Sinema no betsaka ry zalah

1. essera ( 20/04/2009 12:26)
Io voalazan'i Oay eo ambany io momba ny fanambanana basy sy ny nitsoaka tany anaty ala dia efa ela dia ela tokoa no nazavaiko. Ary dia mitovy tsy mifanalavitra amin'io mihitsy ny fanazavako azy.
Tsotra kely : raha tena nambanana Ra8 tsy tafavoaka teto izany. Ohatran'ilay resaka fampisotroana maloto ihany io. Raha nahatadidy tsara ianareo dia nisy fihaonana nataon'ny Roindefo sy Charles Rabemananjara talohan'ny nirodanan'ny MANDA (saika ara-pirahalahiana mihitsy ilay dinika ho an'izay nahatadidy).
Mba tsy hampihena ny hafanam-pon'ny mpanohitra amin'izao fotoana no tsy amoahan-zalah ny tena marina (TIM io). Amiko ny zavatra niseho tamin'ny fotoana nialan'i dada teto dia tena nahim-pony fa ny ankoatra izay :-@ be daholo.
Sarotra ange ny manao démenti rehefa tena sérieux be ianao no nandainga tamin'oul e. Vao miha-tsy tiany maizina ianao.
novalian'i locl ny 20/04/2009 16:12
2. Oay ( 20/04/2009 12:34)
Ilay izy ry essera tsotra a!
Ny an'i Oay ny tanjony d tsotra "Mila Malagasy misaina sy mandinika i Oay" fa tsy fahanana izay tiana homena satria tsy biby ny Malagasy fa olombelona ary olombelona tena manana ny mahaizy azy, mandehana mba miresaka @ ireny afrikanina ireny d raha nianatra izy ireny ka nisy Malagasy iray kilasy taminy d anontanio hoe nanao ahoana ilay Malagasy tao ampianarana!
Ka aleo azava fa i Oay tsy TGV ary tsy TIM ary tsy mpanao politika fa misarika ny Malagasy mpisera izy mba hotonga saina ka tsy hanaonao foana, ka lasa fitaovana sy toa ny kleenex rehefa avy nampiasaina d any anaty zoridira!
3. essera ( 20/04/2009 12:44)
Io tsy tamin'ireny sehatra nisavorovoro ireny ihany akory ho an'izay te hahalala fa na ny sehatry ny toe-karena aza dia nomen-dr zalah ny maso be tsy mahita.
Ho an'ny sasany izay mahafantatra an'i Essera eto dia manao hoe fan'TGV lery fa tsy any ilay izy fa ny fitaka be vava nataon'i Dada mihitsy no hanitrikitrihiko azy eto hatramin'ny farany. Ary hijoroako hatramin'ny farany ny hevitro raha mbola fanontaniana hoe Ravalo.
Tamin'ny 4 taona lasa no nisy rangah niresaka tamiko hoe "Loza be angah ramse io (ravalo io). Niasa tao aminy aho fa tena henjana nampiany ny tantara niseho tamin'izay fotoana.
Amin'ny maha-mpanohana an'i Ra8 ny tena tamin'izany dia tena somary sorena kely anaty ihany aho fa tena marina ilay izy tokoa fa tsy nandainga mihitsy ilay rangah.

