TGV : TSY ETRE INFERIEUR

1. manelatra ( 20/04/2009 07:35)
IANAO ILAY NANORATRA HOE TGV ETRE INFERIEUR DIA IZAO

NY RAJAKO MBOLA SUPERIEUR NOHO IANAO

HITA FA RESY SY TSY TONGA ANY AMPALADIANY AKORY DIA LASA ADALA

BE FIALONANA SISA

TSY MISY HAFITSOKA

NY RESY IHANY NO MITABATABA

AMBANY NOHO NY AMBANY REHETRA IANAO

OADOY E ! AZA MANONOFY FA IZY HIALOHA ANAO FOANA

:idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea:
novalian'i molota ny 20/04/2009 13:57
2. penguin ( 20/04/2009 07:44)
Train à Grande Vitesse tsy mbola misy aty Madagasikara fa Tary Gaigy Vendrana no misy ary manao barofo.
3. halloween ( 20/04/2009 07:51)
penguin ,,,,,====Nemportekoa toa ,,mazava ve ry rahalahy ,,lasa adala amin tsy fitiavan'olona ianao ,,ppffffffffff !! mety ho tapaka lalan dra no fiafaranao io na ho lasa gaigy na de ho fatifatin'ny olona fotsiny zao !!
4. essera ( 20/04/2009 08:08)
1. Mpandefa : penguin [ Valio ] 20-04-2009 09:44:21
Lohateny : Re : TGV : TSY ETRE INFERIEUR
Train à Grande Vitesse tsy mbola misy aty Madagasikara fa Tary Gaigy Vendrana no misy ary manao barofo.

Efa diso tezitra be loatra ra-penguin d ts mahafehy izay lazainy intsony. Firy zao ry se ny seza very sy ny kitranoatrano rava. hi hi hiiiiiii

Merci halloween sy manelatra. Maty a penguin kely. :lol: :lol: :lol:
5. ralevazou ( 20/04/2009 08:15)
Fa efa it zao fa étre très inférieur ka mbola inona indray?
Taiza koa no nisy FOZAORANA ho supérieur h@ ze naha tany ny tany? =)) =))
6. KALACK ( 20/04/2009 08:23)
Nanana Fitondrana teo ampelatanany aza Ravalo navotsony fotsiny ho lasan'ny olona letsy ka ny Fitondrana efa eo antan'olona ve ho avotsony fahatany eo tsony ,,, indrindra ka mbola eo ny capsat hiaro azy , fa ho reraka eo reto TIM nanary Fitondrana reto anio ,! FITONDRANAO EFA EO ANTANANAO SY AFAKA HIBAIKOANAO NY MIARAMILA ERAN NY FARITANY AZO HANTSOINA DAHOLO ANIE NY MIARAMILA REHETRA E NEFA DE NY HANARY ILAY FITONDRANA HO AN NY HAFA NO NAHAMAIKA ANAO DE TSISY HAMOTSOTRA NY EFA AZO TSONY EO RY ANAKA OZY TEZEVE ZAY
7. essera ( 20/04/2009 09:12)
4. Mpandefa : ralevazou [ Valio ] 20-04-2009 10:15:23
Lohateny : Re : TGV : TSY ETRE INFERIEUR
Fa efa it zao fa étre très inférieur ka mbola inona indray?
Taiza koa no nisy FOZAORANA ho supérieur h@ ze naha tany ny tany?

Ka tsy maintsy mihinana fozaorana enao zan ralevazou.
HA HAAAAAAAAAAAAAA
8. namanabe ( 20/04/2009 11:28)
Ntaon'i tgv nirehibelona tao rapeng dia lasa adala
9. Mirananirina ( 20/04/2009 11:50)
inona ary ty :(
10. xxx ( 20/04/2009 13:07)
ralevazou no foza orana sy race inferieur less !!! vatatay réfoulé tany ry lerony
hitsahin'ny sous off fotsiny
11. molota ( 20/04/2009 13:57)
TGVENDRANA na supérieur na inférieur TSY MAINTSY MIRODANA :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1845