hidina ny PPN ho faly ny tantsaha mpamokatra
1. zoam
(
07/05/2009 07:21)
ho 500Ar ny kilao @ vary dia ho faly daholo ny tantsaha 85% ny malagasy
tadidio ny tany haiti firenena mpamboly vary sy manondrana nefa ankehitriny na ny tanimbary hambolanena aza tsy voakarakara intsony fa lasa miankina amin'ny vary avy any etazonia.resultat lasa firenena faran'izay mahantra eratany i haiti.

novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:11
2. zoam
(
07/05/2009 07:26)
reportage vao haingana io ary hita fa tsy tsara loatra ny fiankinana @ zavatra mora any ivelany,noho io vidina vary morabe io dia simba tanteraka i haiti satria le mpamboly vary tao antoerana tsy mahavelona intsony ny mponina dia navelany ,simba tanteraka io firenenana io ankehitriny satria na le vary lazaina fa mora aza tsy zakan'ny mponina intony ny vidiny ka izay ve no tokony ho averina eto madagascar.
Tsara ny manararika fa i haiti sy madagascar dia mitovitovy eo resaka politika
Tsara ny manararika fa i haiti sy madagascar dia mitovitovy eo resaka politika
5. xxx
(
07/05/2009 08:34)
ny desert arabie ve no hambolena vary amidy mora aty dago sa ahoana sa hanao blachisement d'argent.
6. TWING
(
07/05/2009 08:37)
xxx
ka ny varin tantsaha amidy @ vidiny 1000 Ar dia mividy @ 500 izy dia mba vary 1kg lasa 2kg ny ao antrano.
Tahity "boite de nuit" no fantatro fa Haiti tsy Dago e
ka ny varin tantsaha amidy @ vidiny 1000 Ar dia mividy @ 500 izy dia mba vary 1kg lasa 2kg ny ao antrano.
Tahity "boite de nuit" no fantatro fa Haiti tsy Dago e
8. xxx
(
07/05/2009 13:27)
ny sasany wa d faly fa mamelona orinasa vahiny, faly ny arabo fa vidiany gasy kely saina ny vokany hamidy mora hono, velona tsara ny mpamboly any @ zareo fa neny malagasy hatao zay hahafaty azy.Mba nisy orinasa malagasy nihezaka fa d no potehina sy nidorana izy ankehitriny.