audacity na adobe audition

1. sitlo ( 25/04/2009 08:48)
Somary ataoko reference amin'ny photoshop kely. Misy automation ve amin'ny audacity na ny adobe audition?

Ny automation dia somary algo kely amin'ny photoshop. Tsindrinao ny start dia enregistreny izay ataonao rehetra (action) mandra-panindrinao stop.

Dia avy eo tsy mila mamerina an'izay nataonao teo intsony ianao fa alefa fotsiny ny automation amin'ny dossier iray, dia tonga dia ny photoshop fotsiny no mamboatra ny sary rehetra ao.

Fomba tsotra ialana amin'ny erreur systematique ilay izy. Ohatra hoe misy teboka fotsifotsy amin'ny fakan-tsarinao, dia lasa misy daholo ny sary rehetra nalainao. Dia ny iray fotsiny no amboarina amin'ny photoshop, dia ny ambiny manaraka ho azy.

[center]__________________[/center]

Dia ny tiako anontaniana dia misy ohatra izany koa ve ny audio? Ohatra hoe tiako asiana tampon daholo ny hira rehetra amin'ny dossier iray. Dia ny iray fotsiny no mixena, dia ny ambiny manaraka ho azy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7305