Miala any ny TSAKY POP

1. Mandefitra ( 29/04/2009 10:47)
Le Ministère de la population de la HAT a annoncé hier ses priorités à court terme. Pour soulager la misère de la population un restaurant de solidarité va étre bientôt créé

Faly be zao ny fozaorana oeoeoe
novalian'i xxx ny 30/04/2009 08:03
2. lemenakely ( 29/04/2009 10:49)
Mandefitra:

Le Ministère de la population de la HAT a annoncé hier ses priorités à court terme. Pour soulager la misère de la population un restaurant de solidarité va étre bientôt créé

Faly be zao ny fozaorana oeoeoe



Aleo ary aloha mbà hisy an izany fa tena hitako sady noana no reraka ny ankabeazan ny olona ! Raha ho faty ihany ve tsy aleo rahampitso sitrany ahay :roll:
3. essera ( 29/04/2009 10:55)
Faly be zao ny fozaorana oeoeoe


Ny very seza koa mahazo faly fa in ar ty. Rehefa tsy misy pointage intsony en Ambohijatovo. :-D :-D :-D :-D
4. bazylou ( 29/04/2009 11:12)
jereo anie fa ry tim izao no hifandrombaka ao e!!!!! :-D :-D
5. tsiafoi1 ( 29/04/2009 11:22)

Ndriiii zao le hoe matin-kanin-kely toy ny amalom-bandana. V
Veriverezin'ny sasany @'ny Tsaky popy iray vilia fa ny exploitation pétrolière efa lasan'ny TOTAL (Frantsay) ambongadiny....F'angah izay ihany, lalaovin'ny menasofina fotsiny ireto marionnette voavidy, fa Madagasikara iray manontolo no efa lasan'i Frantsa sy Ben Laden ambongadiny.

Aza mba kely loha ihany hoa eto @'ity tany ity.
6. Mandefitra ( 29/04/2009 11:25)
Ka tsaky pop ihany ko no sahaza ny gasy ka ...
efa hoe tsy miasa aminy zany back bone sy boulevard de l'europe zany.
bypass aho hoe, fromazy aho hoe ....

zao izy manana 50 na 100 ary "dia miteny ny moana" hoe "encore" ,hozy Didier Ratsiraka zay.

7. Noue ( 29/04/2009 11:42)
dia ho lasa tsarky tsaky firy moa ?? :^) :^) :^) :^)
8. ravalotgv ( 29/04/2009 12:07)
TSISY TSAKY MÖLY ANGAHA NA TSAKY ROCK FA POP BE ZAO VE

SAO DE MPA TSAKY PAOMPY KOSA IO KLE

SNIFF
TCHROUFF
:@ :@ :@ :@ :@ =)) =)) =)) =)) =))
9. xxx ( 29/04/2009 15:07)
resaka fampandriana andrisa hotran'ny mahazatra ny tgvendrana tsy vola enti-manàna
,fika hanaovany risoriso hoatran'ny mahazatra ny tgvendrana zany é
zay nampanantenainy tsisy hita fa angaha izy ty vitan'ny hoe ataoko zao de mandé ty izy é,
ndàna ndray mandeha @ tf1 misolelaka , wain be be tsy nahazo na kodiny aza
10. bazylou ( 29/04/2009 16:00)
o ra xxx a!!!
"""Mpandefa : xxx [ Valio ] 27-04-2009 13:04:26
Lohateny : tsetsatsetsa tina ho fantatra

Slt dahol, vevavy avy teraka ( tera-bao) ny tenako, tokony afaka firy volana vao tokony hisy ny rapport sexuel ?
Misaotra mialoha."""
11. xxx ( 30/04/2009 08:03)
diniho tsara ny nataon'ny maman'elah fony nahita masoandro tsy ampy volana elah de mba tsarovy raha misy loha elah ary aza manontany ntsony fa mazava ny valiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1379