Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
30/04/2009 12:04)
fiainana ao an-trano monotone + RS tsy mande @ loniny
VHV ZA manoratra aminareo fa tena leo ny fiainanay ; depuis 2ans zahay no nivady manan-janaka 1 ; ny olanay de ny vadiko depuis zay nivady tsy de misy envie sexuel zany ; une fois dans un mois...
tohiny
novalian'i vale ny 08/06/2009 15:55
andrywui
(
30/04/2009 12:01)
Efa oe aza mitapitapy mits alou ato ho ato fa mpetrah tsar
tenenina foan ny Tim fa ehééé ! henoy zan ra hazondamosiina
anarina foan ry Tim sy penguin fa de rano andamosin gisa e !!
lazaina foana ze logik sy mba zavatr réeel fa eheeee , ny tsy fahatokis...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 21:58
xxx
(
30/04/2009 11:31)
HAT = Gang des BARBARES
MAZAVA BE IO FA TSY AZAVAINA INTSONY...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 30/04/2009 16:01
Noue
(
30/04/2009 10:51)
Tu va savoir qui je suis à partir d'aujourdh'ui
http://www.youtube.com/watch?v=LNovzDewmZk&feature=channel_page...
tohiny
novalian'i euh ny 01/05/2009 20:16
Oay
(
30/04/2009 09:12)
Momba ny karama ny mpiasampanjakana...
Araka ny resaka nataon'ny Ministre de la fonction publique d:
TSY MISY OLANA NY KARAMAN'IZY IREO HATRAMIN'ny FAran'ny taona...
...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2009 20:38
bazylou
(
30/04/2009 09:01)
flash info dago
tratra koa ry rakotovazaha, ry randrianarivelo désiré minisitry ny fitsarana manandafy, ny ambiny à suivre............
tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 12:55
lemenakely
(
30/04/2009 09:01)
Misy génération na olona tsy fanao ianao mihintsy e!
Raha ny fijeriko azy ary mino aho fa ny ankabeazanareo dia miombon-kevitra amiko fa misy génération na olona tena tsy fanao ianao mihintsy eto MADAGASIKARA!
Civisme=0
fahalalàna=0
savoir vivre...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 22:16
Noue
(
30/04/2009 08:18)
APPEL AU « LEADERSHIP MILITAIRE »
[size=90][color=red][b]Les forces armées sont aujourd’hui complètement déshonorées.
La population n’a plus confiance en eux.
La hiérarchie est bafouée.
La population est terrorisée...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 01/05/2009 08:36
ravalotgv
(
30/04/2009 08:04)
manadafy dans l agonie
tadiavo io info io ry reto aa
sniff
tcrouffff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ ...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 13:02
andrywui
(
30/04/2009 07:45)
hi !h i!hi !hi !hi !hi hi ! tsis mmme amampaty eo nancy a!
hi hi hi hi hii!! tsis mmmme amampat tson alou eo fa ny zandrin'i dada no mapmé ah lé izy mbolotsak kilaty tam lé vositona hivoaka iny ! mafy loha be loatra ka ! raha mafana taloha de ekeko fa rah ...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 12:59
saranga
(
30/04/2009 06:57)
Hisy CAPSAT hijoro vavolombelona tsy ho ela
Manomboka misavoritaka ny CAPSAT satria samy teho eo akaikin'ny Cdt Charles sy ny Col Ndriarijaona. Misy guèguère be ao zao. Hisy miaramila zay voalako sy voadaroka hijoro vavolombelona amin'ity hab...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 08:06
rabaradaka
(
30/04/2009 06:11)
Very hasina ny mahaolona
Raha ny fomba nisamborana an'ny dadatoa Manandafy, Ihanta sy ireo Colonel dia tea very hasina ny mahaolombelona. Mitombina mihitsy fa tena mandrongony ry Cdt Charles sy ny namany. De na dia ny mahaolo...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 08:04
penguin
(
30/04/2009 06:05)
Tapaho ny lohan'izay MANOHITRA io no FAHAFAHANA tgvendrana
Mafy ary matanjaka ny tgvendrana ka manapatra ny heriny. Rehefa kely hery dia milefitra na manana rariny aza koa mahereza ry tgvendrana ary tapaho daholo ny lohan'ireo vahoaka rehetra mitady hanohitra...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 13:12
xxx
(
30/04/2009 05:56)
Ramalala
Mba mitady ilay hira hoe :
Ramalala
Malahelo ro zaho zany
Tsy mahatsiaro te hihinan-kanina tsia
Malahelo anao ramalala e
an-tany lavitra
Manina anao zaho ro...........
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 01/05/2009 07:19
essera
(
30/04/2009 04:45)
Tsy maintsy tapahina ny lohany satria ...
1/ Raha mbola hamatsy cocktail molotov foana ianao dia tsy hisy filaminana eto am tanana.
2/ Raha mbola hizara vola foana hanangonana olona dia tsy hisy filaminana eto am tanana.
3/ Raha mbola hisy ...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 13:09
rabingogilabanga
(
30/04/2009 03:36)
NY Fisamborana an\' i MANANDAFY: ny fomba fanao...
1) Ny fomba nisamborana an\'i Manandafy sy ny namany rehetra dia tsy rariny tokoa(ny fomba hoy aho, na dia lazaina fa nisy aza ny mandat d\'arrét)(sahala @ nisamborana a-dry voninahitse en pleine se...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2009 21:03
sympa
(
30/04/2009 00:38)
Raha miverina de ahoana??????
Efa ela ela aho no tsy hita tato fa mba mandalo ihany naha toa ka efa namaly maromora t@ ireo hafatra nalefanareo teto.
Tsy hoe nitsoaka hao fa mba naka conge hiany fa reraka ihany ny vatan'olombelon...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 01/05/2009 07:15
klitika
(
30/04/2009 00:36)
sambory any Afrika any koa i Hasina eh
Izay ry Malagasy any Adis Abeba a
sambory i Hasina eh...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 07:42
sitlo
(
30/04/2009 00:07)
vahaolana amin'ity politika ity
Rehefa nandinika aho dia ny famonoana an'i TGV ihany no vahaolana. Ny sandan'ny zavatra rehetra nataony ve tsy tokony efa mahaefa ny ainy?...
tohiny
novalian'i milamm ny 30/04/2009 23:51
sohitika2008
(
29/04/2009 23:05)
Dondrina ny gasy
[img]http://www.topmada.com/wp-content/gallery/crise-politique-avril-2009/madagascar-arrestation-manandafy-rakotonirina-290409-00001.jpg[/img]
ty le marasily e! ...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 30/04/2009 18:56
