Diso ve ny fijeriko ? ...
1. lemenakely
(
24/04/2009 05:56)
Ny pro - Tgv ny ankabeazany dia ireo olona sahirana ara- pivelomana , nanaporofo izany ireo olona voatifitra teny Ambotsirohitra, moa na eny @ 13 mai aza dia hita soritra avy hatrany izany e.
Ny mpomba andravalo indray dia hita avy hatrany fa olona manan- katao , hita eny ireo fiara tsara tarehy isankarazany , ny fiakanjo ,...
Ka raha fehezina dia toa hitako fa ara - tsosialy no tena isan ny anton izao olana izao , eny misy politika ihany koa , fa ilay resaka sentiments et injustice sociale sy ny hantsana misy eo @ manana sy ny mahantra ihany koa no fototr izao crise izao
Asa mety diso ihany ny fijeriko

répondu par fijo le 24/04/2009 21:50
2. xxx
(
24/04/2009 06:07)
misy marina le hoe olona manohana an'i tgv dia olona sahirana saingy mora vidiana sy manipuler,f'angaha moa raha misolo ny fitondrana dia hoe hanakarena daholo ireo
3. Oay
(
24/04/2009 06:07)
Raha nahatsiaro ianareo d anisan'ny lohahevitra napetrako ny momba ny hoe fozaorana satria nahatsapa aho t@ izay fa tena ilay olona maimbo sy sahirana avy eny @ faritra iva no nasiana t@ ilay izy, nanazava moa ny mpisera hoe:"Ilay fisainana tia manimba sy mandrava no maha foza orana fa tsy ilay fahatrana izay mahatonga ny olona mety tsy hanana vola hividianana savony fa d misasa @ rano tsotra ka tsy afaka ilay fofona" jereo anie fa ny mpanana aza efa ranomafana no hisasany miaraka @ savony manitra mbola mampiasa ireny valandrivotra importées ireny mba hampamanimanitra.
Ho an'izay mandinika tsara d azo lazaina hoe misy ady tsaranga ihany ny zava-misy eto amintsika an!
Fa ny ankamaroany aloha d ireo olona niasa t@ ireny orin'asa nikantona noho ny grevy ireny no mandeha etsy Ambohijatovo satria tezitra ry zareo fa ny nahavery ny asany d ny grevy nataon'ny TGV!
D tadidio ihany koa fa izy ireny ihany koa no maro maratra fa tsy ny mpanankarena mihintsy satria ny mpanankarena d mpampirisika fa ny sahirankirana no entin'ny fo d tonga d sahisahy!

4. lemenakely
(
24/04/2009 06:17)
xxx:
misy marina le hoe olona manohana an'i tgv dia olona sahirana saingy mora vidiana sy manipuler,f'angaha moa raha misolo ny fitondrana dia hoe hanakarena daholo ireo
Izay no olana !...Tsy ny fanoloana mpitondra lava no ahafaka ny fahantrana , tsy ny fandorana ny Cora , Zoom , ...fa ça va dans les 2 sens , tsy maintsy miezaka ny vahoaka sy ny mpitondra
5. ravatorano
(
24/04/2009 06:17)
oay < marina izany fa ny mpitarika grevy zamé maratra izany !
taiza enao nahita an'dry sareraka na ry alain ramaroson na ry jeneraly dolin hoe naratra izany fa ny vahoaka izay entiny etsy sy eroa no maty momoka
ry manandafy sy ry ravelonatondro, ry constant sy ry radezy tsisy maninona fa ireo olona entiny no maty sy maratra !
ny politika sy fomba fanaovana an 'io dia tsisy fiovana izany eto
ny fomba fitantanana ny firenena sy ny momba izany dia ny omaly tsy miova
aza manatena an'izany aloha fa izay any amin'ny zato taona any aorina anay angah no tsy ho haiko satria za amizay efa tsy ho eo intsony fa efa mba miezzaka manonana ny ankohonako izay ho avin'izany mba tsy hanao ny toy izao intsony satria mahitéa tsara ry zareo izao fa tena tsy misy ilaina azy avy izay olona tonga eo amin 'io seza politika io ka afahana mitondra vahoaka
ny vofidy tsy mamely
ny mpandroba fanjakana tsy mamaely
kapoka iray ihany fa tsy hitako izay niova
izay ntaon dravalo izao no averin i andry
ho aiza marina ity firenentsika ity e !

