ny sarin'ny tgv

1. bazylou ( 07/05/2009 00:20)
izao no misolo ireo rehetra any amin'ny misistera sy nyfokotany!!!!!! efa lany daty le le8!!!! :-D :-D
novalian'i xxx ny 07/05/2009 22:37
2. xxx ( 07/05/2009 00:30)
Mitapy marina le tary ty
fa refa mitondra ve tsy zay no tokony ho izy
3. razily1 ( 07/05/2009 10:12)
aleo ny sariko no atao any le mitondra saina inyno aparitaka aa
efa miparitaka eran ny net izy zao

:^) :^) :^)
4. andrywui ( 07/05/2009 17:22)
Mitapy marina le tary ty
fa refa mitondra ve tsy zay no tokony ho izy


xxx1 a !! tsy oe refa mitondra no izy fa rehefa mpitondra sy lasa Filoha
hay ve manaiky ihany ny TIM fa filoha ny tgv ee!!
5. xxx ( 07/05/2009 22:37)
Diso be elah andrywui filohany tetezamita i andry, ny filohan'i Madagasikara légitime dia mbola R8 aloha zao , ary manaraha vaovao fa tsy laozanareo mijery dessin animé fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0675