Vidim-bary misondrotra, Ministra ho 25 ry TGVendrana a
1. penguin
(
20/04/2009 07:29)
Nohezahina nahena ny isan'ny Ministra satria mahantra ny firenena ka tsy manana vola hanakaramana Ministra 33 sahalan'ny andron-dratsiraka. Amin'izao dia 22 no efa voatondro ary voalaza tsy ampy 3 ka ho 25 izany. Ka tsy fandaniana vola vé izany ry tgvendrana sa atao kely karama ireo fa fitsitsiana izao hoy ty andry tgvendrana. Ny vidim-bary lazaina ahena vao nividy izahay omaly fa nisondrotra aza izy io. Nolazaina omaly fa ho tonga any Mahajanga ny vary 2500 fmg ary 16 kitapo isaky ny fokontany ka milaza ankolaka fa tsy hitohy izany fa mandalo ihany.
Averiko ny teniko fa ho avy aty Madagasikara ny Economiste rehetra eran'izao tontolo izao raha ahena ny fisondrotry ny fivim-piainana ny tgvendrana.
Averiko ny teniko fa ho avy aty Madagasikara ny Economiste rehetra eran'izao tontolo izao raha ahena ny fisondrotry ny fivim-piainana ny tgvendrana.
novalian'i molota ny 20/04/2009 14:02
3. penguin
(
20/04/2009 07:41)
Mba lazao hoe tsy handray karama sahalan'ny nolazain'i andry tgvendrana tao @ Mairie koa vé ireto HAT marobé mamba noana ireto.
4. halloween
(
20/04/2009 07:48)
Mafy ty manjo anlah letsy ry penguin , fa lasa mitenten foana sy manambany olona sisa , very fihinanan ve ?? sa de entimpo fotsiny tsy ampiheverana ? sa de le saia mihitsy no voapetaka vy mahamay ?? sa ny loha no poak'aty ? sa d'efa ny konsiansy mihitsy no efa tsy mi passse tsony ?? sa de loham boto fotsiny ny an'i Penguin ?? sa mitapy ?? sa fanatika ??
FEHINY : OLONA ADALA IO
FEHINY : OLONA ADALA IO
6. KALACK
(
20/04/2009 08:16)
Mafy ty manjo anlah letsy ry Mion , fa lasa mitenten foana sy manambany olona sisa , very fihinanan ve ?? sa de entimpo fotsiny tsy ampiheverana ? sa de le saina mihitsy no voapetaka vy mahamay ?? sa ny loha no poak'aty ? sa d'efa ny konsiansy mihitsy no efa tsy mi passse tsony ?? sa de loham boto fotsiny ny an'i Mion?? sa mitapy ?? sa fanatika ??
FEHINY : OLONA ADALA IO
azafady halloween nindrana ny phrase nao ah
FEHINY : OLONA ADALA IO
azafady halloween nindrana ny phrase nao ah
7. mion
(
20/04/2009 08:29)
Mafy ty manjo anlah letsy ry Kalack, fa lasa mitenten foana sy manambany olona sisa , tsy misy atidoha ve ?? sa de entimpo fotsiny tsy ampiheverana ? sa de le saina mihitsy no voapetaka vy mahamay ?? sa ny loha no poak'aty (sa feno voam-boatavo toa ny an'i halloween)? sa d'efa ny konsiansy mihitsy no efa tsy mi passse tsony ?? sa de loham boto fotsiny ny an'i Kalack ?? sa mitapy ?? sa fanatika ??
FEHINY : OLONA ADALA I KALACK
8. ravalotgv
(
20/04/2009 09:39)
SAMY ADALA SY COINC2 DAHOLO ANIE NY ETO AMI SERASERA SATRIA MIFAMPIVAZAVAZA AMINAPA EEE NEFA TSY MISY MAHASAHY MANAO INONA AKORY AFATS I RA HERY LERY AFAKA MI BLOKUS DE MANGINA VAVA ZE BE TABATABA MANKARARY SOFINA AZY
MALAGASY TSY MAHAZO MITENY TAMPENAMBAVA REHEFA VOASAKAN I RA HERY
SNIIIIFFFFFFFFFFFFF
TCROUFFFFFFFFFFFFFF
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
MALAGASY TSY MAHAZO MITENY TAMPENAMBAVA REHEFA VOASAKAN I RA HERY
SNIIIIFFFFFFFFFFFFF
TCROUFFFFFFFFFFFFFF
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
9. Mirananirina
(
20/04/2009 11:55)
miara-miakatra hatrany e :(
Tokony ministre 2 ary dia vita :lol: :lol: ,tsy hisy asa vita ihany tsinona eo.
Tokony ministre 2 ary dia vita :lol: :lol: ,tsy hisy asa vita ihany tsinona eo.
10. tataka
(
20/04/2009 12:53)
MIALA NY HAT sy andry mampiady Malagasy. Mitety faritany hiadivan'ny samy Malagasy.
11. karavasy
(
20/04/2009 13:10)
Hitady vola sy toerana no antodian'ireo rehetra miditra HAT ireo. Na ny praiministra roindefo aza miampy an'i rolland ratsiraka dia candidats ho président avokoa fa tsy lany. MIALA ny HAT izay mpandrava efa.
12. molota
(
20/04/2009 14:02)
hat+capsat= mapihomehy!! olona milamina tsara reo no mba ampiasana fitaovampiadina :-D :-D
