Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
21/04/2009 15:29)
Ndrianarijaona Bluff !!!
Vitsy ihany ny tafika tena manaraka an`io CEMGAM io raha lazaina dia ireo izay NAHAZO VOLA IHANY ( CAPSAT sy ny eny am`FORT DUCHESNE) . ...
tohiny
novalian'i reeves ny 22/04/2009 07:22
xxx
(
21/04/2009 15:20)
mba toroy hvtra fa tsy haiko tsony le fitianana, very hevtr
za sipa 23 ans, efa niaraka tamin'ol nandritra ny 3 ans de aveo nisaraka efa ho 3 ans ko zao, de zao tsy haiko fa tsy mety hanana relation serieuse amina bandy hafa mintsy za fa otran'miovaova zany fo...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 22/04/2009 12:08
Nanja
(
21/04/2009 14:21)
CONSPIRATION
[b]VOUS ALLEZ DECOUVRIR AUJOURD’HUI QUE NOUS ETIONS VICTIME D’UNE CONSPIRATION A TRES GRANDE ECHELLE[/b]
Ity misy [b]THESE[/b] iray hanairana ny sain’ny rehetra mba handefa lavidav...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 21/04/2009 15:57
penguin
(
21/04/2009 14:11)
Maty ozatra ny POLISY ka vonoin-dry zalahy fotsiny
Noho ity Organes efa hisontro ronono ity dia notapahan'ny olona ny ZIZY ny polisy avy eo nodorany velona ary omaly notifirin'ny olona indray nefa leiry indray no karazany faly. Maty ozatra angamba ka ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:48
Oay
(
21/04/2009 13:59)
Mba omeo vaovao é...
Lasa ny saiko tena sérieux an! fa otrany tsy hitako eto i Noue, ka izay mahalala anazy d mba omeo vao² é! sao sanatria mantsy, sa moa izy iny tsy aty Madagasikara!
D i Salopard koa otrany tsy h...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 00:29
patrick2002
(
21/04/2009 12:27)
gouvernement honoris causa
Tena hita mihintsy fa governemanta honoris causa ,miaraka @ premier ministre honoris causa no natsangany TIM ,aiza ve ka miantso miaramila SADC i Manandafy fa tany miady hono Madagasikara , efa tsy mi...
tohiny
novalian'i ndenn ny 22/04/2009 10:03
sitlo
(
21/04/2009 12:15)
Fa naninona anao moa ny EPP sy ny hopitaly ry CAPSAT
[img]http://www.topmada.com/wp-content/uploads/2009/04/epp-2004091.jpg[/img]
[img]http://www.topmada.com/wp-content/gallery/repression-militaire-20-avril/madagascar-200409-00021.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/04/2009 21:28
niryna
(
21/04/2009 11:41)
Valinteny tsotra no nanehoany azy
Vakio ity raha mahasoa anareo,jereo ihany koa ny sary nalefanan'ny namana raha mbola tsy nahita hianareo.
Nisy resadresaka niseho tamin'iny herinandro iny.Olona iray malaza,manana fahaizana amam-pah...
tohiny
novalian'i rakapy ny 25/04/2009 20:28
mpikotrana
(
21/04/2009 11:14)
mbola mety amintsika ve ny fanabeazana skoto
mahita ny skoto ankehitriny aho dia lasa saina hoe mbola ilain'ny vanin'andro ankehitrio ve ny skotisma?
toa ohatry ny mitaingi-tamboho sy mifampitaritrika etsy sy eroa no ataon'ireo mpikambana rehef...
tohiny
novalian'i bobota79 ny 14/08/2009 09:41
julianna
(
21/04/2009 10:50)
mihira - mitendry
bonjour,
izay tia zava-kanto: hira sy mozika no tsara mijery ity
te mba hiserasera amin'ireo mahay mozika : mitendry zava-mameno efa nianatra an'izany mba hifanakalo hevitre sy fomba fijery e! m...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 22/07/2009 16:45
julianna
(
21/04/2009 10:46)
kilalaon'ny ankizy ankehitriny
manaona dol o
ity misy eritreritra mandalo kely e, mba mila ny fijery sy ny hevintsika ary ny fahafantarantsika tsirairay : na ankizy na ray aman-dreny na mbola mpitovo.
inona amin'izao no tena ...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 29/04/2009 08:38
benasy
(
21/04/2009 10:22)
Mahagaga anao ve ?????
