MIHEVITRA NY TGV FA HAMPIASA VOLA BOJY NG0 NY ARABO ETO M/CA

1. xxx ( 05/05/2009 13:04)
Tena misy olona tsy misaina fa mihevitra fa hampiasa vola maimaim-poana hono ny arabo eto amintsika ,
Refa tsy mahazo vola avy any @ tandrefana ve enao tsy fantany fa latsaka an-katerena va mitsontsona any aminy any
Tsy nisy finacement paralely nandeha zany teto mada fa aza ,manantena tsy misy
Hoy le ranamana zay t@ andron'ny dadamalama vava Andriamanjato zany é,tany tany atsimo retra reny no takalo,de nankaiza tsika vita matavy toe i Zafy sy Andriamanjato de zao ny zanany ndray no mitady hihidi-kizo
2. xxx ( 05/05/2009 13:06)
Io lehiretsy tsy ho tonga lavitra a, efa miparitaka be io ny capsat sy tgv tsy hay intsony hoe ahoana fa ny adjudant kely reny aza de masahy milaza fa tsy mila baiko avy any @ HAT zany
3. benkintana ( 05/05/2009 13:19)
Bombardeko eo io lapakely io fa mitady hanao mpitondra voyou ty sefonareo ty ry Malagasy
4. andrywui ( 05/05/2009 13:27)
Natao hanapetsa ny TIM sy ny forongony fotsiny io bandy charles io fa tsy hita ze hamehezana anle Tim teo Amboja teo reny de io no mety aminy !!! vao rahonandra charles kely de raiki tahotra sy pipi kloty daol ny Tim e !!
--- ny arabo de ampiasa vola ! tsy midika akory zany fa hanao fampihorohoroana eto izy na hampiditra mafia sns.... ao amerika aza feno arabo mampiasa vola nefa jereo ny zavatra efa nataony tao !!
-sady mila firenena na olona manambola hampiasainy ny volany mihitsy zao ny malagasy !!!
5. xxx ( 05/05/2009 13:31)
I charlot ve zany é, olona kely mampé otranareo ihany zany é
6. benkintana ( 05/05/2009 13:33)
Ny benkintana mahafehy ny zavatra ao aminy fa elah ny capsat tsy voafehinao akory ,tsy mahazo mandeha lavitra tonga de BOUM
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1398