Augustin Andriamanananoro ve mba misaina ????

21. Havantsika ( 23/04/2009 21:09)
Iza no milaza aminao fa mety amiko ny rà mandriaka? tena misy fetra tokoa ny zavatra rehetra ary ny olona tahaka ahy efa vonona hatry ny ela fa fandalovana eto an-tany . Ny ilaina dia mahavita manao asa tsara am izay kely vita e!

Izaho mihitsy aza no maniry ny ihavanan'ny malagasy ary malahelo raha misy mampizarazara azy, tsy zany ve no tolona nataon'ny menalamba e! sa ahoana?
22. menalamba ( 23/04/2009 21:14)
Sssssshyyy !!! Mody manao resaka mivilana eo indray itony anefa ery ambony ery mitady hampandry adrisa hanasa ny lohan'ny olona fotsiny. Efa ita mazava be fa tsisy badoinareo akory eto fa fantatra fa mitsapa ny halalin'ny rano . Ho avy tsy hoela y tsindron'ny dokotera fa aza taitra an...
23. Havantsika ( 23/04/2009 21:21)
Raha mba misy marina izay voalazako dia diniho fa tsy adrisa akory ianao ka manaiky hampandriako e! fa ny pluralisme d'idée dia harena azo exploiter na tsara. Raha marary aho ka dokotera ianao pourquoi pas , kanefa sao dia sanatria zavatra hafa no tianao hatao amiko?
tsy tia tsapa rano koa aho fa tsotra sy mahitsy ka izay tena izy no lazaiko ary tsy dia miovaova hevitra loatra e

salut
24. menalamba ( 23/04/2009 21:29)
Mba hainao moa ilay ohabolan'ny Ntaolo manao hoe " raha mafy aza ny tia hanjaka ,ny salaka tsy hatao saina" ? Tsy ny karazana fatritran'olona toa anareo sy ny toananareo mpamono olona no heken'ny vahoaka . Raha tsara ny tohananareo ,tsy nisy izay filaharana akory hatr'izao eny an-dalam-be fa efa nanao fety ny vahoaka . Ka dia izao ,tsotra fotsiny ihany ,aina solon'ny aina ,maso solon'ny maso Ampitao any @ izay tohananareo tsara .Ary asaivo mierikerika tsara ry zareo rehefa mandeha mivoaka ny trano fa tsy hay na avy any aoriana na avy any @ sisiny ny fiavian'i patsa iray tsy omby vava
25. piste ( 23/04/2009 22:29)
Mba mampihomehy ahy ihany ny raisonnement ny sasany ato. Taiza ary ianareo t@ famonoan'olona teny ambohitsorohitra ireny é. Sa rehefa avy any aminareo mamono dia tsy misy olana. Ary raha ny sasany novonoina teny dia nolazaina fa tsy misaina.
SOyez logique envers vous mm, samy rà malagasy ireo maty ireo ka aza misy avahana.
Ary ity ianareo mitalaho amin-dry zareo be mainty SADC ity no hitako tena mpamadika tanindrazana mohoatra lavitra ny PADESM. Aiza kosa mba nisy malagasy hiantso hery avy any ivelany hanafika azy.
Mba misaina ry zalahy fa aza entim-po fotsiny à !
26. nancy ( 23/04/2009 23:42)
Tena omenao rariny mihitsy izany ny capsat an. Manodiava anareo mianakavy izao mahazo ny malagasy izao.

piste:

Mba mampihomehy ahy ihany ny raisonnement ny sasany ato. Taiza ary ianareo t@ famonoan'olona teny ambohitsorohitra ireny é. Sa rehefa avy any aminareo mamono dia tsy misy olana. Ary raha ny sasany novonoina teny dia nolazaina fa tsy misaina.
SOyez logique envers vous mm, samy rà malagasy ireo maty ireo ka aza misy avahana.
Ary ity ianareo mitalaho amin-dry zareo be mainty SADC ity no hitako tena mpamadika tanindrazana mohoatra lavitra ny PADESM. Aiza kosa mba nisy malagasy hiantso hery avy any ivelany hanafika azy.
Mba misaina ry zalahy fa aza entim-po fotsiny à !

27. Noue ( 24/04/2009 05:02)

ary mba taiza hono ianao t@ ora nidoana??? fa iza no namono olona teny ambotsirohitra sy ankehitriny?

28. ravatorano ( 24/04/2009 08:32)
ny miaramila ange ry zareo ka fitaovana ataon ireto mpanao politika fotsiny e
ireo ihany nno lmasa emmonat sy ny sisa
ny capsat ange ka nandray andraikitra sy anjara tamin\'ireny emmonat ireny e
fa nony taty afara reefa raikitra ny \"fikomiana\" dia novaina ny emmonat fa lasa capsat indray ny fiantson\'ny olona azy !
ka na ny teny ambohitsorohitra na ny teny ambohijatovo sy ny sisa dia miaramila polisy ary zandary daholo ihany ireny fa ny mpibaiko fotsiny no miova !
29. Noue ( 24/04/2009 09:11)
miarahaba anao ravatorano

io voalazanao io aloha dia marina ee !! indrindra moa raha voavidy vola ry zareo hanongana
30. bazylou ( 24/04/2009 21:51)
http://actumadagascar.blogspot.com/2009/02/7-fevrier-2009-le-massacre-de-la.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074