Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery
(
26/04/2009 00:25)
O ry CAPSAT o, tadidio ny nanjo ny FRS
Mbola tsy tadidiko fa tantara no henoko. Toa natanjaka be tahaka an'io nataon'ny CAPSAT io hono izany FRS izany saingy fay ihany...
Sao lahy hanenenana...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/04/2009 18:32
bazylou
(
25/04/2009 21:44)
mba jereo anie!!!
rehefa makaty france ry rajoelina dia air france no andehanany ary mividy billet ohatra ny olona rehetra izy!! tsy hoe mitaingina air mad gratos na hoe mividy jet prezidansialy ohatran'ilay mpivarotra...
tohiny
novalian'i Havantsika ny 26/04/2009 16:19
halloween
(
25/04/2009 21:19)
Hanao ady sy mampirisika olona hiady hifamono sisa ataon TIM
Tsy manana teknik na taktika entina ahazahoana fitondrana tsony ny TIM de na manakarama bandy na mapirisika ny olona hanao adimpoko na hifandrafian samy malagasy ...
tohiny
novalian'i Garfield ny 26/04/2009 17:45
andrywui
(
25/04/2009 21:11)
Ary maninon rah mba mitondr baramin otranay taloh koa e
Fa hono tokoa hoa ry zalah TIM reto ! maninn ry lereto rah mba mitondr baramina sy barapins sy lapika sy famaky otran tgv taloha le tsisy manampy reny ndray koa laisany e ! taminreny anie tena efficac...
tohiny
novalian'i tovolahy007 ny 26/04/2009 16:06
rajy
(
25/04/2009 19:58)
atao inona moa le ampamoaka ?
inona moa izany ampamoaka izany? Spectacle iangalian'ny tarika HO TOTO RITE de trahison ve? Anmboarana ny sain'ny vahoaka ve? Sa ahazoambola? Tsy voahodinao @zany ny sainay ramose monga a! Zavatra ha...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 26/04/2009 09:32
Noue
(
25/04/2009 19:26)
Pierrot Rajaonarivelo - Ecroué àTsiafahy ?
zany ny vaovao mivoaka fa toa efa miparitaka sahady ity ny membres-ny hat ????
[b]« Acte de déstabilisation »
Alors que d’autres y voient un « acte de déstabilisation » du régime ...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/04/2009 18:09
bazylou
(
25/04/2009 18:21)
ry avoko mampiesona fotsiny
omaly tamin\'ny tele , hoe tokony hatsahatry ny hat ny vono olona hono maketsy makeroa.
Dia rahatsy hanao izany izy izao dia haninona ny kung fu ?? hanao ohatran\'ny tamin\'ny tts ve?? tssss, dia ha...
tohiny
novalian'i joachimr ny 11/05/2014 11:40
diamondra27
(
25/04/2009 16:35)
miala any ny kung fu aza a!
Tsara dia tsara raha mirotsaka antsehatra miaro ny vahoaka izy ireo raha toa ka tsy hain'ny mpitandro filaminana ny manao izany.
Variana mihintsy aho mijery ny video mahazo ny loza ary tsy mety man...
tohiny
novalian'i reeves ny 26/04/2009 08:56
KALACK
(
25/04/2009 16:31)
Mila fahendrena sy fananana fanahy hendry ny miaina !!
Rehefa hita fa mbola mafanafan aloha ny ankilany ary tsy mbola te hokorotanina sy rangitina aloha izao de tokony mba hialana aloha ny fanoherana bontolo ! indrindra indrindra ka olona vao nahazo fahef...
tohiny
novalian'i andrywui ny 25/04/2009 20:58
soanja
(
25/04/2009 15:26)
Ohabolana sy ny heviny
Misy ohabolana vitsivitsy ireto nentiko mba handinihantsika azy.
mahalaza tokoa ny zavamisy ankehitriny ny sasany.
1- Rafotsibe lavo an-tambiazina, ka raha tafirana dia mitsimpon-tsindretra.
...
tohiny
novalian'i kap kap ny 03/02/2018 09:30
Noue
(
25/04/2009 13:19)
Vidéo : permis de tuer àMadagascar (24 avril)
[b]âmes sensibles s’abstenir[/b]
[b]Des témoins racontent les scènes horribles qui se sont déroulées dans la journée de vendredi, durant laquelle des manifestants et simples passant ont Ã...
tohiny
novalian'i Garfield ny 26/04/2009 17:40
matokia02
(
25/04/2009 11:08)
cyber cafe
ono oa kay, nareo sao de mba mafantatara ni tena vola ampidirin ireni cyber reni en gle e, mba rentable iani ve izy ireni sa aona...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 05/05/2009 10:53
lemenakely
(
25/04/2009 11:00)
Tsy manaiky faharesena ihany koa ny mpanao politika gasy !..
Tsy misy mihintsy izany atao hoe relances sy continuites de l Etat izany eto @ tanana .Rehefa tsy lany dia potehiko ny infrastructures rehetra , dia démerdez vous!...
Presque nanao io toe- tsaina i...
tohiny
novalian'i andrywui ny 25/04/2009 21:04
ifiona
(
25/04/2009 10:48)
Ny vahaolana: miala TGV sy ny tariny dia atao ny fifidianana
condition sine qua none: tsy maintsy miala tgv, car source de tension et de tueries.
tsy mbola miverina eo @ toerany anefa Ra8 satria mampiady olona koa ny fijanonany eo @ toerany, na dia tokony mb...
tohiny
novalian'i nancy ny 26/04/2009 19:00
matokia02
(
25/04/2009 09:32)
cyber cafe,
iza no fourniseur d acces tsara ra anao cyber cafe...
tohiny
ravalotgv
(
25/04/2009 08:53)
tsisy prisonier politika izany @ andorn i tgv
19H40 : les 4 députés Legalistes pris par les militaires ont été transférés à Tsiafahy, le PM monja Roindefo a dit lors de son interview (tv plus) que ces 4 députés sont complices de meurtre ...
tohiny
novalian'i KALACK ny 25/04/2009 16:43
sitlo
(
25/04/2009 08:48)
audacity na adobe audition
Somary ataoko reference amin'ny photoshop kely. Misy automation ve amin'ny audacity na ny adobe audition?
Ny automation dia somary algo kely amin'ny photoshop. Tsindrinao ny start dia enregistreny ...
tohiny
sitlo
(
25/04/2009 08:35)
hira malagasy amin'ny internet
Mba lasa ny saiko hoe iza avy kay ny site ahafahana mividy hira malagasy? Dia ahoana kay ny mivarotra an'ireny? Aiza ny tompon'ny hira no mandray ny valin-kasasarany? Sa OMDA fotsiny ve?...
tohiny
novalian'i sitlo ny 27/04/2009 05:10
Fanhaiky
(
25/04/2009 08:01)
Poly sy Volera ...
Nisy mpilaza vaovao iray ao amin'ny haino aman-jery iray nilaza fa toy ny RABOKA no hilalaovan'ny mpanao politika malagasy ity firenena ity amin'izao fotoana izao, manaiky izany tokoa satria toa lasa ...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 25/04/2009 09:54
Oay
(
25/04/2009 06:29)
Mba ahatsiaro ve ny Malagasy fa nisy an'izany...
Averiko ny tenin'i Manandafy: rehefa tsy avela miteny ny vahoaka fa manao didy jadona ny mpitondra d miteraka mpanongampanjakana izany!
Noho izany d tsy hisy intsony hiady hevitra angamba fa nisy j...
tohiny
novalian'i Garfield ny 26/04/2009 18:13
