Ry CAPSAT inona marina moa no fahadisoan'ireo

1. sitlo ( 23/04/2009 18:55)
Inona marina moa no fahadisoan'ireo vahoaka tifirinao sy dakadakainao ireo?

Ireo ange no naha-ianao anao, ireo no nandoa ny karamanao sy ny fampihofanana rehetra azonao eh. Ireo no niniavanao fa ho aroavanao.

[center][/center]

Mpianatry ny CEG ange iny eh, ireny no ho avin'i Madagasikara. Sa atahorana ho afaka bac any aoriana any ka hioatra ny farim-pahaizanareo sy TGV?

[center][/center]
2. locl ( 23/04/2009 19:17)
Merci pour les images fa tena mampate hividy basy dia tifirina ny lohan'ireo tsy mataho-tody ireo
3. fijo ( 23/04/2009 19:21)
izao no atao hoe firenena azon'adala,ka anjarantsika no misaina
4. xxx ( 23/04/2009 19:50)
dia ahoana ity

http://www.youtube.com/watch?v=2wHB6IkQfg8&feature=related
5. locl ( 23/04/2009 19:56)
xxx, marina ny an'i Manandafy satria iny le erreur nataon'i Dada e! Ary na zaho aza miaiky saingy le amin'izao ange ka ny vahoaka majorité no mitaky le depart TGV e
6. ravalotgv ( 23/04/2009 20:19)
aoka kosa ry zareo eee gasy ihany ireo na dia manao hadalana aza mety somary dozy be loatra ry lerony fa niova angamba le vovoka nomena an dry zalahy

sniff
tchrouff

ra8 koa izao tokony hividy miaramila lafolafo fa samy manana lery sy tgv de zay zao no tokony ataony
sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
7. zandikely ( 23/04/2009 20:49)
Manandafy koa dia toa manameloka ny tenany iany, izy ange no mpanolotsain'i RAVALOMANANA tao ka ahoana vao izao vao hiteny an'izany.
Mpiatsaravelatsihy mihitsy ireto mpanao politika.
8. Noue ( 23/04/2009 20:53)
habibiana :evil: :evil: :evil: :evil:
http://www.youtube.com/watch?v=tyQX9t4ptKc&eurl=http%3A%2F%2Fwww%2Etopmada%2Ecom%2F2009%2F04%2Fvideo%2Ddune%2Darrestation%2Dmusclee%2Ddes%2Dmilitaires%2Dle%2D23%2Davril%2F&feature=player_embedded
9. ravalotgv ( 23/04/2009 21:06)
sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@
10. ravonjison ( 24/04/2009 11:33)
Tena ratsy dia ratsy ny toe-javatra.
Hono hoa ry Noue, tsy mba misy possibilité ve mba hanampiana ireo olona ( legaliste) milahatra, na ireo olona voadakadaka ireo. Ohatra hoe handefasako vola avy atý ivelany mba hahafahandry zareo mihetsika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1245