Ary maninon rah mba mitondr baramin otranay taloh koa e

1. andrywui ( 25/04/2009 21:11)
Fa hono tokoa hoa ry zalah TIM reto ! maninn ry lereto rah mba mitondr baramina sy barapins sy lapika sy famaky otran tgv taloha le tsisy manampy reny ndray koa laisany e ! taminreny anie tena efficace mihitsy ny fanoherana satria de izao Fitondrana azo zao no nokany !! ka rehefa mialangalana tsisy hanampy anareo TIM tsony ny miaramila , gendarme , polisy sy ny sisa ... de ny adi gasy toa ny nataonay ndray atao e !! mety io !

torohevitra ho an'ny TIM zay ! za ary mba lany rondoha mba manoro lalana anareo amzao tunnel noir be hizoranareo zao !! andramo letsy penguin fa tsisy totohondry mahavaky kibo zany a !! de mba isaory ah nanoro hevitra
répondu par tovolahy007 le 26/04/2009 16:06
2. Mirananirina ( 26/04/2009 09:28)
raha tsy JIOLAHIMBOTO ireo koa hanao toin'izay nataony tgv??????????? :)
3. locl ( 26/04/2009 13:34)
Mandainga koa ity andrywi ity.
Ny TGV ange efa armé depuis le debut e! Ny tanjona tamin'iny dia hamono andra8 fa tsy nety le fika satria mbola nisy himaniste ihany tao.
Sady aza ampitoviana aminareo zahay e! Nareo olona liandrà sy be korontana, bon dimanche e!
4. tovolahy007 ( 26/04/2009 16:06)
Izao fomba fisainan'ny TGV zao mitsy ny antony tsy hitiavako azy. Dia elahy io ve letsy ra wiwi dia faly mitsy t@ reny zavatra nataon'ny lisany reny. Io efa hita io ny vokatry ny zavatra nataon'ny lisany. RAHA ZA ELAHY DE FISAORANA AN'A/TRA NO ATAOKO SATRIA TSY MBA MANAO TOY NY NATAON'NY LISANY IREO MPITAKY NY ARA- DALANA IREO. MBA AZON'NY LA IO SARY AN-TSAINA VE HOE OHATRA NY INONA NY HO VOKANY RAHA HANAO TOY NY NATAON'NY LISANY KO RY ZAREO REO?

Mampalahelo le fomba fisainana fa tena novan'ny le TGV any @ zavatra tsy mitondra fahombiazana ho an'ny Madagasikara mitsy ny sain'ny olona mpanaraka azy. TIA GIDRAGDIDRA HANY REFA TSY AZO IZAY ANGATAHINY DE TONGA DE FANAPOTEHINA.

MBA MIERITRERETA IHANY RY ZAREO.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0718