reto ary e!!
1. bazylou
(
26/04/2009 19:35)
http://www.madagate.com/politique/994-marc-ravalomanana--lhomme-qui-volait-des-milliards-.html
novalian'i xxx ny 27/04/2009 09:28
2. Noue
(
26/04/2009 19:45)
izaho aloha dia tsy mba manokatra ny jereo eton'i bazylou fa I BAZYLOU DIA EFA ANISAN'NY VIRUS EEE :-D :-D :-D :-D :-D
3. xxx
(
26/04/2009 21:07)
noue:
izaho aloha dia tsy mba manokatra ny jereo eton'i bazylou fa I BAZYLOU DIA EFA ANISAN'NY VIRUS EEE
hay indry MPAMETAKA AFISY INDRAY hoy i OAY izay, indry indray no tena tsy mahazaka AFISY
izany no demokrasia zany
5. halloween
(
27/04/2009 07:47)
Oui, il faut que « Dada » revienne vite pour répondre de ses actes de pillage de la Nation malgache dans tous ses compartiments de la vie sociale, politique et économique. Toutes les preuves sont réunies.
tsy manana hambara afa tsy io ve i Noue azafady !?
tsy manana hambara afa tsy io ve i Noue azafady !?
6. ndenn
(
27/04/2009 08:32)
Tsy gonflé ihany kosa ve ny sasany @ ireo accusations ireo ? dia sûr ve i bazylou fa ira 8 daholo no nanao ireo rehetra ireo fa tsy nisy olon- kafa ? :roll:
7. xxx
(
27/04/2009 09:28)
na za koa ary mba afaka mamorona angano toa anio ry bazi lozitra a, de lazaiko fa nangalariny tgv daholo ny vola tao aminy banky foibe niaraka taminy kapisata, ary nisy nahita izany an, de nodorany tgv ny magrô manerana any dago izay mitentina 400milliar d'ariary, nopotehiny sy nodorana ny tvm, rnm, sy ny tranombarotra maro hafa koa izay mitentina 200milliar d'ariary! : :twisted:
