Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Noue
(
22/04/2009 13:32)
La SADC arrive à Madagascar pour pousser Andry Rajoelina à «
[b]La SADC arrive à Madagascar pour pousser Andry Rajoelina à « restituer le pouvoir »
« Ce mercredi, une mission diplomatique de haut niveau quitte le Swaziland pour Madagascar »...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2009 21:00
Djhamhal
(
22/04/2009 13:31)
ny ho filoha
Inona ny toetra sy finoana tokony ho ananan'ny filoham-pirenena?? tsy maintsy ao anatin'ny F.F.K.M. ve? mahazo manompo sampy ve? (ra izay no mety ahafantaran'ny maro azy ) na mahazo mandala ny fomba n...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 20:41
andrywai
(
22/04/2009 13:25)
Famerenana sesin-tany+Fandresena ny Marina=TGV
Famerenana ireo sesin-tany sy Fandresena ny ara-dàlana no antondian'ny TGV. Nampian'ny miaramila izy fa tsy misy izany demokrasia mendrika izany. Tsy maintsy harodana ny HAT...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 20:42
essera
(
22/04/2009 13:13)
Inona marina ny mission-ny TGV
Tsy Andry ange no te ho président ny république e. Hisy ho tezitra izao :
Raha nijery ny fandehan'ny toe-draharaha ianareo dia ny fanapahana ny lohan'i Ravalo no tena mission nataony. Rehefa vita i...
tohiny
novalian'i Oay ny 23/04/2009 06:00
papala
(
22/04/2009 13:05)
HAMPAMOAKA
Tsy lany LAINGA mihintsy moa le HATay reo zao de hamorona dossier handotona foana an-président R8 foana. EFA fantatry no olona 98% n'ny MALAGASY ny lainga tsara alahatr'ireo. KA NOHO IZANY DE NY HEN...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 20:46
soanja
(
22/04/2009 12:58)
Ajanony ny fandripahana ny ala!
Fa iza marina no tena mpandripaka ny ala io fa tsssss!!!!!
Raha hanao ny atao ianareo momba ny politika sy ny fahantrana sns... dia ataovy fa de aza ny ala no kitikitihana sy atao rapadango!!!!!!!...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 23/04/2009 10:37
penguin
(
22/04/2009 12:50)
Ravalomanana assure qu'il est toujours président
Ity kosa dia nolazain'ny Filoha Ravalomanana fa tsy nosoratan'ny SADC akory. Aoka samy hamoaka ny marina ary tsy hanodikodina ny vaovao mihodina eran'izao tontolo izao satria Internet no miasa eto.
...
tohiny
novalian'i andrywai ny 22/04/2009 13:29
penguin
(
22/04/2009 12:48)
Ravalomanana assure qu'il est toujours président
Ity kosa dia nolazain'ny Filoha Ravalomanana fa tsy nosoratan'ny SADC akory. Aoka samy hamoaka ny marina ary tsy hanodikodina ny vaovao mihodina eran'izao tontolo izao satria Internet no miasa eto.
...
tohiny
novalian'i ralevazou ny 23/04/2009 09:12
Oay
(
22/04/2009 12:03)
ravonjison a! ity ny valin'ilay fanambana basy é.....
Extrait de l'intérview de son excellence Niels Marquardt ambassadeur des USA auprès de La République de Madagascar:[url]http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=6200:amba...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 23/04/2009 09:12
penguin
(
22/04/2009 11:17)
l’Afrique australe condamne la prise de pouvoir de Rajoelina
Mandainga amin'ny vahoaka Malagasy i Hasina Andriamanjato sy ny fitondrana tgvendrana. Tsy Ravalomanana Filoha Malagasy mihintsy no mibaiko ny SADC fa ireo nivory no manapaka. Voalaza fa mamafy lainga...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:14
rnirinasoa
(
22/04/2009 11:06)
mitady solfa
mitady ny solfa n'ilay hira hoe HOSANA "ary ny vahoaka izay nialoha azy...."...
tohiny
xxx
(
22/04/2009 10:41)
maty Randriamanja Richard dia saika hamokoa i Ratsirahonana
novonoin'ny capsat Randriamanjato Richard t@ alatsinainy dia nisy saika hamono koa i Ratsirahonana alina :roll: :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:16
dofinois
(
22/04/2009 10:22)
election presidentielle en 2009
http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=490864
dia iza no president hikarakara an'io election io mbola resaka hafa indray izany nefa moa ry tgv sy forongony efa tsy te hidinika intsony fa...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:22
essera
(
22/04/2009 09:28)
Fa maninona no mangingina ny pro-tim
Mahagaga fa tsy dia henoheno intsony miady hevitra ambony latabatra fa ny ankabeazan'ny resaka ao sisa ho an'ny mpiondana dia :
Ireto avy ny cible :
bla bla
bla bla
bla bla
ry légaliste pac...
tohiny
novalian'i nanah01 ny 23/04/2009 08:15
essera
(
22/04/2009 08:44)
Efa tsy miasa intsony ny cellule grise-n'ny pro-Ra8 !!!
Efa mi-tourne ary fa efa entin'ny TAOVA hafa izao ny mpankasitraka ny ara-dalàna satria tsy nety daholo izay zavatra noeritreretina hiseho toy ny :
- Fiverenan'i Dada
- Ny intervention ataon'ireo...
tohiny
novalian'i essera ny 23/04/2009 09:53
ronaldo09
(
22/04/2009 08:33)
Aiza foana dada fa sasatra ny zanany etsy Ambohijatovo???
Ho avy i dada e,ho avy dadanay!Ela ihany zay no niandrasana an'ambatobevohoka fa tsy hita faty i dada, sasatra sy tsemboka ry very seza sy very sakafo hoe hiverina amin'ny sabotsy idada nefa aiza za...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:30
soanja
(
22/04/2009 08:04)
Olona tsara fanahy sy marina
Lasa ato ny eritreritro mandinika hoe olona tahaka ny ahoana marina no azo antsoina hoe [b]tsara fanahy sy marina[/b].
Nisy an'ity tantara marina ity zany nitranga. Nandritra ny nahaveloman'ilay r...
tohiny
novalian'i sapele ny 08/05/2009 14:36
molota
(
22/04/2009 07:45)
ho itanareo TGViste izany FIRODANANAreo zany!!!
HAT!! mialà dien'izao ra tsy té ahita ANGANO mihomana daholo ry MPANONGAM-PANJAKANA!!! EFA fantatra daholo ny CIBLE!!!! TSY MAINTSY MANDRESY NY TOLONA!!!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:32
Oay
(
22/04/2009 07:42)
Mpanao politika Malagasy tsy manaraka lojika...
Rehefa mandinika ny zava-misy any @ ireny firenena lazaina fa mandroso ireny isika d hita miavaka tsara ny mpanao politika sy ny mpikarakara ekonomie (Les Politiques et les Décideurs économiques) et...
tohiny
novalian'i Oay ny 22/04/2009 16:23
xxx
(
22/04/2009 07:22)
MILAY BE ZAO @IO ZOMA IO DE HISY HARARY FO INDRAY ZAO
Tairo ranga ny ampamoaka a, aza atao Ra8 rery no apoaka, tairo ry TIM mba manaova ampamoaka momba ny TGV....
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:34
