Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 20/04/2009 13:12)
Tsy nahavita ny teti-dratsy ry ra8vendrana dondrona dia
Mampiady olona sisa ry zalahy , miteny ratsy ry zalahy, mandefa sary vetaveta ry zalahy ,rehefa tsy navita ny tetidratsysns ireo no porofo mahalalà menatra e ! nefa milaza azy ho masina mihoatra ny ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 06:10
tataka ( 20/04/2009 12:56)
Mampiady Malagasy esory andry tgvendrana
Isaky ny mitety faritany dia ny fandrangitana sy ny fizahozahoana ho mpandresy ny fikan'i andry tgvendrana. Mila faingana satria resaka fampihavanana no modiana aroso nefa fampisarahana no tanterahina... tohiny
novalian'i penguin ny 20/04/2009 14:24
penguin ( 20/04/2009 12:48)
Na iza hitifitra tsy mijanona io, MIALA HAT tgvendrana
Tsy maintsy miala ny HAT sy ny tgvendrana na hanao hitifitra sahalan'ny inona aza. Izany indrindra no ahafahan'ny hery hafa akoatry ny CAPSAT miditra. OK... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 06:14
molota ( 20/04/2009 12:37)
MITIFITRA NY MIARAMILA?? manodidinan'ny SENAT, HJRA
mamono ny vahoaka milamina sy ara-dalàna eny @ fitsarana ndray ny TSY MATAHO-TODY!!! andao HIRAY ISIKA fa tsy mbola nisy miaramila NAHARESY ny VAHOAKA teto @ty TANINDRAZAN-TSIKA ITY!!!! SAHY ry Malag... tohiny
novalian'i xxx ny 20/04/2009 14:31
essera ( 20/04/2009 12:26)
Sinema no betsaka ry zalah
Io voalazan'i Oay eo ambany io momba ny fanambanana basy sy ny nitsoaka tany anaty ala dia efa ela dia ela tokoa no nazavaiko. Ary dia mitovy tsy mifanalavitra amin'io mihitsy ny fanazavako azy. [u]T... tohiny
novalian'i locl ny 20/04/2009 16:12
Oay ( 20/04/2009 11:41)
Momba ilay fanambana basy!!!
Mipetraka ny fanontaniana hoe iza no nanambana basy an'i Ravalomanana? Andao hoejerena: _Raha nisy nanambana basy i Ravalomanana d tsy maintsy CAPSAT ilay miaramila ka afaka mieritreritra ve isika... tohiny
novalian'i Oay ny 20/04/2009 16:17
essera ( 20/04/2009 11:27)
Moa rehefa sarotra tenenina nareo d ...
Hoy ilay ranamana tao ambany tao hoe : "Matahotra angaha". :-P Mahatsikaiky koa nareo a. Ohatra ireny olona efa tsy misy afitsoka ireny intsony eo ambony kianja nefa mbola miseho mafy be ihany. Ka... tohiny
novalian'i molota ny 20/04/2009 12:49
fahamarinana ( 20/04/2009 10:35)
Didy Alpha
Mba fangatahana monja o ! Mba misy hira tiako sy henoko ao amin'ny rvg isa-maraina iny anie e : Didy Alpha no mihira azy dia " izaho mbola tsy miova " ny titre-ny,raha mba afaka misy mametraka eto re... tohiny
essera ( 20/04/2009 09:44)
Fahendrena ho anareo ny mipetraka kely aloha
Hoy ny vazaha hoe : "on est sur le méme bateau". Ka raha rendrika io dia miaraka mihinana isika rehetra. Toro-hevitra tsotra sady mahomby : "Aleo ra-TGV hanao ry penguin sns..." hanaporofoany ny mah... tohiny
novalian'i penguin ny 20/04/2009 14:06
essera ( 20/04/2009 09:17)
Mba hampitony ny toe-draharaha dia . . .
