Mba hampitony ny toe-draharaha dia . . .
1. essera
(
20/04/2009 09:17)
Koa satria moa izany ianareo mi-insiste be amin'ilay hoe "avereno dadanay" na dia tsy nisy nandroaka azy aza. Dia aleo hovaina kely indray ny fomba firesaka :
Izaho dia manao fanambarana fa : "Avereno dadan'zalah". Dia mbola tsy faly ihany ve lisan leaza.
Fa komondry ts komondry koa avéo a.
=)) =)) =)) =))

novalian'i daomania ny 20/04/2009 11:40
3. essera
(
20/04/2009 09:20)
Salut ra-Hery a, ts manin na roa andro s tapany ary e. Proba nge ts mitovy am réalité e.
4. xxx
(
20/04/2009 09:53)
raha azoko tsara izany ny tenin'ny minisitry ny toekarena sy teti bola teo dia hahena betska any Investissement Public amin'ity tetezamita ity ary ho avy tsy ho ela ny LFR2009.
Ny antony nolazaina sy mahatonga izany moa dia mba hahafahan'ny fanjakana tetezamiota mandoa ny karaman'ny mpiasam-panjakana ara-dalana hatramin'ny faran'ny taona.Io ilay hoe "proba tsy mitovy ami'ny réalité" !
Asa na tena fantany tsara ny miandry azy ,amizao dia tsy fantatra mazava tsara ny tarehi marika omn'ireny sampan-draharaha eo anivon"ny fanjakana ireny satria mifandaka ny voalazan'izy ireo samy tompon'andraikitra amin'izany.
Komondry ouz essera
mazava ho azy zany fa lisany ilay bokonozatra mpanao barofo ireny ka mivelona amin'ny kommondry fa tsy ny hatsembohan'ny tena
tsy maagaga raha tadiavin'lisany ho bodoina ny fanan'ny Tiko
atramizao ange tsy mbola nanome taratasy porofo mazava momba izany trosa be tsy naloan'ny tiko zany ny HAT e fa ny vava no betsaka .Efa ela ihany no nandrenesako an izay hoe miliara de miliara no tsy naloan'ny tiko tamin'ny fanjakana nefa atramizao aiza ny taratasy manaporofo izany.
Raha ny olona iray no anana'ny fanjakana hetra ka tsy voaloany dia omena taratasy milaza izany izy ary afaka miaro tena manoloana ny fitsara ilay olona noho izany raha ilaina izany fa tsy ny resaka ambony vavahady no atao !
Mitady hidongy fanana'lona fotsiny amizn'izao !
May volo tratra ry "Ndefo" amizao ka mikorapaka mafy mihitsy hitady izay hampijanona ny hetsika etsy ambohijatovo nefa vao maika aza mitombo ny tonga eny mirotsaka tsikelikely eny ny olona izay "nania" sy "loe sahady ny tgv" ary mahatsapa fa tsy misy ohatran'ilay "raikalahy dadan'ny tim" ihany !

5. essera
(
20/04/2009 10:03)
Ka ny "....." no miverina amin'ny naloany. Iza ilay mangataka mafy ny iverina amin'io tantara milay io.
Eto koa tsy misy olona intéressé amin'ilay groupe TIKO izany satria :
Eritrereto izany hoe raisiko ny fitondrana ny groupe Tiko, na nomena fotsiny aza am zao. Efa fantatro tsara anefa fa misy adklé masiso be sady mampigadra ao. Dia raharaha tadiavina ny ahy raha mbola hidi-kizo ami'izany.
Ilay hoe porofo amin'ny Groupe Tiko, mihainoa ihany haino aman-jery. Tsy maninona na tsy mijery viva mihitsy aza, fa za zao oh ts mijery an'io mihitsy sao masira be loatra fa tv plus sy matv no jereko.
1/ Ahoana ireny tanin'ny tiko ery Andohaampenaka ireny, ianao vahoaka no asaina mandoa ny vidiny sy ny fikarakarana azy. RY TAVANY no tompony madiodio. (Hodian-tsy hita ve ??? hoy ilay hira iray izay.
2/ Ahoana ireny volam-panjakana ireny no anaovana garantie ny importation Magro. Efa tapenana mihitsy kosa angamba ny lavaka rehetra amin'ny vatan'olombelona matoa tsy mahafantatra ireny. Minia mikipy e.
Leo eto ny mpisera raha alefako misesy eto fa tsindro-paingotra fotsiny aloha io.