6. lemenakely
(
24/04/2009 06:24)
tadidio tsara ilay resaka force 2 iny ohatra , ilay paozin i Ravalo sy Lalao tao anatiny sy ny champagne , ...Aoka fotsiny !!!
7. Oay
(
24/04/2009 06:30)
Ravatorano a! Efa nazavaiko teto fa ny mahatonga ny mpanao politika tsy matahotra mampitifitra na tsy matahotra ny mamporisika ny vahoaka handika lalana d satria IREO IZAY NANAO IZANY D TSY NISY NAHAZO SAZY!
Za indray moa d manana fanantenana fa tsy ho ela d hotafapetraka eto amintsika ny tena demokrasia. Ary izay no mahatonga ana tsy misalasala manentana ireo izay mifanerasera amiko mba tsy handray anjara @ fanehoankery!
Amiko ny mahatonga ny mpanao politika eto Madagsikara sahy manao ratsy @ fireneny d satria rehefa tonga eo @ toerana izy d mihevitra fa hitoetra eo mandrakizay satria ny lalampanorenana d tsy mipetraka tsara ka amiko tokony atao lalanà tsy azo ovaina na inona antony na inona ny faharetan'ny mandat sy ny isany! @ izay fantarin'ny mpanao politika tsara fa rehefa miverina olompirenena tsotra izy d azo henjehana @ lalanà d rehefa fantany izany d tsy hanao fopla intsony izy!

8. mihitsy
(
24/04/2009 08:10)
lemenakely:
Ny pro - Tgv ny ankabeazany dia ireo olona sahirana ara- pivelomana , nanaporofo izany ireo olona voatifitra teny Ambotsirohitra, moa na eny @ 13 mai aza dia hita soritra avy hatrany izany e.
Ny mpomba andravalo indray dia hita avy hatrany fa olona manan- katao , hita eny ireo fiara tsara tarehy isankarazany , ny fiakanjo ,...
Ka raha fehezina dia toa hitako fa ara - tsosialy no tena isan ny anton izao olana izao , eny misy politika ihany koa , fa ilay resaka sentiments et injustice sociale sy ny hantsana misy eo @ manana sy ny mahantra ihany koa no fototr izao crise izao
Asa mety diso ihany ny fijeriko
diso ny fijerinao, fa tsy voatery ho olo-mahantra ihany no protgv fa misy koa ny manana, fa saingy tsy nanam-potoana nankeny am 13 mai zareo noho ny anton-draharaha samihafa
fa marina aloha fa olona manana no maro an'isa hita am tele ny prora8, fa ny olona fantatro ho prora8 de olona mpivavaka imolotra fotsiny ohatraandra8 ihany saingy ny toe-panahy de devoly latsaka an-tany
fa misy koa ny prora8 mahantra, reny voasasa ati-doha tsy maharaka vaovao ireny
10. xxx
(
24/04/2009 08:41)
tsy mazava ihany ve izany e :
- ny mpakeny @ 13 Mai TGV dia ireo sahirana ka novidiana vola ho eny, ny pro TGV metimety dia arak'io voalaza io eo am-bava fotsiny fa tsy sahy nidina teny
- ny Pro-Ra8 dia olona tsotra tsy novidiana vola , izany hoe olona tsy @ ilay stade hoe miandry vidiana vola , mbola afaka mieritreritra sy mifidy

