mba jereo anie!!!
1. bazylou
(
25/04/2009 21:44)
rehefa makaty france ry rajoelina dia air france no andehanany ary mividy billet ohatra ny olona rehetra izy!! tsy hoe mitaingina air mad gratos na hoe mividy jet prezidansialy ohatran'ilay mpivarotra abobao iry!!! na koa le jamba ao neuilly!!!
vive tgv :-D :-D :-D :-D
vive tgv :-D :-D :-D :-D
répondu par Havantsika le 26/04/2009 16:19
3. nancy
(
26/04/2009 01:58)
Izany dia anisan'ny tsy fijerena sy tsy fitiavana ny societe malagasy e. Tsy azoko mihitsy ilay fiarovana an'i tgv eto, nefa toa vao may aza mampidina ny point-ny leizy. Inona no tsy andehanany air mad dia mandoa vola izy fa naleony air france handoa vola hoan'ny societe frantsay?
bazylou:
rehefa makaty france ry rajoelina dia air france no andehanany ary mividy billet ohatra ny olona rehetra izy!! tsy hoe mitaingina air mad gratos na hoe mividy jet prezidansialy ohatran'ilay mpivarotra abobao iry!!! na koa le jamba ao neuilly!!!
vive tgv :-D :-D :-D :-D
4. yuka
(
26/04/2009 04:43)
Satria na izy tenany ihany aza dia mahatsapa fa tsy mitovy amin'ireo filoha teo aloha ny nahazoany ny fanjakana :D
filoha sadasada tsy maintsy mividy billet rah te handeha iza koa no hitondra an'iny gratosy eo :-D :-D :-D

7. Mirananirina
(
26/04/2009 09:23)
rehefa makaty france ry rajoelina dia air france no andehanany ary mividy billet ohatra ny olona rehetra izy!! tsy hoe mitaingina air mad gratos na hoe mividy jet prezidansialy ohatran'ilay mpivarotra abobao iry!!! na koa le jamba ao neuilly!!!
vive tgv
Izany dia anisan'ny tsy fijerena sy tsy fitiavana ny societe malagasy e
Voalazanao,aleo omena ny hafa ny vola toa izay hoan-dramalagasy ve
8. BeraMuc
(
26/04/2009 11:23)
Ny tsirairy manana ny safidiny malalaka, indrindra raha ny volany no miala
Izaho manokana dia mivezivezy matetika indroa na intelo isan-taona eo,
ary efa ela dia ela aho no tsy mandray air mad
Ny antony dia betsaka loatra ny experience-ko ratsy tamin ny air mad
nefa ny volako no miala. Tsy vitan izany fa mankadoha ny fiavonavonan ny service ka tena tsy te-hiherika intsony aho
Tsy misy hoe malagasy na vahiny, fa amiko rehefa ratsy dia ratsy e, soa ihany vao mbola misy ny azo hisafidianana na dia tena vitsy dia vitsy aza.

9. xxx
(
26/04/2009 11:24)
kely fisainana koa ry bazil zany mbola vo ovina ny nidiran'ny ho filoha tao? mbola ho itanao ny ho ataony avy eo :twisted: :twisted:
amdroba ny volan'ny tanindrazana no ho ataony... :evil: :evil:

10. nancy
(
26/04/2009 14:38)
Ekena fa samy manana ny safidiny e. Fa raha izy milaza azy ho "FILOHAN'NY MALAGASY" aza tsy mifidy ny hampiasa ny societen'ny malagasy, dia inona no azo iheverana azy? ahoana no ahafahany milaza fa hampandroso ny firenena malagasy izy??
Resaka izany ry nama a. Io aza resaka avion jereo ty ataony ka ahoana no fieritreretana hoe tgv sy mialy ve hiara-hiosona amin'ny malagasy mahantra izany e?????

BeraMuc:
Ny tsirairy manana ny safidiny malalaka, indrindra raha ny volany no miala
Izaho manokana dia mivezivezy matetika indroa na intelo isan-taona eo,
ary efa ela dia ela aho no tsy mandray air mad
Ny antony dia betsaka loatra ny experience-ko ratsy tamin ny air mad
nefa ny volako no miala. Tsy vitan izany fa mankadoha ny fiavonavonan ny service ka tena tsy te-hiherika intsony aho
Tsy misy hoe malagasy na vahiny, fa amiko rehefa ratsy dia ratsy e, soa ihany vao mbola misy ny azo hisafidianana na dia tena vitsy dia vitsy aza.
11. Havantsika
(
26/04/2009 16:19)
Ny Air Mad dia orinasa Malagasy, nefa vahiny mikarama 40 000 euro isam-bolana no mitantana azy, efa very ny ankamaroan'ny actif. Nopotehin'ny mpitondra teo aloha. Mila arenina tanteraka io ary haverina ho afaka ifaninana.
Inona no olana raha mandeha fiaramanidina hafa aloha amin'izao , ny fiarakodia andehanantsika koa ange ka mbola tsy nisy vita malagasy e! ny karenjy efa nanjavona
Ny vola naloa tam Airmad voahodikodina sy anjakazakan'ny vahiny toa tsy mampaninona antsika
Manana olona mahay sy afaka hampiakatra ny firenena isika ka aoka hiray hina hanasoa ny tanindrazana amin'izay