Ramalala

1. xxx ( 30/04/2009 05:56)
Mba mitady ilay hira hoe :
Ramalala

Malahelo ro zaho zany
Tsy mahatsiaro te hihinan-kanina tsia
Malahelo anao ramalala e
an-tany lavitra

Manina anao zaho ro........
2. Mirananirina ( 01/05/2009 07:19)
tadiavo ao aminy radio vazogasy ao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5019