Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Noue
(
27/04/2009 08:30)
Enganie ka mba hitohy zao
Enganie ka mba hitohy zao fitsikitsikiana ataon'ny miaramila sady azo resahina zao @ olona fa tena maha-ontsa mahintsiny ny fijerevana ny zava-misy @ zao fotoana zao.
[b]Les femmes légalistes dema...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:18
xxx
(
27/04/2009 07:15)
manokana mintsy!
manaona doly nareo!azfdy ra tsy mitonona anarana fa tiko hijanona ho confidentiel ny momba ahy!
tsy fantatro oe aiza ny dinika tokony asiko an'ty fa mba nataoko eto alou!
miala tsiny ihany koa aho h...
tohiny
novalian'i ARICO ny 19/05/2009 08:28
andrywui
(
27/04/2009 07:13)
Hotohizana ny vidimbary mora ary tsy ho tapaka intsony !
Mba hampilamn ny fiainambahoaka sy hananny fahefa-mividy aradalana, dia efa miala any ny vary mora zay ezahina aminity ndray mitoraka ity ahahenika an'i M/car manontolo indrindra ny eny ambanivohitra ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:14
kasimodo
(
27/04/2009 07:06)
Tsy fitiavam-tanindrazana fa fitiavan-tena no misy eto.....
Indraindray mampanontany tena mihitsy ny zava-misy eto Madagasikara eto. Ny ankilany mivazavaza hoe avereno dada; ny andaniny miogaoga hoe: Aiza zao ze dada eo. Nareo ange na TGV na TIM samy malagasy ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/04/2009 12:02
Noue
(
27/04/2009 06:27)
la HCC vient de donner partiellement raison à Marc Rav
[b]Requétes des « légalistes ». La Haute Cour Constitutionnelle vient de donner partiellement raison à Marc Ravalomanana dans sa décision 03/ HCC/ D2 du 23 avril[/b]
niov...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2009 22:42
penguin
(
27/04/2009 06:13)
Ny vidin'entana tsy tanan'ny BASY miaramila ry TGVendrana a
Dia variana ery ry tgvendrana ny hitazona ty seza mangozohozo ary mampiasa ireo avy nolazainy ho HERIM-PAMORETANA. Dia mampiomehy fa tsy mbola misy akory ny manafika dia misahotaka ny miaramila ary no...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/04/2009 11:28
xxx
(
27/04/2009 03:00)
Avereno i Pere Bruce-Lee eh
Ahoana izy no atao sesitany ry Odon a, dia noroahina teto Madagasikara. Ra Urfer anaovana antso avo hiverina eto Mada nefa i leiry Gasy dia atao sesitany tsy handia an'i Madagasikara.
Tsy rariny...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:10
bazylou
(
26/04/2009 23:04)
Mon ami pierrot
POLITIQUE
De retour au pays
Rajaonarivelo prône la collaboration avec la HAT
L'ancien vice-Premier ministre, Pierrot Rajaonarivelo, est de retour au pays, depuis samedi. L'exilé politique a m...
tohiny
novalian'i Oay ny 27/04/2009 09:02
xxx
(
26/04/2009 22:03)
si tu veux la paix prepare la guerre
proverbe juifs io ary tena marina mihitsy,asio barazy daholo manodidina analakely efa misy tireur d'elite miaraka amintsika avec bazoka hanapotehana an'i 4x4 .ny tovolahy feno 18 moa miaraka koktail m...
tohiny
novalian'i andrywui ny 27/04/2009 07:35
bazylou
(
26/04/2009 21:40)
vive tgv
tgv aloha izao no prezda, ny ambiny mimenomenona no asany :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 27/04/2009 07:41
Noue
(
26/04/2009 19:49)
Andry Rajoelina : manipulé ou débordé ?
[b]Les promesses de Rajoelina… aux oubliettes et il est fréquemment court-circuité lors des prises de décisions importantes.
Aux yeux de beaucoup d’observateurs, Andry Rajoelina traîn...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/04/2009 12:22
bazylou
(
26/04/2009 19:35)
reto ary e!!
http://www.madagate.com/politique/994-marc-ravalomanana--lhomme-qui-volait-des-milliards-.html...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/04/2009 09:28
xxx
(
26/04/2009 19:05)
volam-bahoaka netin'i ra8 nadositra
Home : News : Ravalomanana leaves E340 000 bill at Royal Villas
Email to a friend | Print version | Comments (3 posted)
Ravalomanana leaves E340 000 bill at Royal Villas
By MFANUKHO...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/04/2009 21:52
ravalotgv
(
26/04/2009 17:24)
nihaona i tgv sy ra8
RETO NY SARY
sniff
tcrouff
cadeaux be ito an
:@ :@ :@ :@ :@
http://www.bubbleshare.com/album/301180/overview
http://www.iarivo-town.mg/pdf/La-foi-agissante.pdf
:^) :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i ndenn ny 26/04/2009 18:06
soanja
(
26/04/2009 13:25)
Mianjady daholo ny fijaliana rehetra.
Mampalahelo tokoa ny maheno ny zavamisy ao Madagasikara fa tsy vitan'ny fijaliana amin'ny disadisa politika fa eo koa ny main-tany sy ny cyclone mamely avokoa. Betsaka ny olona tsy manan-kohanina ka m...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 15:47
xxx
(
26/04/2009 11:50)
tsetsatsetsa tina ho fantatra
Slt dahol, vevavy avy teraka ( tera-bao) ny tenako, tokony apres combien de mois vao tokony hisy ny rapport sexuel ?
Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i arialy ny 30/04/2009 09:47
catalyn
(
26/04/2009 11:47)
S.O.S Fausse Couche
Salama daholo ! Mba mila vonjy sy toro-hevitra avy aminareo izay efa reny re tompoko !
J’ai 31 ans et j’ai pas encore d’enfant .J’ai pris de la pilule contraceptif pendant 3 ans au maximum. L...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 05/05/2009 11:01
bazylou
(
26/04/2009 10:53)
Gasy tia tanindrazana hoeee
http://gasytiatanindrazana.free.fr/
FA naninona no tsy sahy nanao affiche tenygays ry lerony fateny frantsay daholo e?? nefa hoe tia tanindrazan hono!!
Ny membre ao amin\'io gtt io dia gasy tsy m...
tohiny
novalian'i Oay ny 27/04/2009 05:25
xxx
(
26/04/2009 07:33)
Hery ô! (hevitra atsipy raha mety...
Manahirana be ve ry hery raha ampiana kely ny fampiasàna ny hafatra voaray? ohatra ny ao amin'ny Mail yahoo...
Raha ohatra izao mahafazo hafatra be dia be avy amin'ny fakitera dia ilay mamafa ny haf...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/05/2009 10:22
lemenakely
(
26/04/2009 07:28)
Fidirana @ 4e république , vahaolana ve?...
Ambetitenin ireo mpanao politique indrindra ny HAT , ny hihazankazahana ho any @ 4e république , ny mahagaga ahy anefa dia izao: t@ 1991 dia may ery ny Hery Velona sy ry Zafy hanova ny repoblika fah...
tohiny
novalian'i Havantsika ny 26/04/2009 20:00
