Ampidiro aloha ny tenimiafina
Augustin Andriamanananoro ve mba misaina ????
1. Noue
(
23/04/2009 18:04)
Augustin Andriamanananoro ve mba misaina sa inona no misaina aminy???
19H30 : Augustin Andriamanananoro annonce que la HAT commence a étre reconnu suite à l'invitation internationale qu'elle a reçu
nefa rehefa jerena ny fandehan-zavatra dia
19H35 : Dernier bilan : une trentaine de blessés, plusieurs par balles
19H32 : 28 arrétés selon le général Organès de la HAT
dia hoy aho oe commence à étre reconnu @ inona??? @ HABIBIANA SY TRAHISON ? ireo aloha dia marina eee !! il est bien reconnu marina

novalian'i bazylou ny 24/04/2009 21:51
2. ravalotgv
(
23/04/2009 18:11)
On commence a le reconnaitre pour sortir de madagascar et faire entrer les militaires au pouvoir car les tsy mandalo katsamaina vont manger les maîs dès qu'il sort et en plus les tsy mandalo katsamaina fument du joint
sniff
tchroufff
donc y a donc
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ =)) =)) =))
sniff
tchroufff
donc y a donc
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ =)) =)) =))
3. Havantsika
(
23/04/2009 18:21)
Adidin'ny ingahy ministra no manao izany fanambarana izany, nandritra izay 1 mois ny HAT izay dia novoiziny foana izay non reconnaissance internationale izay, fa angaha moa zanatany isika? Ny firenena lehibe dia ny haren'i Madagasikara no tiany, fa ambin-javatra ny Malagasy, ka ny mpitondra mpiray tsikombakomba aminy dia arovany lalandava.
Ny mpiara-dia amin'ny mpitondra teo aloha no tsy mety manaiky ny zava-misy ankehitriny, tsy te hanaiky fa 7 taona nitondrany dia be kokoa ny fanapotehana ny firenena noho ny zava-bita tsara. Aoka amboarina ho vaovao aloha ny rafitra.
Aza atao motif hilazana fa tsy izy ny maintien à l'ordre, raha mbola misy fitiavan-tanindrazana ihany ao am TIM sy MFM aoka tsy hamporisika ny tsy manan-tsiny hanao barofo. Fohy ny transition ka aoka hiomana handray ny fahefana am famendrehana fa raha izao no opposition vaovao dia very tabilao sy tsy crédible araka ny filazany ihany.
Natao hoeritreretina io
4. fijo
(
23/04/2009 19:29)
tsy zanatany isika,fa manambol ahiasana ngah ale HATinareo izao??????ny sain ary havan anatao hiasa sy handinika ,fa tsy natao hiteniteny foana izay tratry ny vava
5. locl
(
23/04/2009 19:38)
Faly ery ity ministre fa hoe nahazo convocation nefa tsy hay akory ny miandry azy ao???Hamoaka anareo eo @ fitondrana moramora no hiantsovan'olona anareo.
Firenena iza no hanaiky anareo eo e!!NOFY NY ANAO AUGUSTIN A!!!ary nahoana moa no tsy lazainy ireny echec t@ Hasina Andriamanjato ireny, sy ilay ministre fampianarana importé iny tao Paris, hihihi!!!
Havantsika, les TIM et MFM sont plus crédible et efficace que les TGV, nous ne voulons pas des "vendram-po" sans diplôme pour nous representer au niveau internationale......... hiarahana mahita fa mihemotra i Madagasikara.
Ravalomanana a fait beaucoup mieux et reste le number "one" par rapport aux précedants présidents. Marina io an!!Sa mitapina ny mason'i Havantsika