11. halloween
(
24/04/2009 09:04)
Non !! ny olona sahirana no tsy nahita mangirana teo amin fitondran dravalo mihtsy !! satria na ny fivelomany , na ny asa fanaony ,na ny trano nipetrahany ,na ny maha izy azy(fihaviany) ,ny fidirambolany de negatif daholo !!
--Fivelomany =zay olona nanao fromazy kely , na yaourt kely , na nanao vary , na nanao menaka rehetra (rehetra hoy aho) de nakatona na nogadraina(olona sahirana)
--ny asany =zay collecteur rehetra (na vary na voankazo na ronono) de najanona na nogadraina(olona sahirana)
--noravaina daholo ny ankabeazan'ny tranon'ny sahirana(ny mpanana na tsy nokitihana na nosandaina volabe) ary zara raha nahazo tambiny
------ de aiza ary no hisy mpanana sy zay metimety ho voakitika tamindravalo zany!! eny mety nisy ihany voakitika fa ireo mpanana izay efa nananandravalo lolompo (kakay)no napoakany !
--fa ny mahantra kosa de tena nihinanan'ny petsany mihitsy satria ny asa , trano , fivelomana , karama de tsy nisy toko ranony mihitsy fa no saboter na daholo !! za ary nieritreritra mihitsy hoe sao de saika nataony otran vahoakan'ny shiit ary ny vahoaka sahirana ! ka natao genocide ankolaka ny fandripahana azy ! de io no mahatonga andry zalah sahirana mamikotra mafy amn drajoelina sao miverina ndray le nofy ratsy taloha !

