FIKA BE MAHATSIRAVINA NO KOTREHINA ATO @ FOIBE TGV
1. TEGEVE
(
05/05/2009 10:13)
Anaka isany
-ny antony andefasana ny capsat foana,
-ny tsy hipoiran'ny fahefana
Polifika be le izy ,dia izao;
Vaky tanteraka ny lohanay ato @ foibe fa tsy mahita vola intsony hanohizany ity fitondrana ity (efa nahemotray aza ny fotoana hifidianana filoham-pirenena),noho izany dia voatery izahay nitoditoha any @ sarebaka( ny tandrefana efa namotsotra anay mantsy)
Ka le tena fika dia izao tsy mbola fantatra koa ny avy @ ndry zalahy sarebaka reto vao ho tonga,ka raha misy tsy miady atsy ho atsy dia afaka manilika izahay fa hoe ny capsat no nanamorika
Zany no mba fikan-dry zalahy ato !!!
asa izany na vendrana na tsia???
(l) (l)
-ny antony andefasana ny capsat foana,
-ny tsy hipoiran'ny fahefana
Polifika be le izy ,dia izao;
Vaky tanteraka ny lohanay ato @ foibe fa tsy mahita vola intsony hanohizany ity fitondrana ity (efa nahemotray aza ny fotoana hifidianana filoham-pirenena),noho izany dia voatery izahay nitoditoha any @ sarebaka( ny tandrefana efa namotsotra anay mantsy)
Ka le tena fika dia izao tsy mbola fantatra koa ny avy @ ndry zalahy sarebaka reto vao ho tonga,ka raha misy tsy miady atsy ho atsy dia afaka manilika izahay fa hoe ny capsat no nanamorika
Zany no mba fikan-dry zalahy ato !!!
asa izany na vendrana na tsia???
(l) (l)
novalian'i ravalotgv ny 05/05/2009 22:15
2. essera
(
05/05/2009 10:17)
Fikana mpisolelaka be koa le adklé an-draTEGEVE. Mba mijoroa amin'ny maha ianao anao e.
3. xxx
(
05/05/2009 10:22)
Marina leisy ny anelah TEZEVE a,ataovy ny ampamoaka , fa misaotra anao ny pokona é,tena vendrana marina ry zalahy zany klé
4. xxx
(
05/05/2009 10:24)
Hay ve essera tsy mahalala an'i TEGEVE é,hanontanio ao ny foibe leisy a, elah koa anie be sermona nefa tsy maharaka vaovao akory é
5. tsiafoi1
(
05/05/2009 10:31)
Todio hoa ny lasa....
Taloha kelin'ny nandehanan-dRatsiraka de nampiasa hery izy t@'ny alalan'ireo miaramila resep zay lasa capsat... teo @'ny 13mai sy teny Iavoloha, nanapaka tetezana, nampihorohoro.... Aina firifiry no nafoy tamin'izany???... Nieritreritr'izy fa hitoetra haharitra, saingy nitsimbadika ihany ny rasa...
Taloha kelin'ny nandehanan'ny Filoha Ravalomanana de nampiasa hery izy t@'ny alalan'ireo emonat sy emoreg ... teo @'ny 13mai sy teny Ambatobe.... Aina firifiry no nafoy t@'izany???? Nieritreritr'izy fa hitoetra haharitra, saingy nitsimbadika ihany ny rasa....
Aloha kelin'ny handehanan'ny Rajoelina de mampiasa hery izy, ary hampiasa @'ny alalan'ireo miaramila sy gendarme...teo @'ny 13mai, kianjan'Ambohijatovo, Magro sy ny manodidina rehetra... Aina firifiry no efa nafoy sy mbola hafoy amin'izany????? Mieritreritr'izy fa hitoetra haharitra, saingy Hitsimbadika ihany hoa ny rasa....
Tsy aleo ve manao fialan'ny jiosy toy ilay raikalahy malama, rehefa vita ny bizna, azo ny vola, de mody snob niteny hoe : "Tsy hanao politika intsony aho"
7. penguin
(
05/05/2009 10:44)
I penguin mandala ny ara-dàlana ary tsy mila tgvendrana saingy tsy manaratsy ny ISLAMIC FINANCE izay hiadivan'ny manantsaina rondoha amin'izao. Misy azy daholo ireo tany vaventy ireo fa aza variana ry akama.
Ny mahasosotra amin'ny tgvendrana kosa dia ilay mampifangaro resaka ka milaza manala demony sy manonontonina an'i Jesosy Kristy lava nefa miantsampy amin'ny tsy miresaka Jesosy. Izany rehefa tgvendrana: hafa ny tondroin'ny tànana hafa ny halehan'ny molony.
