resy ra8 na eto @ serasera aza tsiky de tezitra ny tgv
1. xxx
(
05/05/2009 07:43)
resy ra8 sy tgv fa ny capsat zao no mitondra satria na i andry tgv aza tsy mahazo manakana azy ireo mampitandrina koa izy ireo fa raha manakorotana ny tgv dia hosamborina
ataon i ndefo mirehitra daholo mody atao hoe i andry no eo fa lery no tena atidoha
mahery ndaty io ka
ataon i ndefo mirehitra daholo mody atao hoe i andry no eo fa lery no tena atidoha
mahery ndaty io ka
répondu par ravalotgv le 05/05/2009 10:39
2. Noue
(
05/05/2009 07:48)
na i ndefo aza nga moa afaka hanao inona ee?? ny capsat no manjaka @ zao fotoana izao !! zay no mahatonga an'i ndefo na ny haT de trahison tsisy sahy miteny :^) :^) :^) :^)
3. tsiafoi1
(
05/05/2009 08:00)
Tsy hisy hahahetsika manoloana ny basy aman-tafondro, na iza na iza. Mba nanao toy izany anie ry Saddam Hussein ireny fa rehefa tonga ny mahery noho izy nidaraboka ihany e...
Mbola hitsimbadika ny tantara de iny basy arangarangan'ny capsat iny no afotiny any @'ny HAT. Efa nahazo expérience zao ny miaramila fa tsisy mahery manoloana ny basy na jeneraly na maresaly, ary io raha ho faty aho, matesa rahavana, raha ho faty rahavana matesa ny omby...
5. xxx
(
05/05/2009 09:12)
Refa tsy misy ambara enao ry essera dia hakatony ny vava,
Marina ve fa tsy capsat no tena mitondra ny baolina !!!,aza mody fanina leity a!!!
Marina ve fa tsy capsat no tena mitondra ny baolina !!!,aza mody fanina leity a!!!
6. tsiafoi1
(
05/05/2009 09:20)
essera a, ka tsy maintsy COURAGE FOANA, raha mbola velon'aina, indrindra moa fa manana ny FINOANA MAHERY sy FANAHY MASINA mampahery ao anaty.
8. xxx
(
05/05/2009 10:01)
Io ry mirana tsy mijanona eo a, mbola ho faizin'ny vahoaka aloha io capsat io de ampiakarina any fitsarana La Haye any fa nandatsaka ny rà Malagasy loatra ,
