Fa ianao moa no izy no mampihorohoro ny vahoaka ??
21. xxx
(
05/05/2009 08:58)
vaovao farany: nisy nitifitra sarla kely teny Ambohibao androany t@ 11h.Mbola tsy maty tsara alo.
22. bozyboleta
(
05/05/2009 09:05)
Ny OLONA manam-panahy ary izay no tsy mampitovy ny olona @ biby.
Ny tsy manam-panahy dia BIBY.
BIBY io rasarla io satria manao fombam-biby. Na ny zavatra ataony sy lazaina ve dia mbola misy ilazana an'io ho olona????

23. essera
(
05/05/2009 09:09)
Rehefa tsy mahazaka ny fahamarinana voalaza eny ambojatovo dia mipetraha tsara.Ny mpanara-dia an'i TGV no efa zatra omena vola sy karamaina hanimba.
Dia mbola sahy mandainga ihany ve hoe nisy dia nisy ny vola nozaraina teo ambohijatovo. aleo faranana eo am resaka Group TIKO fa ohatran'ny resakyny be marenina.
24. tsiafoi1
(
05/05/2009 09:15)
Fomban'ny devoly no miampanga ny namany, ka izay ataony ihany no hiampangany azy. Tsy misy atao mahataitra rehefa tsy nisy ratsy natao.
Ny hoe misolelaka..., Hitsikiana fotsiny ihany, f'angaha tsy mahavelon-tena no hisolelaka!!! Ny amidy sy avadika ho vola efa ampy izay noratovina nandritra ny taona maro tany ampianarana. Mitango ny vokany sisa ankehitriny. Tsy mila misolelaka etsy sy eroa, fa saingy tsy afaka hangina manoloana ny rariny sy ny hitsiny, izay no mampiteny.
25. xxx
(
05/05/2009 09:17)
Elah hoa leity ry essera refa miresaka de mba le sujet vakio tsara fa tsy zay hevitra bontolo ao an-dohanao ao no entina hivatravatra eto
Dia mody hodianao tsy hita mantsy ty setrasetra ty sa raha ny dadanao no rohitina toa zao dia ho faly enao ry essera,
Ny vahoaka tsy maintsy mandresy foana par principe manoloana zao habibiana izao, tsy maintsy ho tonga zay fotoana izay

26. xxx
(
05/05/2009 09:20)
tonga dia petsa eo ry tim ,mangina @ izay aby rehefa resy .Amboa merina jiaby jiaby
27. Mirananirina
(
05/05/2009 09:38)
Fa ianao no iza no miseho milay @ ity mampihorohoro ny vahoaka ity??
Io zany lay mpampihorohoro ny vahoaka re olona a,fa tsy ny miaramila rehetra akory dia ratsy daholo.[
quote]tonga dia petsa eo ry tim ,mangina @ izay aby rehefa resy .Amboa merina jiaby jiaby[/quote] 8O 8O 8O 8O
29. xxx
(
05/05/2009 09:46)
manampanahy ve i boleta ? asehoy anay aza dia hino izahay fa tsy biby ianao :*
30. xxx
(
05/05/2009 09:47)
de mody mivadika xxx25 elah ry namanabe mantsy de mody hoe merina no amboa nefa elah io merina-rabetsy ihany
Tsia letsy ,diso hevitra ianao ,efa lany daty ny resaka toa izany
Ny masahana izao aloha dia ny fanoherana itony habibiana itony , ary io Cdt charles io sy ny mpandromba ny Droits de l'Homme alefa any La Haye ho tsaraina

31. namanabe
(
05/05/2009 09:49)
marina izany . io olona miafina ao ambadiky ny pseudo bozyboleta io no tokony hampiseho izany fanahy hananany izany sinon dia publicité mensongère , voararan'ny lalàna aby koa izany
32. penguin
(
05/05/2009 09:50)
Mbola ho avy ny anjaran'i Cdt charles -nareo fa aza maika. Vahoaka no miresaka ka samy miandry ny fidonany. Tsy izay mai-vava androany na mandritra ny tetezamita tgvendrana ihany no tavela eto an-tanin'ny Malagasy akory. FAMPIHAVANAM-PIRENENA NY FANDRAHONANA ka dia samy miandry izay hitranga eto isiaka ary.
33. besandry
(
05/05/2009 09:52)
Fa tena milay fa tsy hoe miseho milay dia aninona elà ?? te hanao aminy eo ka rehefa voa vao midadadada , mahaiza miaina amin'ny manaraka
Tsinjovy ny madinika
Tsinjovy ny madinika
35. ravalotgv
(
05/05/2009 09:56)
raikitra ny gera eto @ serasera fa ataon i komanda mirehitra ny tanana raikitra ny fisamborana ze tsy tgv sy tsy tim ary tsy arema
ho smborina koa i Noue hanaovan ny HAT mandat d arret interapsat international
sniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)

