Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sitlo
(
19/04/2009 12:30)
Entin'ny fony fotsiny TGV
Araka ny maha-DJ tsy manana mix-tape azy moa angamba no hananany an'izay toetra izay. Na izy ilay tsy nandalin-tsaina loatra hatrizay.
Fa dia tsikaritra fa tsy ampy ampiesonin'ny tompon'ny atidoha ...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 19/04/2009 19:47
endrika01
(
19/04/2009 09:45)
DAKAORO SA TSIA ?
Maro ny pro Andry Rajoelina,
Maro toy izany koa ny pro Marc Ravalomanana.
[b] Soa ny manan-droa ozizy lay mpihira iraika zay.[/b]
Ka maninona moa raha manana PM ...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 20/04/2009 06:05
sadeky
(
19/04/2009 08:27)
une bonne nouvelle en fin
17:00 - L’Etat Major préparerait une opération de sécurisation de tout le territoire pour ce mois d’avril face à une probable «invasion de forces étrangères ou de mercenaires«. C’est ce ...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/04/2009 18:16
xxx
(
19/04/2009 07:19)
TGV : ETRE INFERIEUR
QI : ENTRE LIBELLULE ET ANE
POIDS DU CERVEAU : 1/100 PAR RAPPORT AU LIQUIDE MERDIQUE QUI LE REMPLIT
PAR CONTRE : GROS COEUR : 99/100 DE RANCUNE, HAINE, JALOUSIE
EN SOMME : 100/100 D" ANOMALIE
ETRE...
tohiny
novalian'i bazylou ny 19/04/2009 15:22
tsimatimanota
(
19/04/2009 06:53)
APPROCHE DE LA FIN TGV
FIN DE L"EPISODE...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/04/2009 15:59
bazylou
(
18/04/2009 23:07)
fanontaniana
handray anjara amin'ilay course any longchamp amin'ny alatsinainy ve manandafy?? dia firy ny numerony ?? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 19/04/2009 15:18
xxx
(
18/04/2009 22:51)
ho any zay mbola tsy nahita
zay mbola tsy nahita ny nataony CAPSAT tao Antanimena t@ fisamborana ny pastera sy ny jeneraly:
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/andry-rajoelina-et-son-armee-refusent-violemment-le-d...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/04/2009 05:32
salopard
(
18/04/2009 22:33)
allô allô IVATO, Dada-VALO ihany ity....
[b]00h. 30, dimanche:[/b] Mbola ety Ivato aho izao miandry an-DRAVALO. TSY ANKA-TORY, fa tsy maintsy tonga hono izy, fa ireto no olana:
Tsy misy billet Promotion Swaziland-Madagascar, aller-Retour...
tohiny
novalian'i Havantsika ny 19/04/2009 18:48
itaramasoandro
(
18/04/2009 22:32)
taho ahelin'ny gazety...
Natao ampita vaovao mitombona ny gazety an-tsoratra, ny radio sy ny fahita-lavitra saingy tsaho tato ho ato no matetika hiangan'ny vaovao.
Misy mantsy ny manararaotra ny toejavatra mampalaelo miseo ...
tohiny
novalian'i accolade ny 29/04/2009 10:15
itaramasoandro
(
18/04/2009 22:31)
ny tsaho ahelin'ny gazety...
Natao ampita vaovao mitombona ny gazety an-tsoratra, ny radio sy ny fahita-lavitra saingy tsaho tato ho ato no matetika hiangan'ny vaovao.
Misy mantsy ny manararaotra ny toejavatra mampalaelo miseo ...
tohiny
novalian'i itaramasoandro ny 25/04/2009 02:19
xxx
(
18/04/2009 22:15)
efa vonona izahy hoy Rakotonandrasana noel sy CEMGAM
araka ny vaovao re dia nandefa DCA sy missile antiaerienne eny ivato ny capsat,ary orgue stalline plus blindé .Araka nolazain'ireo miaramila avy ao @ capsat dia arifomba ireo ,capable hitifirana f-11...
tohiny
novalian'i menalamba ny 19/04/2009 13:55
sitlo
(
18/04/2009 21:01)
MFM
Raha misy sendra liana handalina an'io antoko io dia ity misy rohy milazalaza ny mobamomba azy.
http://nah296.free.fr/Statut.pdf...
tohiny
Havantsika
(
18/04/2009 18:39)
aza manao maso be tsy mahita
Ry namana
Matetika ny film efa nandeha no haverin'ny sasany hanakorontanana ny fiainam-pirenena. Aoka tsy hirehareha loatra ka hitrontrongy amin'tany no hiafarana fa tsy misy olona nampidi-doza a...
tohiny
novalian'i Havantsika ny 19/04/2009 17:28
ravalotgv
(
18/04/2009 16:32)
serasera coin de coincée et des droguées en politique
hihihihihi...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 19/04/2009 12:25
soanja
(
18/04/2009 15:51)
Ny niandohan’ny fampirafesana- Kolontsaina Angano Bara.
[i]Napetrako eto ny angano mba hiresahantsika ny zavatra manitikitika antsika momba ny fampirafesana ary koa ny fomba fijerena ny zavanisy tao anaty angano. Azontsika fakafakaina io angano io. Misaotr...
tohiny
novalian'i ni81 ny 26/04/2009 11:02
lemenakely
(
18/04/2009 14:22)
Tany tsy misy FANJAKANA ny tanà na !
Ny mpivarotra feno hatreny @ trottoir ,ny mpanendaka manao ny ataony ny andro atoandro be izao aza,ny sinoa mamoaka vato sy volamena eny @ aéroport tsy misy quoi ....Ganagana mandro ka samy manao iza...
tohiny
novalian'i bazylou ny 18/04/2009 23:10
bazylou
(
18/04/2009 14:21)
ahona le tao amin'ny matv alina iny E???
Ahaona ndray ty fika Rinah ty!!!
ireo pro ara-dalàna no mandroba, mangalatra, mamono olona, mampihorohoro eran'i M/car @ zao fotoana izao!!!
Ary iza moa no milaza azy fa exilé politika?? ...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/04/2009 08:13
sohitika2008
(
18/04/2009 14:03)
Star Wars
-------> http://www.asciimation.co.nz/#
...
tohiny
novalian'i kala ny 29/04/2009 08:36
milamm
(
18/04/2009 12:52)
tetsy sy teroa ,andao mba hampiseho nify e
http://87.248.114.86/ya/securedownload?clean=0&fid=Inbox&mid=1_439731_AERy%2BFcAACqmSebLWQKyAzTBin0&pid=2&tnef=&prefFilename=TourdeAsia.pps&cred=hrq5rM91MYlstl70F4CQ5wetQ0aptedaR0A9_RuPOeJhXs_MUKCA54M...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 29/04/2009 08:04
Oay
(
18/04/2009 12:12)
Taratasy avy @ Filoha ny...
Taratasy avy any amin’ny Pasitera Lala Rasendrahasina
Manoratra ho anareo aho ary miangavy anareo namana mba hanaparitaka izao resaka izao amin’ ny rehetra izay azonareo havaovana izany:
Ambar...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 22/04/2009 09:21
