Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rrand ( 02/05/2009 11:21)
Aza misy mividy entana vitan'ny FRANTAY
Azo atao tsara no manao guerre economique ary raha miray hina isika malagasy dia io no tena mahomby. Azo atao tsara no my boycotte an'ireto : - SCORE - LEADER PRICE - TOTAL Efa zava-dehibe raha... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 03/05/2009 07:40
xxx ( 02/05/2009 09:13)
wanted
Tsy dia maharaka vaovao loatra aho fa hitako teto amin'ny serasera fa wanted koa hono i Charles Rabemananjara. Azavao fa tsy azoko.... tohiny
novalian'i delapre ny 05/05/2009 15:58
xxx ( 02/05/2009 07:18)
source du problème de madagascar
Guerre d'interét franco americain pour cause '' le pétrole " Partout en afrique ou on va commencer l'éxploitation pétrolière 'par les francais (total) Madagascar s'y est ensombré dans leurs m... tohiny
novalian'i endrika01 ny 02/05/2009 15:21
diamondra27 ( 02/05/2009 06:57)
demande d'asile politika sud af
nanao demande d'asile politika any sudaf i dada, tsy hay zay tena dikan'izany ary tsy mbola nanome fanazavana izy. Mino aho anefa fa manaraka akiky dia akaiky ity raharaham_pirenena ity izy ary mbola... tohiny
novalian'i xxx ny 04/05/2009 14:23
deric ( 02/05/2009 06:20)
Telechargement?
Efa nanao teléchargement aho fa tsy tafa ilay izy, mety tsy haiko angamba ny tena fanaovana azy fa andrakandrana fotsiny no nataoko. mba omeo ny tena fomba fanaovana azy e! Rehefa hita le site dia a... tohiny
novalian'i wanalen ny 01/07/2009 11:31
Oay ( 02/05/2009 04:22)
Aleo Tsy Manome Fetra Satria...
Efa nilaza moa i Oay fa TSY MISY TOMPON'NY AMPITSO FA AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY IZANY. Eny afaka manao prévision, na prédiction fa TSY MISY TANTERAKA EO RAHA TSY MAHAZO NY FANKATOAVAN'ILAY RAY... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 02/05/2009 07:32
LanyLainga ( 02/05/2009 00:00)
solonanarana xxx
Hono ho aho, fa maninona raha tsoahina any ireny xxx ireny ry Hery? Tsy azontsika gasy atao mihitsy v ny mitsotra fa ny solonarana avy no afenina? Maika izany fa rah hoe anarana? Ho ahy manokana di... tohiny
bazylou ( 01/05/2009 23:34)
tsy aleo ajanona
O ry zareo a ! Diniho tsara ihany ity ataonareo ity fa tsy mety e! Ra-8 tsy sahy hiverina aty zany koa fa nandositra izy fa be loatra ny tsy nety nataony e ! Na ireo BUREAU POLITIQUE TIM ange jereo ... tohiny
novalian'i reeves ny 02/05/2009 12:49
kalazagasy ( 01/05/2009 22:05)
Mampalaelo za fa mba vonjeo
kofiboay a. Ny blem-ko zany dia tara be @lay sipa mpivarotra composé zay aho, tena reviko be zany rey olona a ,isaky ny mba miditra ao atsenany nefa za tsy topazany maso akory ,za tsy manambola inàn... tohiny
xxx ( 01/05/2009 21:39)
Maty i andrytgv
Maty omaly alina t@ 11 ora i Andry lehiben'ny HAT,tsy fantantra mazava ny tena antony fa araka ny sombim-baovao re dia toa hoe tapaka lalan-dra hono.... tohiny
novalian'i jasa ny 02/05/2009 14:07
xxx ( 01/05/2009 20:59)
recompense hoan'ireo mahery fo
annonce serieux izay mahatoraka cocktail molotov ny trano na fiara hoentiny ireto misoratra anarana ireto dia ahazo valisoa saingy mila photo aparitaka sur internet cdt Charles Ndrianarijaona Andr... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 02/05/2009 07:59
xxx ( 01/05/2009 20:16)
FILAZANA OLONA VERY : OMBAY MITADY RAVALOMANANA MARC
[b]OMBAY MITADY RAVALOMANANA MARC[/b] zay mahita na manome vaovao ho an'ny antoko TIM de ahazo valisoa na tgv aza izy !! ... tohiny
novalian'i sapele ny 02/05/2009 09:26
xxx ( 01/05/2009 19:53)
aiza?
Mba tiako fantatra we aiza i didier rakotoarisoa , ilay mpitondra tenin-dra8 iny e? namako manko izy iny taloha fa zao iz tsy hitako intsony???... tohiny
novalian'i xxx ny 02/05/2009 15:35
rtcflora ( 01/05/2009 19:30)
specialiste fistule anale
azafa mba azonareo lazaina eto ve no misy ilay olona eny ambohitrimanjaka fa tena mahaliana ahy fa mijaly amnio aretina io ny zokiko koa ra mety dia mba alefaso @ rtcflora ny mety ahazoana lay olona m... tohiny
novalian'i naej ny 18/09/2009 09:18
xxx ( 01/05/2009 19:06)
aza tomany fa tsy hiverina ntson Dada
Afrique du Sud-Madagascar-Diplomatie Jacob Zuma doit décider d’accueillir ou non Ravalomanana en Afrique du Sud APA-Johannesburg (Afrique du Sud) L’un de premiers défis diplomatiques... tohiny
novalian'i xxx ny 02/05/2009 12:24
ravalotgv ( 01/05/2009 17:54)
tezitra be i deba t@ nilakoana an i manandafy
tezitra be i deba ka mitady ny anaran ireo maramila nahasahy nikasitanana an i ndafy be. Ho anareo izay mahalala dia lazao hono fa tapahany ny vola mankany @ capsat dia matahotra be konko hono izao i... tohiny
novalian'i jasa ny 02/05/2009 13:47
azamanadino1 ( 01/05/2009 17:32)
mampalahelo manandafy
tsy misy resaka lavabe fa aleo isika samy hieritreritra, mba zarao ny ao amponao... tohiny
novalian'i xxx ny 02/05/2009 19:16
Noue ( 01/05/2009 17:27)
Tena lalaovin'ny HAT zao tontolo zao
Mba diniho kely anie ity eee! manaiky, tsy manaiky, fa inona marina no tena tadiavin'io hat io ee ??? [size=70][color=red][b](©AFP / 30 avril 2009 ) ADDIS ABEBA - Le régime de transition malga... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 02/05/2009 07:37
diamondra27 ( 01/05/2009 16:50)
grippe porcine
somary romotra ihany aho naheno an'io satria mampalahelo ilay fandehany. Tampoka teo dia nisy an'izany avy eo indray dia hoe hidina daholo ny école sy resto sy lieu publique any mexique ary koa ny mÃ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 27/06/2009 21:00
sitlo ( 01/05/2009 14:42)
ray roa, aborotsahy ny pataloha
mba mitady an'iny hira iny izay manana. Toa "pataloha mibotsaka" ny mpihira raha tsy diso aho.... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.0435