6. BOYSGOSS
(
20/04/2009 10:19)
: :o :o :o :o :o
EFA HOE DADA IHANY HOA MAHAVITA AN'IO, @ZAO ZAO LASA TSY MI-BABA MISY LAOKA TSARA TSONY NY ANKIZY ENY @ EPP, KIT SCOLAIRE TOKONY HO EFA KAOMANDINA MEFA TSY NISY RESAKA , LAVAKA BE ETSY @ MASCOTTE AKAIKIN'NY TUNEL AMBANIDIA EFA HO HERIN'ANDRO ZAO TSY VOATOTOTRA FA AIZA NY Fond d'Entretien Routiere", NY IGR NOHAKARINA SOA IHANY NY AHY NY KARAMAKO FA NET, NY TGV IHANY ANIE NO ANISAN'NY VOA MAFY EH !

7. xxx
(
20/04/2009 10:39)
Aiza wa ilay porofo antaratasy eh !
ny tany nototofan dRavalo d ekeko fa nilaza manana antontataratasy amin'iny ilay minisitra fa ny hafa aiza ?
Iny taratasy iny aza na ny communiqué de presse izay navoakany tamin'izany tsisy resaka na reference kely akory momba izany !
Asaivo ataondry TGV matotra ny fanenjehana olona na ny orinasa tiko fa aza atao lohamboto fotsiny ihany
mijery viva za na matv na tvplus fa tsy mbola nahare na nahita mpanao gazety nilaza fa misy antontataratasy milaza sy mametraka ny tena vola tsy voaloan'ny tiko amin'ny fanjakana.Ny fisiany ange ekeko hoe misy izany fa firy marina mba tsy hampiroaroa sainm-bahoaka !
fa anio 100 miliara ariary rapitso 20 milara rafakapitso 156 miliara ariary ! tsy hay tsony fa lasa resaka tsy mlatotra satria na ny antotan'isa omena aza miovaova ary izay tsy mba ho mitombo fa miaka midina

8. daomania
(
20/04/2009 11:40)
Ny "alika" tokoa no miverina @ efa naloany ry essera. Moa ny ankamaroan'ny olona ao anatin'ny HAT tsy efa naloan'ny vahoaka sy efa tsy lanim-bahoaka eo @ seha-mpifidianana isan-karazany ?
Moa tsy ny AVI izay milaza azy ho premiers collabos @ TGV no mitaky ny "amnistie"n'ireo mpitondra naloan'ny vahoaka ?
Raha tena fihetseham-bahoaka marina toy ny t@ 1972, 1991, 2002 izao hetraketraky ny mpitady seza par tous les moyens izao, tsy ho nila ny "coup d'état" avec la participation des mutins CAPSAT nivadika ho mercenaires (à coup de milliers et de millions de fmg selon les grades).
Vitsy an'isa ny TGV, tsy nahatarika ny vahoaka maro an'isa dia nanao stratégie de terrorisme, menaces de mort, assassinants et autres violences envers les biens et les personnes. Raha tena tolom-bahoaka tokoa toy ny teo aloha, manifestation pacifique du peuple (pas de la population fozaorana) dia ampy.
Ny dikan'ny hoe "avereno i dada" dia fiverenana @ légalité avant le coup d'état.
Azonao avoaka daholo izay tsy nety teo @ fitondrany, rien ne justifie l'accaparation du pouvoir par des olona efa naloan'ny vahoaka.
Alors arréte d'aboyer, mba hampitony ny raharaha dia mialà teo ny HAT sy ny CAPSAT !!!