...de nombreux crânes présentant des trous circulaires sur leur superficie font penser à certains chercheurs que quelqu'un, quelques milliers d'années auparavant, utilisait une sorte de project...
tohiny
novalian'i rhina ny 17/09/2009 11:49
xxx
(
21/04/2009 10:22)
19 mois fotsiny e
Zao kosa alou e, aleo ranga mba ho tapitra lay 19 mois avelao izy mba ho jerena ze vitany e, ra8 reny 7 ans niaritra foana nareo, 19 mois fotsiny nge no mba nangatahiny e.
...
tohiny
novalian'i bazylou ny 22/04/2009 16:06
penguin
(
21/04/2009 10:11)
Tsy mijanona izahay raha tsy MIALA NY HAT TGVENDRANA
Aminay dia izao fitondran'ireto olona an-dalam-be ary nosoratana ho ara-dàlana sandoka avy amin'ny fanerena ankaloka ny HCC izao no atao hoe JADONA. Tsy mbola voasoratra ho isan'ny firenena misy izan...
tohiny
novalian'i ranitse ny 22/04/2009 11:48
benasy
(
21/04/2009 10:09)
Mila ezaka tena goavana dia goavana
Tsy hitsara aho, fa milaza ny zava-misy sy hitako fotsiny....Misy gazety sy mpanao gazety eto amintsika, tena tsy mahalala akory ny "nuances" sy ny mety ho vokatry ny zavatra lazainy.... Efa misy hita...
tohiny
novalian'i accolade ny 29/04/2009 10:11
rabaradaka
(
21/04/2009 09:55)
Fa nankaiza ny FFKM e ?
Mahagaga dadatoa fa tsy heno intsony ny FFKM. Fa nankaiza e ? NY FJKM aloha efa nitsoka, ny FLM indray sahiran-tsaina amin'ny ataon'ny Organes, ny Anglikana toa hoe miady mafy ny tsy hahatongavan'i Pi...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 01:37
Zafintaolo
(
21/04/2009 09:36)
Tsy hoe maty nofantsihina i Kristy dia voavonjy ianao
[quote=coopsal]
"Raha ny momba ny Karma, marina fa ny olona dia mandray ny vokatry ny asany; fa ny mahasamy hafa ny fampianaran'i Kristy amin'ny fampianarana Hindou dia izao -- [b][color=blue]ny Kris...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 03/05/2009 20:25
xxx
(
21/04/2009 09:26)
Asio fanapahan- kevitra faobe.
[url]http://www_kazeo_com-sites-fr-photos-737-photo-737903-l_ipg[/url]
[img=nouveau dossier(4)(2)]photo-737900-l[/img]
[img=nouveau dossier(4)(2)]photo-737903-l[/img]
[url=nouveau dossier(4)(2)]exp...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/04/2009 09:58
namanabe
(
21/04/2009 09:24)
tsy izahay no hanaiky ny tsindry hazo lena ataon-dra8
Azafady re ry ra8 fa ny tsindry hazolena ataonao amin'ny vahoaka madinika dia miverina aminao ankehitriny ARY TSY HO ZAKANAO mandrampahatongan'ny famindrampon'izay manana fahefana amin'izany
mitohy...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/04/2009 21:56
xxx
(
21/04/2009 09:20)
NY TENA MARINA MOMBA ILAY TENY ANOSY OMALY
zao no izy ry zareo a, vao naheno aho hoe MFM ny PM sy namana mpitarika tolona eny Ambojatovo de naleoko nijanona tsy nankeny intsony ny antony dia mazava io MFM io mpamalan-kira sady mpamono olona, a...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 01:44
