TAFITA I TGV KELY
1. ravalotgv
(
06/05/2009 19:09)
SNIFF
MPI WAWAWA SISA TAVELA FA TAFITA IHANY LE BOAIKELY IO AN NA HANAO ZAVATRA TSY MAHAFALY NY MALAGASY AZA IZY DIA HO TAFITA IHANY
O RE OUL OO AZA DE OMENA TSINY RE IZY FA MALAGASY IHANY EE
TOKONY HATAO ZE HANDEHANANA MIALOHA NA DIA TSY MISY FILOHA AZA
ALEO ALAMINA NY TANANA
AZA ASIANA ROTAKA INTSONY FA MANJARY TSY MAHITA ENTANA NY BANDY MBA HANIDINANA
CALMEO ALOHA NY JEU RY TIM FA AFAKA RECUPERENA NY VERY AA VOLA FITADY EE ZE KELY IO VE NO POTIKA DIA HAMPITOMANY. ALEO ALOHA MODIANA HADINO KELY RA8 FA MANJARY MANAO KRIZY CARDIAQUE EO IZY
DE ALEO AMBOARINA NY AHATONGA AN I HERY HO FILOHA
SNIFF
TCROUFF
MISAOTRA EEE
:^) :^) :^) :^) :^)

novalian'i xxx ny 08/05/2009 11:41
2. xxx
(
06/05/2009 20:22)
Ty misy calmant kely @fo madio sy tena mazava.
http://www.africa-hits-you.com/video/906/clips-ndombolo-gongo (l) (l)

3. xxx
(
06/05/2009 23:28)
tsy maintsy miantsy tsy hita maso ihany kah ny résitance misy foana io na t@ mpanjanaka na didy jadona
misaotra alooha @ le ndombolo
misaotra alooha @ le ndombolo
7. xxx
(
07/05/2009 07:24)
voalohany aloha ry lé kely ati-doha ity dia tsy misy hijery izay dombolo an'élà any , ho an'élà io dia tazony ho an'élà sy ny taranaka amamdimbin'élà , rehefa voatsindry sasa-miarina ao dia manajà tena fa sao mbola hotsindriana ka ny sarin'élà manao dombolo mihintsy no hasaeho eo VENDRANAAAAAAAAAAAAAAA BE
8. xxx
(
08/05/2009 11:41)
xxx:

Ny zavatra voasoratra ry lelen' ty tsy maintsy vakiana a! aseseo- pory ao anaty loha-porin' elah 'zany!!!
=)) =)) =))