Tandremo sao misy ambadika fa manomboka mitsoaka

1. locl ( 23/04/2009 19:51)
Raha ataoko fijery ambongadiny dia toa mangingina daholo ireo Elefanta ao @ TGV, dia hoy aho hoe fa misy inona???Ingahy Ramakavelo izay fatram-piaro ny hasina Tafika Malagasy tsy hita tabilao intsony??Sa efa lefy le heriny vola??Sa hanova tetik'ady indray, tandremo ry vahoaka hendry fa tsy kely lalany ny Frantsay
novalian'i ravalotgv ny 24/04/2009 07:50
2. fijo ( 23/04/2009 19:55)
ka izy rehetra ao ary mifanipaka ankarona ko
3. xxx ( 23/04/2009 19:58)
Tu prends les gens pour des cons ou quoi???

tu habites en France, tu détestes les français

Tu manipules les gasy à Madagascar, pour affronter les tafika sur les terrains

Va habiter la Swaziland ou la Chine d'abord, et après venez ici à madagascar.

et on t'ecoutera mieux petit malin
4. fijo ( 23/04/2009 19:59)
fa ngah arehefa mipetraka aty frantsa dia tsimaintsy tia sy hanompo frantsay??????aiza ity saina e
5. locl ( 23/04/2009 20:11)
Tsy any France aho no mipetraka ry "xxx" , tsy momba Frantsay aho fa angamba tsy azon'i toi ny tiako ho lazaina, i France no mitady hevitra vaovao hamelezana ny mpitolona, ka izany no nataoko hoe mailo tsara.
6. xxx ( 23/04/2009 20:16)
fa ngah arehefa mipetraka aty frantsa dia tsimaintsy tia sy hanompo frantsay??????aiza ity saina e


eh oui man, on crache pas dans la soupe, raha manakambo, c'est la moindre de la politesse

va habiter la swaziland au moins.

et on encourage pas ses compatriotes à se battre comme ça, alors que toi tu es pepere là devant ton ordi, c'est lâche, c'est moche, c'est
7. ravalotgv ( 23/04/2009 20:16)
xxx:

Tu prends les gens pour des cons ou quoi???

tu habites en France, tu détestes les français

Tu manipules les gasy à Madagascar, pour affronter les tafika sur les terrains

Va habiter la Swaziland ou la Chine d'abord, et après venez ici à madagascar.

et on t'ecoutera mieux petit malin




sniff là je suis d'accord a 99.99%

fait gaffe il faut bien viser vos adversaire sinon tu te cognes contre une puissance et eux ils ratent pas

sniff
tchroufff



:@ :@ :@ :@ :@ :@
8. locl ( 23/04/2009 20:17)
hihih pas de problème "XXX", sa kosa nareo dia maba variana manao X ao an
9. menalamba ( 23/04/2009 20:17)
XXX oui t'est qu'un pov' con . Mbola ho hitan'ialahy ny andoran'ny olona ny vazaha rehetra any fa aza taitra . Ho avy tsy ho ela ny sahala @ tany Cote D'Ivoire fa aza taitra... :^)
10. ravalotgv ( 23/04/2009 20:23)
menalamba:

XXX oui t'est qu'un pov' con . Mbola ho hitan'ialahy ny andoran'ny olona ny vazaha rehetra any fa aza taitra . Ho avy tsy ho ela ny sahala @ tany Cote D'Ivoire fa aza taitra... :^)


de inona no vokan ny any cote d ivoire lety rehefa avy nodorana ny vazaha fa tsy hainay zany midina ve ny vidin ny vovoka sy ny tsindrona

sniff
tchroufff


:@ :@ :@ :@ :@ :@
11. menalamba ( 23/04/2009 20:34)
Volon-kelika indray fohana léty rehefa tsy takatr'ialahy izany an . Zay ialahy lasa lalin-tsina tsara dé hievy tena fa tena tapitr'ohatra :^)
12. fijo ( 23/04/2009 21:05)
misy xxx voanjobory atidoha ato.
13. tsiafoi1 ( 24/04/2009 07:03)
Ravalo kosa aloa raha nitsoaka nanavotr'aina tsy mba nihazakazaka any La France, toa an'ireto taim-bazaha (double nationalité) ireto fa naleony nifidy an'i Afrika. Zany ka tena tia tanindrazana, tsy voavidim-bola toan-dry Mialy sy TGV
14. ravalotgv ( 24/04/2009 07:50)
menalamba:

Volon-kelika indray fohana léty rehefa tsy takatr'ialahy izany an . Zay ialahy lasa lalin-tsina tsara dé hievy tena fa tena tapitr'ohatra :^)


sniff tchroufff

ary mora sendotra koa nareo zany an, tsy nahazaka frantsay kely tany ndray de mankahala eo i deba aza nandroaka frantsay de tany ihany no nifatratra

sniff
tchroufff

kitiho eo anie ny frantsay raha sahy eee tonde dakany daholo ny gasy ao frantsa ao
midina indray ny ariary

sniff
tchrouff



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0811