Koa satria moa izany ianareo mi-insiste be amin'ilay hoe "avereno dadanay" na dia tsy nisy nandroaka azy aza. Dia aleo hovaina kely indray ny fomba firesaka : Izaho dia manao fanambarana fa : "Aver... tohiny
novalian'i daomania ny 20/04/2009 11:40
rabaradaka ( 20/04/2009 08:16)
Mihasarotra ny raharaha
Dadatoa a, mihasarotra ny raharaha amintsika miteny izao. Ireo Généraux maro tsy miteny ireo dia misy dikany goavana. Vao mainka moa nahatezitra tanteraka ny tafika ny nanendrena an'i Colonel Noel (... tohiny
novalian'i pyar24969 ny 20/04/2009 14:45
manelatra ( 20/04/2009 07:35)
TGV : TSY ETRE INFERIEUR
IANAO ILAY NANORATRA HOE TGV ETRE INFERIEUR DIA IZAO NY RAJAKO MBOLA SUPERIEUR NOHO IANAO HITA FA RESY SY TSY TONGA ANY AMPALADIANY AKORY DIA LASA ADALA BE FIALONANA SISA TSY MISY HA... tohiny
novalian'i molota ny 20/04/2009 13:57
penguin ( 20/04/2009 07:29)
Vidim-bary misondrotra, Ministra ho 25 ry TGVendrana a
Nohezahina nahena ny isan'ny Ministra satria mahantra ny firenena ka tsy manana vola hanakaramana Ministra 33 sahalan'ny andron-dratsiraka. Amin'izao dia 22 no efa voatondro ary voalaza tsy ampy 3 ka ... tohiny
novalian'i molota ny 20/04/2009 14:02
xxx ( 20/04/2009 07:29)
assises militaire le 20avril
nisy general iray izay nilaza fa hisy assises national momba ny militaire gasy androany ary koa fanambarana... tohiny
novalian'i ifiona ny 20/04/2009 08:42
essera ( 20/04/2009 06:58)
Tsy maintsy miverina Ra8
Salama daholo, Tena efa lasan-ko vavany sisa ilay prezida fahiny ka dia mamely ny \"Ho avy aho, ho avy\". Dia ny mpanara-dia rehetra amin\'io : 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O... tohiny
novalian'i essera ny 20/04/2009 08:10
mion ( 20/04/2009 06:48)
Radio MADA pillée. VIVE LA DICTATURE
Nakatona ny radio Mada sy ny TV Mada satria lasa adala i Andry Rajoelina tato ato. Toa niantsoana Neuro psychiatre mintsy hono ary mihinana Haldol izao i zandrikely io. Zany ilay demokrasia no vent... tohiny
soanja ( 20/04/2009 02:36)
Ra8 mivonona hiverina
Indro ny vaovao hitako momba izany. http://www.times.co.sz/index.php?news=7144 Sa ve efa lany daty indray ity vaovao ity? ... tohiny
novalian'i molota ny 20/04/2009 13:30
soanja ( 19/04/2009 19:10)
Tratry ny fety I Bilakarenjy
Miarahaba sy manoroka an'i Bila amin'izao andro fetinao izao. Soanja mivavaka hatrany ny momba anao! :-* :-* :-* :-* (l) (l) (l) ... tohiny
soanja ( 19/04/2009 17:20)
Inona no andrasana?
Inona izany no andrasana izao na hoe iza no andrasana dia hisy ny fivoarana na fiovan-javatra? Hanampy ihany ve ny Afrikanina rahalahy sy ranabavy sa hoe ahoana hono? Efa tonga ve i Ravalomanana sa ... tohiny
novalian'i majakely ny 20/04/2009 12:37
bazylou ( 19/04/2009 15:38)
vita teo koa izany
radio mada, e tele mada e, maketsy makeroa!! vita nyteny faravohitra e!! lasa ihany ny tgv!! vive tgv :-P :-P :-P ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.3352