19 mois fotsiny e

1. xxx ( 21/04/2009 10:22)
Zao kosa alou e, aleo ranga mba ho tapitra lay 19 mois avelao izy mba ho jerena ze vitany e, ra8 reny 7 ans niaritra foana nareo, 19 mois fotsiny nge no mba nangatahiny e.
novalian'i bazylou ny 22/04/2009 16:06
2. Mandefitra ( 21/04/2009 10:27)
Ra 19 mois tsisy herisetra, ankatoavin ny firenena rehetra, tsisy fandrombana na fanaparam-pahefana ... dia ie ...
Fa raha toy izao, aleo hilamina.

Potika ny firenena, tsy azon ny saina eritreretina akory hoe zao sisa no niafaran ny firenena.
3. xxx ( 21/04/2009 10:32)
ko nareo iany nge io e, maninn zao ra mba nanaiky resy taorianan'ny 17 mars, Ra8 aza efa nitsoaka fa nareo iany mbola namorona an'Ambojatovo, zao ry zareo TGV, Ra8 milamindamina manana ny fiainany tsika iany no minan'ny fatiny matimaty fotsiny @ts'isy dikany, zao le oe ataon'ny mpanao politika fitaovana fotsiny.
4. penguin ( 21/04/2009 10:33)
7 taona azo tamin'ny fifidiana ny an-dRA8 fa ny 19 volana azo teny an-dalam-be tsy hekenay hilamina fa ny eny an-dalam-be koa no manala azy faingana.
5. zoam ( 21/04/2009 10:41)
1mois aza efa kata be mihitsy ka 19mois,ny blem lesy tadiavina atao hors jeu i ra8 noho le fahatahorana,ka izany ve ho ekenay an.Aoka izay tsy nanota t@ ireo milaza azy ho Hat ireo no hito raba tim sy ra8 :-D :-D :-D
6. Mirananirina ( 21/04/2009 10:51)
raha 19 mois ;hitondra fivoarana sy vidim-piainana midina moa maninona
7. xxx ( 21/04/2009 11:00)
aiiiiiiiiiiiiiii, avelao oa klou jerena e, t@ 2002 nge ry zareo ka efa 6 mois taty aorina vao nireconnaître andra8 ny firenena rehetra e, za ko zany mino fa mbola hireconnaître azy iany reto firenena mikambana reto fa mahareta less e, 19 mois iany oa, kony mo e
8. xxx ( 21/04/2009 11:01)
i gista aza nividy pavillon sahady aty @ region parisienne
9. Oay ( 21/04/2009 11:20)
xxx:


i gista aza nividy pavillon sahady aty @ region parisienne



D ahoana no nataony ry XXX fa efa irahamahita izao fa tsisy vola ny fanjakana!


10. xxx ( 21/04/2009 11:24)
tsy hitan ela angaha ireny vola nalain'ny capsat tao @ banky antaninarenina sy tany tamatave,efa nividy pavillon gista ministre de com ,sady ny afera izao tena mandeha be eto tana
11. ralevazou ( 21/04/2009 11:25)
DIZNEFO MOA ????? :?:
ko ratsy firenena oe ADALA daôly ny olona reetra ao aminy koh :-@ :-@
Vô ovina ary le FOZA NO teo he ty manjo!
Sady aza mamisavisa an zany fa "la fin approche pour les CRABE-PLUIES"
12. majakely ( 21/04/2009 12:46)
10. Mpandefa : ralevazou [ Valio ] 21-04-2009 13:25:19
Lohateny : Re : 19 mois fotsiny e
DIZNEFO MOA ?????
ko ratsy firenena oe ADALA daôly ny olona reetra ao aminy koh
Vô ovina ary le FOZA NO teo he ty manjo!
Sady aza mamisavisa an zany fa "la fin approche pour les CRABE-PLUIES"




mampmé ndray le hoe crabes -pluies,ny gasy ouah mahita lazaina fooona ah!¨hihihihihihihihi
13. reeves ( 21/04/2009 13:01)
Rahoviana re vao ho tonga saina ny roa tonta fa tsy maintsy iarahana manao ny tetezamita raha tiana ny hilaminan`io e ? Ny hambom-pon`ny TGV te hanilika an-dRa8 d`office ao amin`ny tetezamita sy ny fifidianana manaraka ary ny pression ataon`ny CAPSAT sy ny dinausore an`i TGV etsy an-kilany no tena antony mampikatso ny mety ho fifanatonana .Nihevitra manko i TGV fa rehefa tohanan`ny Tafika dia afaka manao izay tiany hatao ary nanantena izy fa ho vetivety ihany dia hahazo ny reconnaissance internationale , hita taratra tamin`ny kabarin`i Ny Hasina izany fa saingy tsy izay aloha no mitranga h@ zao . Ny fanontaniana mipetraka dia ny hoe \" Moa ary ve ny Fitondrana iray manana Tafika afaka mamoritra ny vahoaka eo aminy amin`ny alalan`ny HERISETRA dia ampy hijoroan`ny Fanjakana iray ? Io no fepetra nampipoaka ny sarom-bilany tamin`ny 2001 ka tokony handray lesona amin`ny tantara ny TGV . Raha mbola te hiresaka filaminana , ..etc ny TGV dia tokony hampirimina any anaty tirroir ny hambo-po sy ny hoe \" Mandat d`arret \" , \" Elimination physique , repression ...sns fa tokony ho teny mampifandray tanana , amnistie , fifamelan-keloka ..sns no tokony hatao be dia be raha tena hendry ny HAT . Avy eo arahina asa izany ka miara-manao proposition ny rehetra am`izay zavatra rehetra tokony hovaina , dia atao ny fifidianana dia izay lany eo dia lany . Tsy misy afa-tsy io no vahaolana fa hiandry efa ho potika tanteraka ve ny ekonomia vao handray decision ? Raha mbola hiandry lava manko dia ohatran`ny hoe NY HANIMBA NY EKONOMIA MIHITSY INDRAY NO TENA TANJONA KA TOE-TSAINA MIREFAREFA BE IZANY ARY TSY AZO EKENA!
14. fijo ( 21/04/2009 21:32)
asio fifidianana de mangina izay resy e,izay ihany
15. bazylou ( 21/04/2009 23:47)
nivadika indray hono ry xxx!! mab mijoroa raha lhl e!! mivadibadika ohatra ny lela may !!!! beurrrk
16. pikatti ( 22/04/2009 01:28)
bazily sy andrywui no mivadibadika xxx eto mazava be refa anely tsaho sy hanevateva olona :-D :-D :-D
17. bazylou ( 22/04/2009 16:06)
avoahy ny porofo fa i bazylou = xxx !!! izao dia izao!! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3505