NY TENA MARINA MOMBA ILAY TENY ANOSY OMALY

1. xxx ( 21/04/2009 09:20)
zao no izy ry zareo a, vao naheno aho hoe MFM ny PM sy namana mpitarika tolona eny Ambojatovo de naleoko nijanona tsy nankeny intsony ny antony dia mazava io MFM io mpamalan-kira sady mpamono olona, atao daholo ty fanakorontanana retraretra ty mba hiantsoana SADC nefa tsy possible izany satria raha tsy ny HCC no miteny hoe foana le t@ 17 mars dia mbola HAT iany no aradalana noho izany tsy tafiditra eto izany SADC zany a. Manaraka an'izay le ho eny @ HCC : zao ndray ny anton'iny hanery ny HCC hanafoana io t@ 17 mars io, raha foana mantsy io dia aradalana Ra8 de afaka miantso SADC @zay izy, mailo ry HCC sao ataon'ireo Ambojatovo reo kendraroroka ao nareo ka ambanany basy ao.
Mailo daholo zareo a.
MFM TS'ISY ILAVANA AZY NDANA MANDE ANY SWAZILANDE NY DAHOLO FA MPANAKORONTANA E
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 01:44
2. tsiafoi1 ( 21/04/2009 09:33)
KELY SISA IZY ITY GONA E,

Aza variana manipy hoditr'akondro rekany fa araho akaiky ny tantara. Praiministra Manandafy tsy mamalan-kira na miatsapy amin'ny hazo boboka, hivereno ny tantara tany aloha. Tsisy tolona nataon'ny MFM ka tsy nahomby.
3. xxx ( 21/04/2009 09:39)
tsssssssssssss, raha ny tim no nanomboka ny tolona de nilam tsara izy tao, raha niditra @zay le mfm de io mamono ol, marina nge le notenin'ny pm monja oe manana basy reo milaza mpitolona reo e de io izy manakorontana tolona io, tolona milay tsara iny ve ranga de zao no nanaovana azy, zao tsy mahazo mankeny Ambojatovo tsony ny vokany
4. xxx ( 21/04/2009 09:39)
xxx:

zao no izy ry zareo a, vao naheno aho hoe MFM ny PM sy namana mpitarika tolona eny Ambojatovo de naleoko nijanona tsy nankeny intsony ny antony dia mazava io MFM io mpamalan-kira sady mpamono olona, atao daholo ty fanakorontanana retraretra ty mba hiantsoana SADC nefa tsy possible izany satria raha tsy ny HCC no miteny hoe foana le t@ 17 mars dia mbola HAT iany no aradalana noho izany tsy tafiditra eto izany SADC zany a. Manaraka an'izay le ho eny @ HCC : zao ndray ny anton'iny hanery ny HCC hanafoana io t@ 17 mars io, raha foana mantsy io dia aradalana Ra8 de afaka miantso SADC @zay izy, mailo ry HCC sao ataon'ireo Ambojatovo reo kendraroroka ao nareo ka ambanany basy ao.
Mailo daholo zareo a.
MFM TS'ISY ILAVANA AZY NDANA MANDE ANY SWAZILANDE NY DAHOLO FA MPANAKORONTANA E


Aleo omeny ny mafàna any nareo fa tena tsy lasa !!!!


5. rabaradaka ( 21/04/2009 09:45)
Zao kosa dadatoa a, ny sortie de crise ange no tanjontsika e, moa tsy izay no mahatonga ny vahoaka hitolona ? Ka raha natao ny resaka dia i Manandafy no afaka mandresy lahatra an-dRatsiraka sy Zafy zay tadidio fa tena "acteurs directs" ao anatin'izao korontana izao. Sa iza ary e ? Raharinaivo ve ? Sa Satrobory ? Sa Andriamiseza ? Ireo ange ka tsy maharesy lahatra ny Bailleurs de fonds e !Mba diniho e, rabaradaka tsy MFM akory an !
6. Oay ( 21/04/2009 09:52)
tsiafoi1:


KELY SISA IZY ITY GONA E,

Aza variana manipy hoditr'akondro rekany fa araho akaiky ny tantara. Praiministra Manandafy tsy mamalan-kira na miatsapy amin'ny hazo boboka, hivereno ny tantara tany aloha. Tsisy tolona nataon'ny MFM ka tsy nahomby.



Diso kosa i tsiafoi1 satria raha nahomby fona araka ny filazanao ny tolona nataon'ny MFM naninn i Manandafy tsy lasa prézidà an'i Madagsikara mihintsy hihihi....


7. ravatorano ( 21/04/2009 10:02)
tsy mety lany tamin'ny fifidianana i Manandafy e izay no tsy nahalany azy ! fa raha ny tetikady politika nanana ny MFM fa efa lefy izy zao satria efa nisaratsaraka ny mpikambana tao aminy ankoatran'ireo efa lasa ko razana !
8. xxx ( 21/04/2009 18:35)
milamina nareo ramosé isany a, ho faty io TIM tsy ho ela tsony
9. xxx ( 21/04/2009 18:55)
aza manonofy ra xxx7 any hat no ho faty tsy hoela fa andao moa e!, tsy mila sadec izany fa ny tolona, fampikatsoana ny raharaham-pirenena dia ampy :-D :-D :-D
10. fijo ( 21/04/2009 21:47)
aza miady nareo ,fa io mbolatantara ela be e
11. bazylou ( 22/04/2009 00:13)
ry xxx koa mahatsiravina, olona mpivadydela isaky ny 1 segondra!! ary mino aho fa tena i .... no ambadik'io . Andraso anie jereko e.........
12. pikatti ( 22/04/2009 01:44)
i andrywui lesy io mivadibadika io fa zany ve mbola jerevana ,efa hirodana io fa aiza ary nareo zany é :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6093