Tsy mila bekitana eropa sino japone afrika

1. SerzaKomanda ( 05/05/2009 12:53)
arabo+basy ihany
novalian'i xxx ny 06/05/2009 16:08
2. benkintana ( 05/05/2009 13:45)
BOUM BOUM aza atoa resaka masiso ry tgv , darohako hatrany an-kaboné
3. rakaroka ( 06/05/2009 14:56)
Dia "isolé" tsy ahoan'ny olona akory na ny resakao aza, satria ianao tsinn tsy mba misokatra @ hafa, avy eo na hitsaoka handositra toa an-dRa-8 aza tsy hahita aleha! Ra-8 paka ronono tsy anampo hoe hitsaoka any Afrika aty aoriana an! Mino tanteraka aho fa mi-reconnaitre izy ankehitriny fa nilainy ihany i Afrika! :-D :-D :-D :-P
4. xxx ( 06/05/2009 16:08)
ka resaka tgvendrana anie io ry rakaroka é ,tsy mahagaga raha dinganin'olona fotsiny ,capsat a capsat
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1507