Momba ny karama ny mpiasampanjakana...
1. Oay
(
30/04/2009 09:12)
Araka ny resaka nataon'ny Ministre de la fonction publique d:
TSY MISY OLANA NY KARAMAN'IZY IREO HATRAMIN'ny FAran'ny taona...
TSY MISY OLANA NY KARAMAN'IZY IREO HATRAMIN'ny FAran'ny taona...
répondu par fijo le 30/04/2009 20:38
2. xxx
(
30/04/2009 09:21)
mbola araka ny resaka izany ra oay ô, mbola vinavina(eritreritra) :-D :-D , ariary zato ampan-driana e :-D :-D :-D :-D
3. essera
(
30/04/2009 09:34)
Ka ho an'izay tsy te handray karama moa izany fa tsy mino dia tsotra.
Na misy vola andoavana ny karama ary avy amin'ny HAT dia AZA RAISINA REHEFA TEZITRA BE NAREO.
Na misy vola andoavana ny karama ary avy amin'ny HAT dia AZA RAISINA REHEFA TEZITRA BE NAREO.
4. xxx
(
30/04/2009 09:37)
za tsy handray aloha e, sady vola nangalariny HAT(capsat) tao aminy banky foibe ny vola handoavany ny karama aminizao aloha! halatra daholo e, vary siramamy, menaka, seza, sns... :-D :-D :-D :-D :-D
5. AndriambyII
(
30/04/2009 09:47)
Lasa resaka ngetotra ny hiafaran' izy ity raha tsy mampiasa ny zanak' atidohany ireo nahatonga izao toe- javatra izao an ! aza kitihina ny pensions sy ny prime de retraite n' ny dadabenay sy ny bebenay ,ry tsy afa- tavony isany ô ! ary tsy hanapotika ny tanànan' antananarivo no hahatongavanareo eto fa hiaina miaraka @ mpiara- belona @ tena ,dia mba asio fanajàna ny maha- malagasy ny mponin' antananarivo fa eto no tena fo hifaharan' ny aim- pirenena . Avelao ny famonoana sy fandorana ary fandrobana rehetra ,fa raha tsy izany dia hmm... :twisted: :twisted:
6. Oay
(
30/04/2009 09:47)
XXX a! mampità vaovao i Oay fa tsy mbola niteny izy hoe marina ny voalazan'i ngahy minisitra na tsia, fa ny ho avy no aleo hitsarana ny fahamarinany na ny fahadisoany!
Ohatra hoe: "nilaza i Ravalomanana fa ho avy @ sabotsy" efa sabotsy firy anefa izay no lasa fa tsy mbola tonga izy, d hatreto aloha isika d afaka milaza fa lainga ilay vaovao nomena!
Fa io vaovao io kosa aloha d marina satria interview an'ingahy minisitra io an!

7. essera
(
30/04/2009 09:59)
3. Mpandefa : xxx [ Valio ] 30-04-2009 11:37:41
Lohateny : Re : Momba ny karama ny mpiasampanjakana...
za tsy handray aloha e, sady vola nangalariny HAT(capsat) tao aminy banky foibe ny vola handoavany ny karama aminizao aloha! halatra daholo e, vary siramamy, menaka, seza, sns...
Izay ilay toe-tsaina mametraka hoe : "Izahay ihany no manana izao rehetra izao fa ny ankoatra izay bala rora daholo".
Tsy mampandroso izay fa io no miteraka ny fitiavan-tena sy ny tsy fijerevana ny manodidina. Lasa fermé be. :-D :-D :-D .
8. xxx
(
30/04/2009 10:36)
ô ra oay a, marina tokoa fa fanambarany minisitriny HAT io, fa tsy voatery ho marina, hoetina hampadry adrisa ny vahoaka fotsiny, fa raha ny lôjika dia tsy marina, satria ny dikanizany hoe "efa ao ampelatananjareo ny vola aminizao" de izay no maha lainga azy,
Ohatra hoe: nilaza i Hasina Andriamanjato fa voaasa tany addis ab, nefa kay lainga
tsy nisy nandray okory izy tany fa nanararaotra nitsangatsangana fotsiny, dia hatreo aloha isika d afaka milaza fa lainga ny vaovao nomena!