12. bazylou
(
24/04/2009 09:20)
an'ny sahirana indray izao ny baolina e!! aleo hianjera ireo antitra mpisolelaka fotsiny sy ireo be zesta aminapany ao!!!
13. xxx
(
24/04/2009 09:20)
halloween:
Non !! ny olona sahirana no tsy nahita mangirana teo amin fitondran dravalo mihtsy !! satria na ny fivelomany , na ny asa fanaony ,na ny trano nipetrahany ,na ny maha izy azy(fihaviany) ,ny fidirambolany de negatif daholo !!
--Fivelomany =zay olona nanao fromazy kely , na yaourt kely , na nanao vary , na nanao menaka rehetra (rehetra hoy aho) de nakatona na nogadraina(olona sahirana)
--ny asany =zay collecteur rehetra (na vary na voankazo na ronono) de najanona na nogadraina(olona sahirana)
--noravaina daholo ny ankabeazan'ny tranon'ny sahirana(ny mpanana na tsy nokitihana na nosandaina volabe) ary zara raha nahazo tambiny
------ de aiza ary no hisy mpanana sy zay metimety ho voakitika tamindravalo zany!! eny mety nisy ihany voakitika fa ireo mpanana izay efa nananandravalo lolompo (kakay)no napoakany !
--fa ny mahantra kosa de tena nihinanan'ny petsany mihitsy satria ny asa , trano , fivelomana , karama de tsy nisy toko ranony mihitsy fa no saboter na daholo !! za ary nieritreritra mihitsy hoe sao de saika nataony otran vahoakan'ny shiit ary ny vahoaka sahirana ! ka natao genocide ankolaka ny fandripahana azy ! de io no mahatonga andry zalah sahirana mamikotra mafy amn drajoelina sao miverina ndray le nofy ratsy taloha !
Ho hitany eo ny mandirana aza miaraka @ TGV sy ny CapSat e ... wait and see
HAT ho velomina aza ireto efa ho an-jatony miaraka @ ministra ka inona sisa ho tonga any @ vahoaka ?
14. ravonjison
(
24/04/2009 11:06)
Raha fanoharana no ampiasaina dia toy izao no azo lazaina: mpitsabo - mpitsabo mpisoloky - marary voasitrana sy tsy voasitrana, ny olona manodinina.
1- Ravalo : dokotera mpitsabo, misy ny afapo @ asany , misy kosa no tsy afapo
2- Rajoelina: charlatan ( mpitsabo mpisoloky): manararaotra, maka ny clients izay tsy faly na tsy voatsabon-dRavalo tsara. Na dia efa hita izao aza fa cancer mahafaty no mahazo ilay marary, noho izany tsy misy fanafody intsony, i Andry dia mampanatena fa misy karazana hazo sy ravinkazo speciale eto Mcar ary voatsabony io cancer io.
3 - Ny pro- Ravalo : -olona narary voatsabon-dRavalo tsara mihitsy, noho izany afapo tanteraka. Ka noho izany na dia misy aza ny zavatra ratsy sasany nataon-dRavalo( ohatara: novidiany ary azy daholo ny toeram-pitsaboana rehetra), tsy mampaninona ireo pro- Ravalo izany satria ny fahasalamana no manadanja @ izy ireo. Noho izany i Ravalo izay nanala ny aretiny ihany aminy no dokotera mahay. Misy ny olona manana, misy ny tsy manana, fa io dia miankina @ ilay aretina ihany, mety ho aretim-po grave, mety kosa ho kankana fotsiny.
- misy koa anefa ireo infirmier, mpiara-miasa na mpamily fiara izay tsy voatsabo fa kosa ampiasain-dRavalo na miara-miasa aminy, noho izany noho izy ireo mahazo asa na ny fahafantarany akaiky ny toetran-dRavalo no maharesy lahatra azy fa Ravalo ihany no olona azo itokisana.
4- Ny pro-TGV :- ireto kosa dia olona izay marary efa ela, kanefa tsy mety sitran-dRavalo noho ny antony maro samihafa ( aretina tsy azo sitranina, tsy fanarahana ny torohevitry ny\' dokotera, tsy manabola hitsaboana, tsy misy mpikarakara, tsy mitandrin-tena sns...), noho izany raha vao tonga ny charlatan ( Andry) nampanatena azy ireo fa misy fanafody vaovao tena efficace be, mirohotra daholo izy ireo makany satria efa very fanantenana tanteraka, na koa tezitra t@ ny tsy nahasitranan-dRavalo azy ireo.Eto koa dia misy ny manana sy ny tsy manana, miankina @ ilay aretina tsy voatsabo ihany ny hatezerany.
-misy koa ireo izay mba te-hanana vola, laza, trano fitsaboana toa i Ravalo, noho izany nararaotin\' izy ireo ny toe-draharaha ka nampiasainy ireo marary efa ela tsy faly hanesorana ilay dokotera mpitsabo. Ireto antokon\' olona ireto dia ny manaratsy an\' i dokotera ihany no ataony, lazainy fa tsy mahay mitsabo ny mpitsabo Ravalo, mampanatena koa izy ireo fa ho voatsabony daholo ireo marary efa very fanantenana.
- ao koa ireo olona manodidina kanefa tsy mahaozoazo ny toetran¨i mpitsabo ( noho ny antony maro samihafa), noho izany raha misy ny te hanala an-dradokotera dia ampian\' izy ireo.
- ao koa ireo olona mpamorona aretina, na olona mahazo tombotsoa @ aretin\' ny sasany ( mpivarotra fanafody antsokosoko ohatra, charlatan). Ireto olona ireto dia ny fisian\' ny aretina no azoazony satria fihinanany izany. Nony nosakanan-dRavalo anefa ny fivarotam-panafody antsokosoko, ary nampidiriny ny prevention, dia tezitra ireo olona ireto satria mihena ny marary ary lany ny fihinanan\' izy ireo.
Hitantsika @ ireo fa mifamahofaho be ihany ilay izy, ny tiako tsindriana eto anefa dia ny fisian\' ireo aretina efa ela ( azo sitranina na tsy azo sitranina), sy ny fanararaotan\' ny sasany izany hanesorana ny hanaratsiana ny mpitsabo.

15. Oay
(
24/04/2009 12:31)
ravonjison:
Hitantsika @ ireo fa mifamahofaho be ihany ilay izy, ny tiako tsindriana eto anefa dia ny fisian' ireo aretina efa ela ( azo sitranina na tsy azo sitranina), sy ny fanararaotan' ny sasany izany hanesorana ny hanaratsiana ny mpitsabo.
Ny aretina tena loza nahazoantsika d ilay jadona araka ny fanazavan'i ingahy praiminisitra an'azy eto:http://www.dailymotion.com/relevance/search/manandafy/video/x92l3h_ravalomanana_news
16. Noue
(
24/04/2009 12:50)
[URL=http://img24.imageshack.us/my.php?image=img125910p3oyj.jpg][IMG]http://img24.imageshack.us/img24/6306/img125910p3oyj.jpg[/IMG][/URL]
maty voatifitra androany
maty voatifitra androany