Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Djhamhal ( 24/04/2009 06:08)
CAPSAT inona ny tena dikany?????
mampametram-panontaniana ahy ihany ny momba ity CAPSAT ty , satria toa tsy misy tafika ( raha zay no maha laza azy) hafa miitsy ve mety ho ambara na ankalazaina be ankoatr'ireo é?? fa inona no tena a... tohiny
novalian'i pyar24969 ny 25/04/2009 08:31
lemenakely ( 24/04/2009 05:56)
Diso ve ny fijeriko ? ...
Ny pro - Tgv ny ankabeazany dia ireo olona sahirana ara- pivelomana , nanaporofo izany ireo olona voatifitra teny Ambotsirohitra, moa na eny @ 13 mai aza dia hita soritra avy hatrany izany e. Ny mp... tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:50
xxx ( 24/04/2009 05:52)
tafika SADC : NOFINOFY, tafika LEGALISTE, NOFY RIRININA
tafika SADC : NOFINOFY, tafika LEGALISTE, NOFY RIRININA Tsy mino aho raha tsy mahita... tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:52
sohitika2008 ( 24/04/2009 04:45)
Mr Polisy ô!
Ndana mipitsika any fa tsisy ilavana azy [center][img]http://img207.imageshack.us/img207/4258/sondage.png[/img][/center]... tohiny
novalian'i xxx ny 22/08/2009 16:00
sitlo ( 24/04/2009 03:57)
youtube ao anaty flash
Misy hevitra ve ampidirana youtube ao anaty flash application. Ohatra hoe nahavita slideshow milailay ianao dia asiana youtube eny atsefatsefany eny. Tsy voatery ho youtube ihany fa izay object reh... tohiny
novalian'i sitlo ny 25/04/2009 04:15
soanja ( 24/04/2009 00:33)
Kanosa ve ny miaramila Gasy?
Tena mifangaro amiko mihitsy ny zava-drehetra mitranga. Fa efa tena habibiana no mitranga amin'ny fomban'ireto resaka CAPSAT ireto dia nahoana no tsy mahatsapa ny miaramila hafa na ny tsy misy ifa... tohiny
sitlo ( 23/04/2009 22:06)
Sangisangy zary tena 4
Andriamanitra: Ry Kaina, lasa aiza ny rahalahinao? Odon: Any amin'ny CAPSAT... tohiny
novalian'i halloween ny 24/04/2009 08:37
sitlo ( 23/04/2009 21:57)
astrologie
Izaho izany tsy mino an'io mihitsy hatramin'izay. Dia rehefa mba mijery an'ireny gazety ireny dia raha vao tsaratsara ilay izy dia hoee, fa raha vao ratsy dia iza koa no hino an'io. Fa ny vokany dia ... tohiny
ravalotgv ( 23/04/2009 21:32)
un éxilé de plus
Ra devient un éxilé de plus avec deba et les autres il faut commencer à voir, qui y sera saura. En ce moment il n'y a que tgv qui tient les rènes et qui sera président hum peut étre monja roy... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 24/04/2009 05:48
BeraMuc ( 23/04/2009 20:40)
Santionany amin ny capsat
jereo topmada Vidéo d’une intervention musclée des militaires le 23 avril jero koa youtube sy dailymotion ... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 23/04/2009 21:34
sadeky ( 23/04/2009 20:33)
commandant charles mamono vahoaka
tena biby tokoa io miaramila io satria izy no ilay nanambana basy teny antanimena ,eto dia tsy tahotra tsy henatra intsony http://www.topmada.com/2009/04/video-dune-arrestation-musclee-des-militaires... tohiny
novalian'i xxx ny 24/04/2009 07:30
ifiona ( 23/04/2009 20:06)
nahazo lafarine be Mialy Rajoelina tany @ aeroport
ndryyyy! http://img145.imageshack.us/img145/1025/09090423parismialyrajoe.jpg... tohiny
novalian'i Hinagasy ny 26/04/2009 23:09
locl ( 23/04/2009 19:51)
Tandremo sao misy ambadika fa manomboka mitsoaka
Raha ataoko fijery ambongadiny dia toa mangingina daholo ireo Elefanta ao @ TGV, dia hoy aho hoe fa misy inona???Ingahy Ramakavelo izay fatram-piaro ny hasina Tafika Malagasy tsy hita tabilao intsony?... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 24/04/2009 07:50
sitlo ( 23/04/2009 18:55)
Ry CAPSAT inona marina moa no fahadisoan'ireo
Inona marina moa no fahadisoan'ireo vahoaka tifirinao sy dakadakainao ireo? Ireo ange no naha-ianao anao, ireo no nandoa ny karamanao sy ny fampihofanana rehetra azonao eh. Ireo no niniavanao fa ho... tohiny
ralek ( 23/04/2009 18:27)
facebook
Fa hono aho, izaho mino fa betsaka ny membre ato ao @ facebook.Ka tsy aleo ve manokatra groupe namana serasera ao @ facebook eh!! raha mba mamaky an'ity ingahy admin dia, raha azo atao, manisy "lien"... tohiny
novalian'i ni81 ny 06/05/2009 06:51
rajy ( 23/04/2009 18:14)
tetezana mangitakitaka
Izaho leroa mbola tsy nahita tetezamita misy manohitra raha tsy ity!t@ andron-zafy de tena nekem-bahoaka le izy de tafa fa ty kobo be oe natao ankeriny de zao fa mibaribary ny tena vahoaka , mampalahe... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 24/04/2009 06:11
Noue ( 23/04/2009 18:04)
Augustin Andriamanananoro ve mba misaina ????
Augustin Andriamanananoro ve mba misaina sa inona no misaina aminy??? [b]19H30 : Augustin Andriamanananoro annonce que la HAT commence a étre reconnu suite à l'invitation internationale qu'elle a... tohiny
novalian'i bazylou ny 24/04/2009 21:51
xxx ( 23/04/2009 16:53)
lasa nitsoaka any paris i mialy
notarihin'i mialy tgv hametra pialana fa hoe efa mitady hivadika ny capsaty fa tsy ampy vola nifanarahana t@ coup d'etat, dia iny izy lasa nitsoaka any france iny fa hoe miandry kely koa i tgv dia ho... tohiny
novalian'i mion ny 24/04/2009 05:32
xxx ( 23/04/2009 16:48)
tsy heno intsony i Odon fa efa mihinana ny azo eh
Aiza taloha ilay fanamelohana ny famonoana sy ny fisamborana vahoaka nataon'ny miaramila. Kay noho ny an'ny tena no mitondra dia mody mangina. Avoay i Odon eh... tohiny
novalian'i xxx ny 24/04/2009 01:25
Noue ( 23/04/2009 16:23)
24 blessés recensés à l'hopital HJRA dont plusieurs touchés
[b]16:20 - L’hôpital HJRA est entièrement quadrillé par les militaires. Tous les mouvements sont contrôlés, les familles de victimes se disent scandalisées 16:00 - Bilan provisoire : 1 mor... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2009 19:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7437