6. Havantsika
(
23/04/2009 19:49)
Tena mba tsy hitako io crédibilité sy efficacité reo, 7 ans de pouvoir, lasa nofy koa no fahitako azy satria niaina nofy ratsy ny ankamaroan'ny malagasy ka niposaka ny maraina hamelonana ny fanantenana e!
Averika indray tsy diploma no ilain'ny mpitondra fa fahendrena. Raha diploma ve tsy Ratsiraka no be indrindra fa taiza ny firenena. nA I Atoa RAVALOMANANA na i Atoa RAJOELINA dia tsy nisy nisy nilaza CV kanefa samy nanova tantara teto.
Mba anjarantsika no manohy izany miaraka aorian'nny transition e
ndao hifanome tànana fa tsy olona no jerena,
Ok
7. menalamba
(
23/04/2009 19:53)
Havantsika ô !! Aoka kely ianao tsy hiteny fa mpanao barofo ireo olona tsy manaiky ny barofo t@ fakana ny fahefana t@ hery sy basy . Ny saina samy manana ,fa ny fahendrena no tsy mampitovy antsika . Tsy ny toa anareo no hiana-kendry hitsara olona eto . Dia ataonao hijanona @ izao fotsiny moa ny olona fa tsy hitroatra ? Dia efa mitadiava fierena fa rehefa tonga ilay fetra ,tsisy hiafenanareo eo. Ny olona manana ny maty tsy mitsaha-mitombo ,satria efa nisotro ny aleoko maty ,dia miomana aza ianareo an...
8. BeraMuc
(
23/04/2009 20:00)
Havantsika >>
a) mba sokafy hoa ny maso e
b) rehafa niangaran ny vintana afaka misera eto dia mba hararaoty ny hahazoana information au plus large
d) tsy firenena na iray aza manaiky ny hat
e) inona ity famendrehan ny hat lazainao ity e, ny fanaovan hevitra mbotolo ve? sa ny famonoana olona? sa ny fampihororona? sa ny fangalarana? sa ny fanaovan didi-jadona? sa ny fanitsakitsahana ny maha-olona (droit de l homme no tiako laizana, sao ianao vazaha taratasy, vakio ny mikasika an io raha tsy fantatrao), sa ny fanararaotana manondrana ny Sava malagasy, sa inona ??? misy hadinoko ve !!!
f) raha tsy ampy, dia handana ianao manantona an io augutin, ary mba hanontanio azy ny lalana nodiavina teo aloha rehatra ary hampitao eto amin ny serasera
Fa izaho milaza aminao, tsy vitan ny hoe dondrona fa tena maha-menatra tokoa io augustin io ....

9. Havantsika
(
23/04/2009 20:08)
Lasa Augustin indray no heverinao harovako, tsia, nilaza fotsiny aho fa adidiny izany, zaho mba mahay misaotra ihany izay mba anjara biriky kely vitako.
ka ny mba hametrahana rafitra tsaratsara kokoa sy eken'ny rehetra ifampifehezana ange no heveriko fa tokony ho tanjon'ny rehetra a!
Zaho tsy mankasikatra na iza na iza mihoam-pefy kanefa tsy mety koa ny manoha riana ka tsy mifanampy mba hialana amin'ny tetezana . Aleo miara miampita daholo fa tsy hifampifahavalo ka lasa missile sy roquette no hifampiresahana nefa isika samy afaka hanana ny anjara masoandrontsika daholo .

