Fa ianao moa no izy no mampihorohoro ny vahoaka ??

1. Noue ( 05/05/2009 07:46)
[URL=http://img528.imageshack.us/my.php?image=unesbiby.jpg][IMG]http://img528.imageshack.us/img528/7713/unesbiby.jpg[/IMG][/URL]

Fa ianao no iza no miseho milay @ ity mampihorohoro ny vahoaka ity??

[size=70]Nampiaka-peo ny Cdt Charles Andrianasoavina omaly tetsy anoloan'ny Magro Ankorondrano izay tonga teny an-toerana hisambotra an'Atoa Constant Raveloson. Koa satria tsy teny an-toerana ity farany dia nanao antso mivantana teo anoloan'ny mpanao gazety vitsivitsy ny Cdt Charles Andrianasoavina ka nilaza fa: « Mitolora tena ianao Atoa Constant Raveloson raha tsy te ho sahirana. Mandehana mivantana eny Ambohibao ao amin'ny foiben'ny CNME ianao fa raha tsy izany dia hafana ny raharaha ». Nambarany ihany koa fa: «Na aiza na aiza alehan'Atoa Constant Raveloson dia tsy maintsy ho hitany ny misy azy ary raha sanatria manohitra azy dia ho hafa ny fandehan-javatra ».
Araka ny nambaran'ny Cdt Charles Andrianasoavina ihany dia isan'ny olona namoahana didy fampisamborana Atoa Constant Raveloson ka izany no antony ikarohan'izy ireo azy. Tsy izy irery no ao anatin'izany lisitry izany fa marobe, araka ny fanazavana ihany. Mahakasika an'Atoa Constant Raveloson manokana kosa dia nilaza ny Cdt Charles Andrianasoavina fa: «Noho ity farany nanao fandrahonana ho faty azy sy ny miaramilany sady nanala-baraka azy imasom-bahoaka ka nilaza azy ho mpifoka rongony no isan'ny anton'izao fisamborana azy izao ». nilaza ihany koa ireto miaramila ireto fa: « tsy hosamborin'izy ireo i Satrobory satria tsy misy lanjany aminy ».
[/size]
novalian'i xxx ny 05/05/2009 22:28
2. essera ( 05/05/2009 08:03)
Noue:

Fa ianao no iza no miseho milay @ ity mampihorohoro ny vahoaka ity??

Mametaka afisy sisa no asa fa tsy d manan-kevitra intsony. Raveloson no anisan'ny namatsy vola ny mpanipy cocktail ry Noue fa in ar ty.


3. Noue ( 05/05/2009 08:06)
kinona no olanao ry essera aa??? ny fahamarinana rehetra tsisy zakanao!! ny habibiana ataon'io olona io sy ny capsat-nao no zakanao!! tadidio nefa fa olombelona misy fo sy miaina ianao ary MALAGASY !! dia aminao ve rariny zao mampihorohoro olona tsisy farany zao??? :evil: :evil: :evil: :evil:
4. xxx ( 05/05/2009 08:18)
IZY no ilay mesia nandrasan'ny HAT e! nampandry izao tany izao, milamina ny saindry zareo manana an'azy ary de vitany daholo izay kasainy hatao, voalaza tao @ Radio Antsiva izao fa de azony ihany koa ingahy Constand, farany ry zareo no hanjaka @ ty tany ty e!
ny ratsy anie matetika ela velona e!
ho ela velona ianao mon commandant ho reharehan'ny devoly rehetra
5. mihitsy ( 05/05/2009 08:20)
ary ny habibiana vitandra8 odianao fanina ve ry noue? tsy hitanao ny fampihorohorona vitandra8? na le praiministra vehivavy ann'ny fiarovana sahy nidemissionne nofelahiny tehimaina inona aminao
commandant Charles no tena hitako fa tia tanindrazana fa tsy ohatra anao malahelo seza sy very ny sosy de manakorontana ny fiainam-bahoaka efa milamina, sa moa enao mipetraka any andafy de tsy fantatrao zany? fa ny tombotsoanao ihany no arovanao?
6. bozyboleta ( 05/05/2009 08:30)
commandant Charles no tena hitako fa tia tanindrazana


BIBY otran'io ve no tia tanindrazana? Tanindrazam-poza angamba.

