Tratran-draHery ao ambany ao lery hoa e,
ary efa fampiasan'i andryui ihany io ps io , ary elah ty zany tim refa xxx , de mifadika tgv refa mipoitra klé
Zo anao tanteraka izany saingy mba manàna hazon-damosina ihany refa mb milaza zava misy é,fantatro ianao fa miroa saina fa tsy misy ny mahadiso an'izany é,refa tsy mety dia tsorina hoe tsy mety zao fomban-i tgv zao ,refa mety dia inona no olana firenena no tandrovana