10. menalamba
(
23/04/2009 20:11)
amin'ity indray mitoraka ity tsy misy avela ho velona sahala @ t@ 2002 ireo hoe gadraina elabe ,rehefa vôbeda fa avy dé vitaina ...ftsaaok jinjaina maty any daholo.
11. locl
(
23/04/2009 20:16)
Sao dia manofy koa"Havantsika", fa aiza hianao no mahita firenena nentina anjely, Suisse tompoko dia firenena tsy mpino, ary ny vola no tompina ao, fa izy manaraka lalàna ary mampiasa ny diplôme sy fahaizana hitondrany ny fireneny.
12. ravalotgv
(
23/04/2009 20:25)
ARY NAREO RETO BE TEMBAKA DAHOLO NEFA TSY HANIN TSY HANIN DAHOLO
AVERENO RA8 RAHA MAHAY
ESORY TGV RAHA MAHAY FA MANAO RESAK OVY ETO FOTSINY
:@ :@ :@ :@ :@
AVERENO RA8 RAHA MAHAY
ESORY TGV RAHA MAHAY FA MANAO RESAK OVY ETO FOTSINY
:@ :@ :@ :@ :@
13. menalamba
(
23/04/2009 20:29)
Nisy mazan-doha tsy nety niala vé lety nisy sahala @ dédé ratsiraka kôkômbra ,fa niforetan'ny olona sivy volana rodana ihany ,ka mainka izay kely fingom-balalan'ialahy io no hilaza ho bôby eo . Mitadiava lalam-poza dieny izao sao tara loatra ka dangy eo ,fa @ ity tonga dia tsy ankitsitsy ,tsiry havela ho velona eo é :�) :�)
15. Havantsika
(
23/04/2009 20:33)
zaho mahatanty tebaka raha mba izay no fafinaretan'ny sasany. Marina ny anao ry RAVALOTGV ny am hoe raha mahay. Fa izy ity ange tsy resaka fahaizana no olana fa ny zava-misy no atrehina, transition vers la 4ème republique zao no misy .
Tsy nofy fa faniriana ny ahy ry locl a! , mila ny tsaratsara kokoa hahavita hitady ny mahasoa ny malagasy na iza na iza no eo après 18 mois
Tsy nofy fa faniriana ny ahy ry locl a! , mila ny tsaratsara kokoa hahavita hitady ny mahasoa ny malagasy na iza na iza no eo après 18 mois
16. menalamba
(
23/04/2009 20:43)
Tsisy te hifanebaka @ nao akory eto ,fa ty ianao miseho ho lalin-tsaina noho ny olona rehetra no mampihomehy fa tsy mahasosotra akory. Miomana ianareo rehetra PADESM fa tsy manaiky ny rà n'ireo novonoinareo fa miantsoantso valifaty ... 8O
18. Havantsika
(
23/04/2009 20:48)
Mba nanome fifaliana an'i menalamba aho zany androany. Misaotra fa nokilasiana ho lalintsaina aho na fisehoana ihany aza no fomba nolazainao. Izaho kosa dia mihevitra ny hafa ho ambony noho izaho fa voninahitra ifanomezana io .
Zaho aloha tsy padesm ka tsy ho ahy ny hafatra fa maniry ny ihavanan'ny Malagasy aho fa rava ny firenena miady an-trano
Zaho aloha tsy padesm ka tsy ho ahy ny hafatra fa maniry ny ihavanan'ny Malagasy aho fa rava ny firenena miady an-trano
19. Noue
(
23/04/2009 20:52)
dia ahoana ny tohiny??? mbola azo lazaina ihany ve oe la HAT commence a étre reconnu suite à l'invitation internationale qu'elle a reçu
???? mba nahazo invitation ve dia azo lazaina oe reconnu ny hat ??? sa RECONNU @ BARBARISME SY FAMONOAN'OLONA??? JEREO FOTSINY ITY HABIBIANA ITY
Vidéo d’une intervention musclée des militaires le 23 avril
23 avril 2009
Les militaires s’en prennent violemment à un civil à Antananarivo, jeudi 23 avril lors de la répression de la manifestation de légalistes. Les militaires semblent étre bloqués par un barrage de pierres. Ils tabassent ensuite le civil qu’ils soupçonnent d’avoir ériger le barrage. La personne qui filme la scène a été agressée mais se porterait bien.
http://www.youtube.com/watch?v=tyQX9t4ptKc&eurl=http%3A%2F%2Fwww%2Etopmada%2Ecom%2F2009%2F04%2Fvideo%2Ddune%2Darrestation%2Dmusclee%2Ddes%2Dmilitaires%2Dle%2D23%2Davril%2F&feature=player_embedded

20. menalamba
(
23/04/2009 21:00)
Dia toy izao no zavatra tohananareo ry havantsika? mbola manana ra Malagasy mikoriana ao anatinao ihany ianao dia manaiky mitapi-maso milaza fa mety izao? Mihomana ianareo fa misy fetra ny zava-drehetra.