Ny mahasosotra amin'ny tgvendrana kosa dia ilay mampifangaro resaka ka milaza manala demony sy manonontonina an'i Jesosy Kristy lava nefa miantsampy amin'ny tsy miresaka Jesosy. Izany rehefa tgvendrana: hafa ny tondroin'ny tànana hafa ny halehan'ny molony.
8. xxx
(
05/05/2009 10:55)
Io resaka io anie penguin efa hita fa tena fa vendrana é, na le tarikely mpanoha na azy ato ary tsy mandeha @ laoniny ntsony ny resany fa manao resaka mamon-drogony
9. andrywui
(
05/05/2009 10:59)
penguin aa! papa a !! sarotra be mitsy ny manazava resaka amin ndrangah !! resaka tokony ho hazavaina amin'ny olona normal 4mn !! tapa-kandro maninjitra mandahatra azy minalah foana !!! efa hoe tsy misy hifandraisn'ny resaka arapîvavahana sy ny resaka ara tsosialy ry nandra a !!! de mbola haverina amlah ndray zao zay ref any ambonimbony any fa tsy azonlah mitsy !! pppffffffff !tena reraka amlah aho letsy ry penguin !! fa raha zazakely elah efa voafetako marina !!!!! TAPITRA
10. tsiafoi1
(
05/05/2009 11:01)
Angaredona petrole io, samy tsy hisy hanaiky ho gisitra ry zalahy ngeza ireo fa hanao ankisisika @'ny fomba mihaja sy feno diplomasia...
1-Nikorapaka aloa i Frantsa tany amboalohany, 60% ny investissements eto Dago kosa anazy daolo, ka rariny izy raha nisababaka tao..., be diplomasia loatra ka nisisihan-dry fatsouraly sy ry Ben Laden, Tsaralalana moa efa anazy rahateo, koa nahoana izy ireo no ho gisitra mba haka ny anjarany...
2-De hitazam-potsiny ve ry USA sy ny tariny. Aleo hanao hadisoana eo ihany ireo miaramila ireo!! fa hanao be fiavy ry bekintana hiaro zon'olombelona zay tokony harovana..., zay vao maty ny bizna fampihorohorona...
3-Ny kely maso aloa zao de mody mikisaka, mandinika mafy ny bizna mety atao. Ny resaka armes aloa zao no misy hidirana, ny sisin-dranomasina koa mibanaka ery...
4-Ny gasy variana mifandramatra an-trano, miady seza miozongozona hatrany... Tsisy tonga saina, fa mifampihinana an-trano, sendra mpitondra mampiditra angano...
Maty aho fireneko ! am-po mieritreritra
11. benkintana
(
05/05/2009 11:28)
Ataovinareo mpitondra malagasy eo ihany moa io milalao ody tavaratra io fa apokanay eo
12. Mirananirina
(
05/05/2009 12:44)
Ataovinareo mpitondra malagasy eo ihany moa io milalao ody tavaratra io fa apokanay eo
inona hono zany,ireo any VOHIPENO sy ny manodidina ve
13. xxx
(
05/05/2009 12:56)
Ka mponompy sampy tony tgv tony fa tratra nanatona dadarabe any saoudi any i roindefo é
14. andrywui
(
05/05/2009 13:33)
penguin aa! papa a !! sarotra be mitsy ny manazava resaka amin ndrangah !! resaka tokony ho hazavaina amin'ny olona normal 4mn !! tapa-kandro maninjitra mandahatra azy aminalah foana !!! efa hoe tsy misy hifandraisan'ny resaka arapîvavahana sy ny resaka ara tsosialy ry nandra a !!! de mbola haverina amlah ndray zao zay ref any ambonimbony any fa tsy azonlah mitsy !! pppffffffff ! tena reraka amlah aho letsy ry penguin !! fa raha zazakely elah efa voafetako marina !!!!! TAPITRA
15. xxx
(
05/05/2009 13:44)
Aza be taraina eo lesy elah ry andrywui te hiditra ato @ resak'olon-dehibe koa eo vao be konetaka eo
16. fijo
(
05/05/2009 20:43)
io resak'i tsiafoi io no somary manazava bebe kokoa ny zavatra misy ao mada
17. xxx
(
05/05/2009 21:31)
Dia diniho tsara le resaka @ sisa ry andrywui fa mandany fotoana hanenjika an'i penguin sy lemenakely eo fotsiny elah ,mba matotra !!!
18. ravalotgv
(
05/05/2009 22:15)
milay zany fika be mahatsiravina izany aleo hafenina fa mbola tsy vonona ny scanner
tchrouff
sniff
ny internet mantsy ee
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
tchrouff
sniff
ny internet mantsy ee
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
