Tsy nahavita ny teti-dratsy ry ra8vendrana dondrona dia

1. xxx ( 20/04/2009 13:12)
Mampiady olona sisa ry zalahy , miteny ratsy ry zalahy, mandefa sary vetaveta ry zalahy ,rehefa tsy navita ny tetidratsysns ireo no porofo
mahalalà menatra e ! nefa milaza azy ho masina mihoatra ny mpivavaka hafa
lé8lohamboritsiloza

alefaso indray ny teny ratsy rehefa tsy faly mamaky an'ity ry zalahy adala ireto
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 06:10
2. xxx ( 20/04/2009 13:14)
aiza no tsy hataon'ny capsaty mirifitra mitsoaka manidy secret ny vam tsy mahay mihaina loatra

hiverenan'ny capsaty ao indray vao hoe baba a! aiza ny làlana hivoahana
3. MONGAB ( 20/04/2009 13:17)
Ny tenanay no nanidy secretn'ny fiarvoalohany voalohany , latsaka hatramin'izay tsy tokony ho latsaka
4. namanabe ( 20/04/2009 13:19)
cinema fotsiny no betsaka ny andra8reraka , rehefa pehan'ny tgv toa mandraingiraingy daholo

dia ahoana koa ilay mpitendry lasa nanao AVC iny mitondra ambavaka ho anao e !
5. majakely ( 20/04/2009 13:21)
:lol: :lol: :lol:
6. xxx ( 20/04/2009 13:21)
hita fa olona tsy mivavaka no ataon'ireo ao fa mitady hanao lohan'ny be baiko ??akory izay e!

ataovy ratgv a! mankatelina mankasitraka
7. MONGAB ( 20/04/2009 13:26)
efa lany rora nampiady fa tsy mahavita intsony ny tenenay , vizaky ny nandrodana fa tsy mety mirodana beton special angà ny fototra ao e !toa haka retirety tsy misy karama aiza fianarantsoa izay :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
8. xxx ( 20/04/2009 13:34)
hanaraka an'ialahy hatrany fianarantsoa ny teti-dratsin'ialahy ramongab
9. molota ( 20/04/2009 13:37)
tgvendrana = TSY MAINTSY MIRODANA!!!! tavatsoavaly :-D :-D
10. MONGAB ( 20/04/2009 13:38)
molota tsy maintsy midoboka tavakisoa
11. penguin ( 20/04/2009 13:41)
MIALA TGVENDRANA. CAPSAT MBOLA HO AZO
12. xxx ( 20/04/2009 13:43)
ho ataon'ny capsat sambobelona i pengiii fa aza matahotra an !
13. molota ( 20/04/2009 13:45)
tavakisoa ankafizyn' lah sy ny Bofin'nlah ry MongaB a!! :-D :-D :-D
14. tsiafoi1 ( 21/04/2009 06:10)

HAT TSY MAINTSY MIRODANA

Tsy ho ela de hitsimbadika ny tantara, kely sisa fa mahereza ry Mpitolona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2602