Fa ianao moa no izy no mampihorohoro ny vahoaka ??

41. Noue ( 05/05/2009 10:42)
ary mba sahy koa lery milaza an'ity eee!!!!

Le Cdt Charles Andrianasoavina s’est déclaré pour la liberté d’opinion et d’expression, mais il ne peut pas tolérer la violence sous toutes ses formes.
nefa iza no tena lohan'ny mpanao violence ao ???
"yonikafopl":
Hita mintsy we mpandrongony
raha tsy zany ve hanao an'zao???
42. ravalotgv ( 05/05/2009 10:56)
SNIFF
TCROUFF

mpandrongony zany zao no manjaka @ tanana an
ho samborina koa i Noue sy ry yonikafopla raha mbola manketo @ serasera
fa feno koa eto

sniff
tcrouff

samborin i salopar hono
:^) :^) :^) :^) :^)
43. andrywui ( 05/05/2009 12:57)
raha tsy nisy an'io cdt charles nanafay sy nampilefitra tanteraka ny Tim io angah nisy zavabanona teto fa mety nihogahoga sy nandroba teto m/car teo foan le TIM !! zao nipirina tsara tsary nisy sahy nihetsika aby fa petsa be !!!! nirahina hanao be loha sy hampipirina ny TIM io bandy io e !!! de nandaitra le fika fa tena petsa 100% le TIM kely be taimbava be teo
44. benkintana ( 05/05/2009 13:16)
Refa tsy sahy miseho be taimbava ntsony ve elah ry andrywui de nivadika serza, hiafina aiza eo ela fa ataovy mitady vola mafia eo ihany fa darohako hatrany an-kaboné eo ,bombardeko eo io lapakely io
45. fijo ( 05/05/2009 20:47)
ô ry tsiafoy an,izahay koa manao izany andriamanitra izany tsy misy fa tsy biby toa io racharles io
46. xxx ( 05/05/2009 22:28)
Ka charlot anio io fijo é, tsy olona ty raika ty na biby fa zavatra tsisy zany hoe fo izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4308