4. molota ( 20/04/2009 12:44)
ny tena marina aloha ireto no tena naongam-panjakana t@ 17 mars
Eléments CAPSAT :
-Peloton spécial - Lieutenant Colonel FIDIMALALA (RAS) - aide de camp Andry RAJOELINA
-18è Promotion - Lieutenant Colonel ELACK (EMGAM/INSPECTION) - Ambohitsorohitra
-11è Promotion - Colonel RAKOTONANADRASANA Noël - ex Chef de corps 1 RFI CEM
-11è Promotion – Colonel NDRIARIJAONA André - CEMGAM
-19è Promotion - Commandant ANDRIANASOAVINA Charles (EMGAM/DLD) - Ambohitsorohitra
-23è Promotion- Capitaine RABENJAMINA Thierry
-Peloton spécial - Lieutenant Colonel FOMANA 117
-17è Promotion- Commandant RODRIGUE
-19è Promotion – Commandant LILISON - Gendarmerie Nationale /Officier adj Groupement Tsi/didy
-20è Promotion - Commandant ETOVOSOA (CPO) - Sécurité BSP
-20è Promotion - Commandant KOTO Paul (Stagiaire Ecole d’Etat-Major)
Peloton Spécial - Lieutenant Colonel SONDROTA (EEM)
-19è Promotion- Commandant SOLOFONIRINA Léon Claire (EMGAM/DDR)- OMBIMANGA
-19è Promotion- Lieutenant Colonel RAKOTOSON Jocelyn (RECAMP)
-Adjudant Major RABOANARIJAONA Léon (CAPSAT/EMIV)
-Adjudant Major ETIENNE (1RTS BI SPORTS)
-Adjudant Chef GREGOIRE (CAPSAT/CITAM)
-Adjudant RASOLONDRAZANA Rémi (CAPSAT/TAM)
-Adjudant MERMOZ (CAPSAT/CITAM Adj CDT Charles)- Sécu HAT
-Sergent Major EMILE Jacques CAPSAT/CITAM
*Colonel MAHAFINARITSY (officier suspendu)
*Commandant ABDILLAH (officier radié de l’Armée)
Eléments Gendarmerie Nationale :
-11è Promotion - Colonel RAZAFINDRAKOTO Bruno (EM GN Fort Duchesne)
-19è Promotion- Lieutenant Colonel RABE Jules
-19è Promotion- Commandant LILISON (OA Groupement Tsi/didy)
5. Oay ( 20/04/2009 13:02)
essera:

Io tsy tamin'ireny sehatra nisavorovoro ireny ihany akory ho an'izay te hahalala fa na ny sehatry ny toe-karena aza dia nomen-dr zalah ny maso be tsy mahita.
Ho an'ny sasany izay mahafantatra an'i Essera eto dia manao hoe fan'TGV lery fa tsy any ilay izy fa ny fitaka be vava nataon'i Dada mihitsy no hanitrikitrihiko azy eto hatramin'ny farany. Ary hijoroako hatramin'ny farany ny hevitro raha mbola fanontaniana hoe Ravalo.
Tamin'ny 4 taona lasa no nisy rangah niresaka tamiko hoe "Loza be angah ramse io (ravalo io). Niasa tao aminy aho fa tena henjana nampiany ny tantara niseho tamin'izay fotoana.
Amin'ny maha-mpanohana an'i Ra8 ny tena tamin'izany dia tena somary sorena kely anaty ihany aho fa tena marina ilay izy tokoa fa tsy nandainga mihitsy ilay rangah.





Kopy za Ra-Essera a! ny ana indray d ny fianakaviako any ambanivohitra no somary nanaparan'i Ravalomanana fa ny vavaka no nataonay betsaka d hatreto aloha d mbola afaka niady taminy izahay satria mbola nitahy anay ilay Andriamanitra ka ny voninahitra anie ho azy irery ihany!
Za ndray moa d otrany mba nanambitana d maro² ihany ireo TIM ireo no miaramiasa amiko d maheno zavatra za d ny mahatonga saina d misy manamafy foana ilay izy, fa na inn lazaina na inn d nisy tsy nety tao é!
6. BOYSGOSS ( 20/04/2009 13:22)
Ho an'i Oay dia hoy zah hoe oay tokoa dia mba fikanareo, ny filazanao dia midika fa TGV ianao fa miafina ary tsy misy tokony hahamenatra anao zany satria zay no demokrasia sa tsy haiko menatra enao fa ratsy b ilay hataon'ny TGV nefa ianao makahala Ra8 dia mody mi-jongle ??

Raha tena manana logique enao dia tokony ho hitanao ny tsara nataony Ra8 ary hanome naoty azy ianao ary hanome an'i TGV koa dia jerenao hoe iza no admissible ho anao.

Aiza ny vola tokony hanaovana ny hotel de ville, tadidio fa nanome an'iTGV Ra8 ho fandraisana anjara ary i TGV mihintsy no nisaotra azy t@zay, AIZA IO VOLA IO ZAO 4 milliards
7. locl ( 20/04/2009 16:12)
Nampiasaina nanonganam-panjakana le 4 milliard e! Jamba kosa ireo zay tsy nahita fa nandroso ny tany ambanivolo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0882