ry avoko mampiesona fotsiny

1. bazylou ( 25/04/2009 18:21)
omaly tamin\'ny tele , hoe tokony hatsahatry ny hat ny vono olona hono maketsy makeroa.
Dia rahatsy hanao izany izy izao dia haninona ny kung fu ?? hanao ohatran\'ny tamin\'ny tts ve?? tssss, dia hanjavona fanindroany indray izany ohatran\'i piera be moa sa kely le iny!!
:-D :-D :-D
300.000 hono ny kung fu maketsy e makeroa e!!
toa lanyandro mapitandrina fotsin y fa tsy misy fika akory :-D :-D :-D
répondu par joachimr le 11/05/2014 11:40
2. hery ( 25/04/2009 19:15)
Aza maika...

Isaorana ny Kung Fu miaro ny vahoaka rehefa tsy afaka miaro ny vahoaka ny miaramila.

3. locl ( 25/04/2009 19:24)
Asio mafy ao ry kung fu a! Mba asivo action kely fa ela loatra, le 30 avril fivoriana UA koa mamela ireo HAT hamolo olona be loatra.
4. Noue ( 25/04/2009 19:30)
zao no voalaza oe

Kung-fu Wisa Ultimatum de 24 heures


Que le bain de sang cesse. C'est Me Avoko et la grande famille du KUNG-Fu Wisa qui ont lancé hier cette interpellation à l'endroit du président de la HAT Andry Rajoelina et de son premier ministre Monja Roindefo. Ils ont donné à ces derniers un ultimatum de 24 heures, qui expire lundi matin à 9h, les jours du week-end n'étant pas comptés. « Au cas où les Forces de l'ordre continuent de tuer et de faire couler le sang de leurs co-citoyens, nous prendrons les mesures qui s'imposent. », a averti Me Avoko Rakotoarijaona. La question est désormais de savoir de quelles mesures il s'agit. Le président de l'association « Mifohaza ry gasy » de répondre : « C'est une confidentialité à nous. Je tiens tout simplement à signaler que nous préparons quelques chose et nous sommes préts à agir au cas où.... » Me Avoko Rakotoarijaona a tenu à préciser que le KUNG-FU Wisa n'est ni avec le camp Ravalomanana, ni avec celui de Rajoelina. « Nous sommes avec le « vahoaka » », ont clarifié Me Avoko et ses adeptes, qui préconisent le dialogue pour sortir de la crise


5. xxx ( 25/04/2009 19:38)
Toa ho lasan'ny kung-fu indray izany ity fitondrana ity ko! :-D :-D :-D
6. Noue ( 25/04/2009 19:39)
nefa i pierrot rajaonarivelo efa mikandra ny sezany?? :-D :-D :-D :-D :-D
7. andrywui ( 25/04/2009 20:59)
de mbola mitady ny hisian faty olona betsak fon ve ny TIM e ! maninnn ary qrah mipetrk tsar alou mjery ny fandehan fiainampirenena de hita eo ndray av eo
8. yuka ( 26/04/2009 04:45)
Noue :-D :-D :-D :-D :-D
9. lemenakely ( 26/04/2009 07:36)
Ny Kung fu indray amiko dia be vava sy ny wa wa wa fotsiny ihany !Tadidiko t@ 2002 niteny i Avoko hoe rehefa tsy handray ny andraikiny ny miaramila hanala ny barrage tao Brickaville , dia ho avy ny Kung fu hanala io barrage io.

Nandrasana , ..1 mois , 2,3...

Angamba tonga saina ihany ny farany hoe tanam- polo ve ahafaka ireo soudures sy containeurs ?
Tanam- polo ve hiady @ ireo milisy mitam-basy tao Brickaville

Aza mba entim-po hoa Ra malagasy o!
10. ravalotgv ( 26/04/2009 07:47)
outsaaa

tandremo fa toa karateka hono ra tgv an sady toa mihaninkazo koa lery fa ny kungfou nefa mitsindrona

sniff mety hifandona njay reo an

sniff
tchroufff
mande be ny clic ny net

8) 8) 8) 8) 8) 8) 8)
11. Mirananirina ( 26/04/2009 09:45)
Dia rahatsy hanao izany izy izao dia haninona ny kung fu ?? hanao ohatran'ny tamin'ny tts ve?? tssss, dia hanjavona fanindroany indray izany ohatran'i piera be moa sa kely le iny

Ngaha io irery e,ny catcheur,sy ny tariny rehetra mbola ho avy eo. :)
12. BeraMuc ( 26/04/2009 10:49)
Mihombokevitra amin ny lemenakely aho, hihady amin ny miaramila manana fitaovam-pihadiana ve ny kung fu???
Saingy ny mety hiseho, raha mandray serieux ny zavatra nolazainy ireo kung fu ireo di izao
- satria fantatra ny liste ny miaramila mutin miaraka main ny adresse
- ary koa fantatra ny liste ny hat sy ny manodidina azy miaraka main ny adresse
- dia mety ho resaka fanafihana domicile prive, otage sns ..
13. joachimr ( 11/05/2014 11:40)
ny kung fu tompoko dia olona misaina fa raha toa ve ka ampiarinay ary ny zavatra hainay tao moa ve misy maharesy anay?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0561