Dia "isolé" tsy ahoan'ny olona akory na ny resakao aza, satria ianao tsinn tsy mba misokatra @ hafa, avy eo na hitsaoka handositra toa an-dRa-8 aza tsy hahita aleha! Ra-8 paka ronono tsy anampo hoe hitsaoka any Afrika aty aoriana an! Mino tanteraka aho fa mi-reconnaitre izy ankehitriny fa nilainy ihany i Afrika! :-D :-D :-D :-P