36. xxx
(
05/05/2009 10:04)
ravalotgv:
raikitra ny gera eto @ serasera fa ataon i komanda mirehitra ny tanana raikitra ny fisamborana ze tsy tgv sy tsy tim ary tsy arema
ho smborina koa i Noue hanaovan ny HAT mandat d arret interapsat international
sniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
snif snif bazylou
:-P :-P :-P :-P
37. bozyboleta
(
05/05/2009 10:11)
30. Mpandefa : namanabe [ Valio ] 05-05-2009 11:49:16:roll: :roll: :roll:
Lohateny : Re : Fa ianao moa no izy no mampihorohoro ny vahoaka ??
marina izany . io olona miafina ao ambadiky ny pseudo bozyboleta io no tokony hampiseho izany fanahy hananany izany sinon dia publicité mensongère , voararan'ny lalàna aby koa izany
Ndryyyyyyyyyy. Inn no idiran'ny publicité mensongère @ zany???
Voambolana vaovao azo ndray nga io de ampesaina na tsisy ifandraisana aza...
38. penguin
(
05/05/2009 10:15)
Roa na 1 taona izay no nirediredy teto ty salopard misary ravlotgv ity ka nanoratra hoy HITSINGOLO-BODY HANONDRO AN'AMBOHITSIROHITRA. Tsy manao izany akory ny mpandala ny ara-dàlana fa mitady hevitra hanafoanana ny tsy ara-dàlana eto amin'ny Firenena Malagasy. Tsy azo anio tratra manaraka ny tgvendrana ka aza mihemotra.
40. Noue
(
05/05/2009 10:38)
dia ozy ny tao @ gazety midi
Midi Madagascar rapporte le témoignage d'un adjudant du Capsat " Quand nous agissons, personne ne peut nous empécher ni nous donner des ordres, méme le président de la HAT Andry Rajoelina"
[size=70]« Il y aura certainement des arrestations si ces gens-là persistent à aller à Tsimbazaza. » C’est le commandant Charles Andrianasoavina de la CNME qui l’a tonné hier au Magro Ankorondrano. Cet officier et ses troupes du CAPSAT s’y sont rendus hier vers 14h30 pour arréter Constant Raveloson, l’un des meneurs du mouvement des pro-Ravalomanana. « Je suis venu ici parce que je veux avoir entre mes deux mains Constant Raveloson. Il (Constant Raveloson) m’a menacé de mort. S’il n’est pas arrété aujourd’hui (hier), il a intérét à se rendre à la CNME à Ambohibao, sinon il sera capturé dans une condition tragique. », a indiqué le Cdt Charles Andrianasoavina. Et d’enchaîner : « Après Constant Raveloson, ce sera Olivier Rakotovazaha. D’ailleurs, ces deux personnes font actuellement l’objet de mandats d’arrét. » Et Satrobory ? « Je n’ai rien à foutre avec Satrobory. Ce n’est pas vendable »., a souligné le Cdt Charles.
Violence. Le Cdt Charles Andrianasoavina s’est déclaré pour la liberté d’opinion et d’expression, mais il ne peut pas tolérer la violence sous toutes ses formes. « Tout le monde peut s’exprimer, comme ce qui s’est passé durant quelques mois sur la Place du 13 mai. Les manifestants rentrent sagement chez eux après le meeting. Mais, à partir du moment où les gens versent dans la violence, il faut que je prenne mes responsabilités. », a-t-il expliqué. Un adjudant du CAPSAT d’ajouter : « Quand nous agissons, personne ne peut nous empécher ni nous donner des ordres, méme le président de la HAT Andry Rajoelina. »[/size]