05/2009 14:45)
Slt daôl!
Zà ndray alo tsy momba n'izan'iza fa kosa manamelok'azy rôlahy mianaka ho tompon'andraikitra mivantana @ fahapotehin'ny firenna Malagsy! Raha tiambaôka na i Andry na i Ra8 de avelao ny vaôka no aleo hifidy ze tiny e! Ampy kosa angamba izay ny fifampiderana hery sy ny fahefana ! Ka n'aiza n'aiza firenena de tsy mbola nisy mpitondra lanim-bahôka 100% izany fa ny mahay mipetraka ze resy e! NY FANAVOTAMPIRENENA no tokony himasoina raha tena tiatanindrazana fa olona toy izany no ilain'ny firenentsaika fa tsy olona mivarotra tanindrazana toy ny t@ andro fahagola ka nahatongantsika ho "zanantany"! 8O 8O :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.055