Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 29/04/2009 11:30)
tgv ok!!!!
http://www.hat.gov.mg/hatweb/index.php... tohiny
diamondra27 ( 29/04/2009 11:29)
Voadingana koa la frantsa fa tonga dia any guangzhou
hosokafana ny vol tana -guangzhou dia iza moa no manana tombotsoa amin'izany raha tsy ny manambola fa any no iantsenan-jareo mahitahita rehefa tsy misokatra intsony ny ao behoririka marihina fa ny ... tohiny
novalian'i rakaroka ny 30/04/2009 20:51
xxx ( 29/04/2009 11:27)
mila hevitra avy any aminao
Ny mikasika ny vadiko dia niaraka tamin'olona izy tany amin'ny taona 1998 avy eo dia bevoka ilay vehivavy nefa izy tsy tian'ny ray amandrenin'ilay vehivavy mihintsy dia nisaraka ry zareo ilay vehivavy... tohiny
novalian'i ni81 ny 09/05/2009 16:17
lemenakely ( 29/04/2009 11:25)
Raha aretina dia mila Bilan , fa ity politika ity ...
Raha amiko manokana dia fotoana izao tokony'' Hieritreretana Lalina'', ary koa hifametrahana fanontaniana . Nahoana no mifandoro trano , orin asa ny samy malagasy? Tsy mifampiditra antrano intsony... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 19:27
Oay ( 29/04/2009 11:17)
Voandingana indray i Afrika fa tonga d New-York!
« Le président de la HAT, Andry Rajoelina est convié à assister et à participer à la Conférence des Nations unies sur la crise économique et financière mondiale au siège de l'Organisation,... tohiny
novalian'i Oay ny 30/04/2009 10:07
bazylou ( 29/04/2009 11:02)
niverina ry tim dia iomiverinaio koa i daewoo
""Il y a moins de deux semaines, DAEWOO a informé publiquement par voie de presse l’arrét de ses projets de plantation à grande échelle à Madagascar. Toutefois, ce n’était qu’une diversion... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 19:34
Noue ( 29/04/2009 10:51)
Mihamarin-toerana ny HAT ??? SAINGY
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) jereo kely ity!!! [b]tsisy nety nandray azy fa PORTE CLOSE [/b] :-D :-D :-D :-D :-D [b]Alors que l’opération de communication de la HAT va bon tr... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 19:37
Mandefitra ( 29/04/2009 10:47)
Miala any ny TSAKY POP
Le Ministère de la population de la HAT a annoncé hier ses priorités à court terme. Pour soulager la misère de la population un restaurant de solidarité va étre bientôt créé Faly be zao n... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 08:03
saranga ( 29/04/2009 09:54)
Misy aretina pesta eto Antananarivo fa afenin'ny HAT
Olona telo no maty tao Ambohimanarina voan'ny pesta. Afenin'ny HAT anefa izany ka mampahafantatra anareo. Ao Ambohimanarina no misy izany. Tandremo fa areti-mandoza ny peste... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 29/04/2009 11:59
essera ( 29/04/2009 09:22)
Mihamarin-toerana ny HAT
Salama daholo a, Dia mihagina andro aman'alina ny mpanara-dia ny filoha teo aloha satria mihatratra ombieny2 ireo mpanakorontana. Ary dia miharihary koa izao ny pointage natao tetsy Ambohijatovo. M... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 29/04/2009 14:48
lemenakely ( 29/04/2009 09:10)
Ireo 3 VO....mahamaika ny mpanao pôlitika malagasy !
Alaharo araka ny priorité ireo 3 VO..... mahamay ny mpanao pôlitika - Voninahitra -Vody -Vola :?: ... tohiny
novalian'i accolade ny 29/04/2009 10:18
halloween ( 29/04/2009 08:41)
Ady daholo no nahatafapetraka ireo Mpanjaka ao amin baiboly
Raha resaka Andriamanitra no teneninareo TIM lava eto dia izao !!!![b]Voalohany :[/b] Andriamanitra tsy miraharaha ze antony nahatongavan'ilay Mpitondra voatonona teo fa rehefa hoe mpitondra , mpita... tohiny
NyMisaina ( 29/04/2009 08:20)
Conférence - Débats Genève / Toulouse
Les dessous de la crise à Madagascar Le jeudi 30 avril 2009 Salle Gandhi, maison des associations 15 rue des Savoises, Genève Conférence – Débat 19h30 : ouverture des portes ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 29/04/2009 11:16
NyMisaina ( 29/04/2009 08:16)
Fitiavan-Tanindrazana sy ny Malagasy
Les dessous de la crise à Madagascar Le jeudi 30 avril 2009 Salle Gandhi, maison des associations 15 rue des Savoises, Genève Conférence – Débat 19h30 : ouverture des portes ... tohiny
Noue ( 29/04/2009 07:48)
Fetin’ny 1 Mey
ahoana zao ny fandehan'io??? ozy manko ny gazety oe Tsy hisy ny hetsika hitambarana hankalazana ny fetin’ny 1 mey amin’ity. Hizara roa ny mpiasa amin’io ka hisy ny ho eny Ambohijatovo na ny K... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 29/04/2009 13:43
mmmhh ( 29/04/2009 07:32)
Afaka manova ny efa voasoratra ve ny VAVAKA ?
Mandinika ny korontana misy eto @ firenentsika ity zah de somary lasa ny saiko, Matoa izao reetra izao mitranga dia efa voasoratra izany, ary efa voalazan'ny baiboly rahateo fa any am-parany hisy ko... tohiny
novalian'i popotame ny 08/06/2009 12:32
bazylou ( 29/04/2009 07:25)
petit à petit l'oiseau fait son nid !!!!
http://fr.allafrica.com/stories/200904280125.html vive tgv !!!... tohiny
novalian'i coucou2 ny 30/04/2009 07:29
zoam ( 29/04/2009 07:03)
mitohy ny tolona
efa tratra ny mpitifitra ny vahoaka nandeha 4x4 hoy commandant charles ,sy colonel lylison fa tsy misy hatahorana intsony ny securité ny vahoaka ,ndao y zalahy hilahatra indray fa tsy tokony hisy mat... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 21:12
mignone ( 29/04/2009 06:58)
visa madagasikara
hono oà ry zareo , misy mahalala ve oé gratuit hono ny visa refa mijanona latsaka ny 1 volana any dago ? misaotra anze mamaly e !... tohiny
novalian'i Tazana ny 12/05/2009 01:05
Noue ( 29/04/2009 06:53)
valaka nga ravalaka fa maloto ny tanana ee
fa mba inona no ataon'i ravalaka sa tena valaka tsy maharaka ny toe-trandro no avela maloto sy feno [b]rats[/b] ny tanana ee!! [b]Finalement le 13 mai change de vocation et sert désormais à étal... tohiny
novalian'i saranga ny 29/04/2009 10:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.9463