Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sitlo ( 29/04/2009 06:10)
sangisangy zary tena 5
Migrevy ny vorona fa manao tifi-danitra foana ny CAPSAT.... tohiny
novalian'i Noue ny 29/04/2009 06:53
penguin ( 29/04/2009 05:51)
Kabinetran-Dramaroson nadine izy dia mivadika ny Kung-Fu
Loza ny vokatr'ity tgvendrana foza orana ity fa misaritaka avokoa ny rehetra: - Ny Pastora ampihinanana ny tsy fihinana, sady voasintona amin'ny vozon'ankanjony imasom-bahoaka - Ny Vice Amiral teren'n... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 20:10
bazylou ( 28/04/2009 23:37)
atsangano koa ny gvt serasera e!!!
mitsangana ny atsy , mitsanganany aroa, dia ianareo milaza fa manara dalana ve dia mihevitra fa vaha olana le gvt aloha e???? dia manangana ny azy koa i zafy , sy ry avoko, pierrot dia inona nolazai... tohiny
novalian'i sapele ny 29/04/2009 13:25
xxx ( 28/04/2009 22:59)
Affaire Tiko SA
17H00 : La chambre administrative s'est déclarée incomptétente pour le juegement de l'affaire de Tiko SA. Les avocats ont déclaré qu'ils vont saisir d'autre cour pour cette affaire (selon Sobika.... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 20:21
TEGEVE ( 28/04/2009 22:43)
MATY AHO HCC-ko, HAMPIO IZAHAY RY CAPSAT JIOLAHIMBOTO
anaka isany, tsy misy mandeha @ laony daholo ny ato @ foibe ,mifamely ny mpikambana,io misy nipoitra io ny resaka ,mihamahazo vahana ry Mr Pierrot ato tsy fantatry ny TGV ny manipulation tonga ha... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 20:26
xxx ( 28/04/2009 22:20)
Point de non retour de la violence
Raha nandinika ny tantara nisy hatrizay teto Mcar isika dia rehefa miditra io point de non retour de la violence io ny fitondrampanjakana ary koa ny fisamboramborana olona tsy misy farany dia efa kely... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 20:23
fijo ( 28/04/2009 21:38)
HCC
vaovao ngezabe,itako tamin'ny midi mada teo,fa nivadika ny HCC,ka namoak adidim pitsarana milaza ,fa tsy aradalana ny fisian'ny HAT sy ny fomba nahatongavany teo.ka asa izay hitranga ,fa tena fiovan a... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 19:39
ravalotgv ( 28/04/2009 21:26)
tgv sy tim france voan ny gripankisoa
mampalahelo voan ny gripa daholo dia mihena ny mpitolona ho an i tgv sy ra8 sniff tchrouff :@ :@ :@ :@ :@ ... tohiny
klitika ( 28/04/2009 20:24)
Miandry an'i TGV zahay eto NY eh
Nga zahay Zina. Tongava soa eh... tohiny
novalian'i rakaroka ny 29/04/2009 12:08
soanja ( 28/04/2009 19:48)
Ny antony hitiavana olona iray ka hanambadiana azy.
Betsaka miverimberina eto tokoa io resaka vola sa fitiavana io ary ny mahagaga dia tezitra be tokoa ny ankamaroantsika olombelona raha vao mahalala hoe vola no itiavana ny olona iray fa tsy hoe ny to... tohiny
novalian'i ilalaina ny 21/07/2009 13:23
Noue ( 28/04/2009 19:41)
Tena nahazo volabe marina ny capsat
aiza ve ka ny olona mijafajafa mitady zay ho hanina isan'andro, firy ny very asa noho ny fandorana sns zay niseho, fa kosa tsy manakana ny capsat hetsena eny @ gde surface zany ee! ao ny mividy meuble... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/04/2009 23:13
xxx ( 28/04/2009 18:15)
MBOLA TSY TARA ISIKA RAHA IZAO
Anjaranao ny mandinika ity taratasy ity, nefa lazaiko aminao fa marina, ary LOHARANOM-BAOVAO tena azo antoka no nahazoana azy. Tena mampieritreritra ny fizotran'ny tantara ao Madagasikara. Ny drafi... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:03
niainako ( 28/04/2009 18:03)
fangatahina hira
Manahoana daholo saika mba hangataka tonokira raha misy manana hiran Ambondrona efa anao ny lohateniny misaotra betsaka veloma daholo nya.lova@yahoo.fr... tohiny
novalian'i ni81 ny 28/04/2009 18:26
xxx ( 28/04/2009 16:46)
Gouvernement Manandafy
Suite à une conférence de presse au Carlton, Manandafy Rakotonirina a donné des noms concernant le gouvernement "légaliste" : Olivier Rakotovazaha au ministère de la Décentralisation et de l’a... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 21:05
EF ( 28/04/2009 15:49)
vehivavy 36 ans mitady copine
Irery aho dia mba mitady copine ho namana pour sortie, balades, etc... ... tohiny
sitlo ( 28/04/2009 15:13)
Notafihina ny mpiandry HCC
Dia notafihin'ny CAPSAT indray izany ny miaramila mpiandry ny HCC fa efa mitongilahila hiala amin'i TGV.... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 21:04
ni81 ( 28/04/2009 14:10)
Ny niandohan'ny serasera
Tena mba lasa ny saiko nanao hoe: mba ahoana ary no niantombohan'ity SERASERA ity teto e? Iza sy iza avy ary no nanana eritreritra hamorona azy ity, dia taiza no nifankahitan'ireo mpiandraikitra isan-... tohiny
ni81 ( 28/04/2009 14:02)
varin'ampango
O ry zareo a! Zà dia matetika tia manao vary manitra dia manisy varin'ampango. Ka ireto mba fanontaniana kely: - misy milaza fa mampatavy izy io - misy milaza fa mampahia. - misy milaza fa tsara h... tohiny
novalian'i fali ny 05/03/2010 13:28
xxx ( 28/04/2009 12:05)
valio ny ampamoaka ho ela velona e!
ra8 sy ny lainga Dia mpinamana tsy misy ohatran'izany Soa fa nisy i tgv nandrava an'izany Kapoka nirivorivo Karavasy sesilany Izay no anjaranao ra8 rehefa mandroara mitsilany Je t'aime... tohiny
novalian'i xxx ny 28/04/2009 14:06
todiso ( 28/04/2009 11:10)
ny message
[Andefaso imailaka aho rehefa misy hafatra tonga ho ahy]... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 21:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.1395