manakorontana ny fiainam-bahoaka efa milamina


Fiainan'ny foza no milamina amin'izao.
7. namanabe ( 05/05/2009 08:31)
aza hahilika amin 'ny sasany ny devolinareo , milaza azy ho mpanonona lava ny anaran'Andriamanitra i tsiafo , nefa mbola tsy nahita azy nampihavana mihintsy aho teto fa mandrangita sy mampiady fotsiny

hany ka mikorontana ny firenena dia maty hatramin'ny soavalindra8

aoka sa handray ny andraikiny amin'izao toe-javatra izao
8. xxx ( 05/05/2009 08:33)
bozyboleta mana-biby olona dia ny valiny dia ity BIBY ARY MBOLA AMBANY NOHO NY BIBY IANAO ARY TSY FANAO IANAO FA I TENA
9. tsiafoi1 ( 05/05/2009 08:34)

Mahitsy : Eo aminao ny basy de aminao ny hery... Saingy ny hery tsy mahaleo ny fanahy ry sakaiza. Mbola ho avy ny fotoana hanaovan-dRaSarla hoe "Tsy sitrako izao".
Efa namoy ny vadiny tao anatin'ny indray mipi-maso monja izy "arrét cardiaque". Efa kapok'Andriamanitra izany, nefa mbola minia manao izao habibiana izao izy, satria mihevitra fa ny vady toy ny tseroka azo kosehina... Fa rehefa ny mafimafy noho izany angamba zay vao hody ny sainy. Asa loatra lahy, fa manao an'Andriamanitra tsy misy angaha...
10. coucou2 ( 05/05/2009 08:35)
essera:

Noue:

Fa ianao no iza no miseho milay @ ity mampihorohoro ny vahoaka ity??

Mametaka afisy sisa no asa fa tsy d manan-kevitra intsony. Raveloson no anisan'ny namatsy vola ny mpanipy cocktail ry Noue fa in ar ty.


asehoy ny porofo fa aza manendrikendrika. Rehefa tsy mahazaka ny fahamarinana voalaza eny ambojatovo dia mipetraha tsara.Ny mpanara-dia an'i TGV no efa zatra omena vola sy karamaina hanimba.


11. namanabe ( 05/05/2009 08:36)
MBA DINIHO NY HALA-BATO ? FIFIDIANANA TSY MANDEHA AMIN NY LAONINY FIAMPIANDANIANANA ? TSY FANARAHAN DALANA FIFOSANA ?

DIA IZANY VE RY TSIAFO DIA MBOLA HAROVAN?A IHANY FA TSY HANARINA NY ZANAKA TIANA NO HANARINA FA TSY MISY FITIAVANA AO AMINAREO AO IZANY FA FANARAHANDRENIRANO FOTSINY

TSY MAMPANDROSO FIRENENA IZANY :twisted:
12. essera ( 05/05/2009 08:39)
Anontanio an Dadanareo hoe raha fantany izany hoe nampitondra alahelo olona izany. Izy mbola en vacances fa tsy en exil.
13. namanabe ( 05/05/2009 08:40)
NIHOROHORO TAO TOKOA ANGAHA ; NO MITENY TOA IZANY ? TSY MISY MAMPIOROHORO ? FA NY INTERPRETATION ANAO IZANY. FA DIA NY COCO ANAO MIHINTSY NO TSY NORMAL

IZAHAY MIARO NY VAHOAKA MADINIKA ARY LAVITRA ANAY NY MAMPIHOROHOR
:idea:
14. xxx ( 05/05/2009 08:44)
sambory letsy sarla kely i tezeve a.De elah indray no mba prezidan'ny Hazo Amoron-Tevana
15. xxx ( 05/05/2009 08:44)
zatra mpampijaly olona ry tsiafo sy ny namany ka nony voahitsy ny felaka nandrivorivo vao lasa mitapitapy eo daholo

apiriato ao ry noa a! aza hamelana fa ataovy mihorohoro hatramin'ny farany mbà tsy afaka hanao ABUS DE POUVOIR intsony

valifingika fingaka e !
16. xxx ( 05/05/2009 08:46)
anay aby any mahazaka rehefa atao fa raha ataonay lasa maka saina any isalo any e!
17. xxx ( 05/05/2009 08:47)
MISY FAHAVOAZANA IZAY NANORATRA ITY SUJET ITY

:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
18. namanabe ( 05/05/2009 08:48)
itsiafo mpisolelaka be fahatany fotsiny :o
19. besandry ( 05/05/2009 08:51)
Dadatoa anie tsy misangy ny mpananao didyjadona sy ny miavonavona sy ny mpanambony tena ary ny mpanaporitra ny vahoaka madinika fa tonga dia kapobatana 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8)

dia mbola hampian'ny caposaty 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8)
20. xxx ( 05/05/2009 08:54)
eka akapohy jiaby jiaby dia afatory dolidoly ny mpietraketraka , lasa izao !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0532