9. andrywui
(
30/04/2009 10:48)
hoy i Oay :
aza hadino mihitsy koa ra-oay le kozindrahery aminlé 3volana an !! efa 2volan sy 9andro zay no lasa amlé resaka faminaniana e !!! andro lehibe io afaka 21andro io ry oay ka tsy tokony atao ambaninjavatra a !! kozinlery io hoe 3volana io fa tsy isika no nanery azy a !! noho izany responsable amin teny nataony lengama zany !! hitako efa mitaditady lalana hafahafa zay manko izy tao ambanimbany tao ka zay no ataoko andra-oay oe tano amin'ny tandrony izy zoky aa!!
Ohatra hoe: "nilaza i Ravalomanana fa ho avy @ sabotsy" efa sabotsy firy anefa izay no lasa fa tsy mbola tonga izy, d hatreto aloha isika d afaka milaza fa lainga ilay vaovao nomena!
aza hadino mihitsy koa ra-oay le kozindrahery aminlé 3volana an !! efa 2volan sy 9andro zay no lasa amlé resaka faminaniana e !!! andro lehibe io afaka 21andro io ry oay ka tsy tokony atao ambaninjavatra a !! kozinlery io hoe 3volana io fa tsy isika no nanery azy a !! noho izany responsable amin teny nataony lengama zany !! hitako efa mitaditady lalana hafahafa zay manko izy tao ambanimbany tao ka zay no ataoko andra-oay oe tano amin'ny tandrony izy zoky aa!!
11. Oay
(
30/04/2009 11:15)
xxx:
ô ra oay a, marina tokoa fa fanambarany minisitriny HAT io, fa tsy voatery ho marina, hoetina hampadry adrisa ny vahoaka fotsiny, fa raha ny lôjika dia tsy marina, satria ny dikanizany hoe "efa ao ampelatananjareo ny vola aminizao" de izay no maha lainga azy,
Ohatra hoe: nilaza i Hasina Andriamanjato fa voaasa tany addis ab, nefa kay lainga
tsy nisy nandray okory izy tany fa nanararaotra nitsangatsangana fotsiny, dia hatreo aloha isika d afaka milaza fa lainga ny vaovao nomena!
Ka samy mandainga daholo izany ry zareo satria ny AFP d nilaza an'izao ohatra:
Madagascar: une délégation du régime de transition à Addis Abeba
Il y a 23 heures
ADDIS ABEBA (AFP) — Une délégation du régime de transition malgache dirigée par le ministre des Affaires étrangères se trouve depuis lundi à Addis Abeba pour des consultations avec la communauté diplomatique, a appris l'AFP mercredi de sources concordantes.
"Une délégation conduite par le ministre des Affaires étrangères de la Haute autorité de la transition (HAT), Ny Hasina Andriamanjato, est arrivée lundi soir à Addis Abeba pour des consultations avec les différentes représentations diplomatiques", a indiqué un diplomate africain qui a souhaité garder l'anonymat.
Une source proche de l'UA a indiqué que la délégation a "été reçue par différentes représentations comme celle de l'Ouganda, et sans doute par des responsables de l'UA comme cela se fait dans des situations pareilles. Il s'agit de ne pas rompre le contact et que les deux parties continuent à se parler".
http://www.google.com/hostednews/afp/article/ALeqM5hBkWu8N3BQDxwyym37qwTSnBjGBA
io ilay lien d efa nisy nilaza koa moa fa ny AFP mpandainga ka d alefa ihany ilay izy fa ny AFP kosa mba tsy zavatra kitoatoa angamba fa filazambaovao maro erantany no mandray vaovao ao!
12. andrywui
(
30/04/2009 12:03)
ny tim angh manaiky an'io zany zao ry Oay a! zavatr olona hafahafa anie ry zalah reo e ! efa nalefanao io zao ny preuve de asa ho lazainy fa namboari'i oay ndray zao io !! na tsy haiko fa de miala foan izy ! hatramin efa ho faty mbol miala ihany amin hadalany !
13. xxx
(
30/04/2009 12:40)
mba vakio tsara lesy fa aza manao resaka tsy vaky volana tony elah tsy ,mametaka afisy fotsiny eo de barakay , aiza zay zavatra lazainao eo , efa mitapy ty bandy ty klé
14. fijo
(
30/04/2009 20:38)
ny hoe tonga any ry zalahy,dia any tokoa izy.
fa ny hoe noraisina izy,eo no mbola mila porofo.
fa ny hoe noraisina izy,eo no mbola mila porofo.