vita teo koa izany
1. bazylou
(
19/04/2009 15:38)
radio mada, e tele mada e, maketsy makeroa!! vita nyteny faravohitra e!!
lasa ihany ny tgv!! vive tgv :-P :-P :-P

répondu par Havantsika le 19/04/2009 17:46
2. bazylou
(
19/04/2009 15:42)
radio fahazavana ??!! efa lasa radion'ny haizina izy izao , loooolll :-D :-D :-D
5. Havantsika
(
19/04/2009 17:46)
Salama
Raha ny fitaovan-tserasera natao hanovozam-baovao marina sy fitaizana tsara amin'ny lafin'ny rehetra no lasa fitaovana hamonoana ny maha-olona sy ny feon'ny fieritreretana ary hampifandrafiana ny samy Malagasy dia ilaina sy maika fangalana fepetra ny aminy.
Aoka hitandrina isika fa ny taranaka ankehitriny mihaino sy mahita ny radio na télé dia volavolain'ireny ary ny vokany dia hibaribary afaka taona vitsivitsy rehefa hitombo ny olona ratsy toetra sy mifankahala
Samia àry mieritreritra e!