petit à petit l'oiseau fait son nid !!!!

1. bazylou ( 29/04/2009 07:25)
http://fr.allafrica.com/stories/200904280125.html

vive tgv !!!
novalian'i coucou2 ny 30/04/2009 07:29
2. xxx ( 29/04/2009 07:35)
dia inona no problem nao @ izany
3. Noue ( 29/04/2009 07:44)
mampihomehy be anie rabazylou eee! tsy hainy akory ny antony nahazahoan'i tgv an'io invit io! fa dia aleo aloha i tgv mihomana tsara @ fampangana ny coup d'etat nataony!!
4. ndenn ( 29/04/2009 07:48)
Raha ohatra ka tena hainy ny mandravina ny fototry ny fahantrana eran' izao ntontolo izao dia mety hahazo reconnaissance à50 % izy ny @ maha Pr n' ny HAT azy .Mametraka fanontaniana aho hoe ho zakany ve izany Ra bazylou ? Resaka voninahim- pirenena mantsy no handehanany any ,ary tsiahiviko koa fa i Ban ki moon dia Koreana tatsimo ary mety ho anisan' ny actionnaire tao @ Daewoo ,ka raha marina dia tsy maintsy manana arrière pensé kely manoloana ilay aferana tany 1,3 million d' hectares tao dago .
5. Noue ( 29/04/2009 07:55)

Ce voyage aux États-unis pourrait faire partie d'une tournée internationale du dirigeant de la HAT en cas de réponse positive de sa part.

saingy tsisy firenena nanaiky ny coup d'etat !! mihomana oa ee!!
6. essera ( 29/04/2009 09:31)
Ce voyage aux États-unis pourrait faire partie d'une tournée internationale du dirigeant de la HAT en cas de réponse positive de sa part.

saingy tsisy firenena nanaiky ny coup d'etat !! mihomana oa ee!!

Isika ary efa vizana mihitsy teo niteny hoe : "TGV mialà, TGVendrana" fa io ihany izy eo ka dia dieny izao dia aleo manaiky tsimoramora ry Noue fa efa miha-tapa-tenda daholo ange ny mpizara vola e. Ny mpamatsy basy ireny vao natao braderie ireny.

Raha ohatra ka tena hainy ny mandravina ny fototry ny fahantrana eran' izao ntontolo izao dia mety hahazo reconnaissance à50 % izy ny @ maha Pr n' ny HAT azy .

Ny antsika no jerena ry ndenn fa tsy ny an'izao tontolo izao. Ny contexte fahantrana any France tsy mitovy amin'ny any Chine ary tsy hitovy amin'ny eto amintsika koa inona no itadiavana raharaha amin'ny solution-izao tontolo izao.
Ny anareo koa moa izany dia mbola tia miaia amin'ilay hoe MANANA DOCTORAT 3E CYCLE AM domaine izao le olona nefa rehefa asaina mitondra diploma baoritra be fotsiny sady théorique.

DIA NY ZAVATRA MBOLA TSY AFAKA AO AMIN'NY SAINTSIKA MPIONDANA KOA DIA ILAY BE FIALONANA BE. ANGAHA TSY MAINTSY OLONA IRAY NO OLO-MANGA MAHAVITA ITY FIRENENA ITY ?

7. Noue ( 29/04/2009 09:33)
saingy
8. coucou2 ( 29/04/2009 10:22)
essera:

TGV dia olomangan' i essera fa tsy an'ny malagasy manontolo.

9. essera ( 29/04/2009 10:40)
olomangan' i essera fa tsy an'ny malagasy manontolo.

Tsy zah irery izao no entiny ka dia ekeo aloha fa izay no notadiavin'i Dada.
Afo narehitra io tompokolahy ka rehefa tsy hainao ny namono azy dia aleo iainga hatramin'ny farany. Raha tsy we ande hifindra any France koa angamba nareo d izay vao tsy misy Andry TGV mitondra any.

10. bazylou ( 29/04/2009 11:06)
vive tgv !!!!! :-D :-D
11. coucou2 ( 30/04/2009 07:29)
essera:

olomangan' i essera fa tsy an'ny malagasy manontolo.

Tsy zah irery izao no entiny ka dia ekeo aloha fa izay no notadiavin'i Dada.
Afo narehitra io tompokolahy ka rehefa tsy hainao ny namono azy dia aleo iainga hatramin'ny farany. Raha tsy we ande hifindra any France koa angamba nareo d izay vao tsy misy Andry TGV mitondra any.

Ny mpanongam-panjakana tompoko tsy mpitondra. Raha voafidy ara-dalàna ny TGV anao dia manaiky azy ho mpitondra za.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0766