Entin'ny fony fotsiny TGV
1. sitlo
(
19/04/2009 12:30)
Araka ny maha-DJ tsy manana mix-tape azy moa angamba no hananany an'izay toetra izay. Na izy ilay tsy nandalin-tsaina loatra hatrizay.
Fa dia tsikaritra fa tsy ampy ampiesonin'ny tompon'ny atidoha mihitsy.
Tsy misy tsy nahatsiaro angamba isika tamin'ilay nilazan'i TGV hoe izy tenany no niresaka antaroby tamin'i Kadafi. Kanefa dia ny andro vitsitsy taorian'izay dia nolavin'ny UA izy. Efa natsidiko teto ihany io. Kay moa ilay sommet africain no tena notsiriritin'i Kadafi, ka na nanantena aza TGV ny hitantana ny sommet africain tahaka ny CAPSAT dia tsy tafa. Tsy ampy angamba ny sosy noresahana tao amin'ny telefonina tao.
Tsy misy tsy nahita koa angamba ny famoahany ny gadra na ireo mpamono olona gaigilahy aza. Ary hatrizay dia hoe tsy misy gadra politika izany. Tairin-dRavalo kely fotsiny anefa tonga dia mandat d'arret no avoaka faingana.
Tsy mba misy drafitra mihitsy ve izy ity ra-DJ fa toa entim-po fotsiny ah. Hitako ianareo no tsy mety afaka baka fa amin'ireny tsy misy mpanolo-tsaina sy CAPSAT.

novalian'i ravalotgv ny 19/04/2009 19:47
3. locl
(
19/04/2009 14:40)
aza dia alaina baraka izy fa mampalahelo e! ka raha ten tonga eo tokoa moa izany ny miaramila SADEC izany dia mba hanana hery ve ireo CAPSAT ireo e
4. bazylou
(
19/04/2009 15:23)
sssss!! manonofy daholo ireto tim ireto!! ny lohanareo aza nitsoaka ny amin'ny maizina dia eo no mifaninana mamoron dainga eto daholo!!! beuuurkk :-D
5. itaramasoandro
(
19/04/2009 16:38)
Tsy misy tsy nahita koa angamba ny famoahany ny gadra na ireo mpamono olona gaigilahy aza. Ary hatrizay dia hoe tsy misy gadra politika izany. Tairin-dRavalo kely fotsiny anefa tonga dia mandat d'arret no avoaka faingana.
Aho koa mba gaga sy very saina nanoloana ireo fomba nandraisan-drizareo ny atao hoe andraikitra anivon'ny fahefana!! raha izany, nahoana no tsy atambatra daholo ireo rehetra nanodikodina fananambahoaka, ny namono nahafaty olona nilahatra ampilaminana zary roapolo taona lasa izay, ireo nandoro harenam-bahoaka?
Fantatra izy ireo ary maro koa ny porofo @ izany. Raha vonona marina ny te-anamboatra ny Tantaran'i Nosy ireo milaza fa mahavita azy dia aoka izy ireo hamaky ireo pejy tsirairay navelan'ny lasa saingy tsy mbola nahitàna vaha-olana na fanamboarana ampilamina ny saim-bahoaka.
Hitan'ny vazantany efatra tato ato ny fitsaràna an'i filoha peroviana teo aloha Fujimori nohon'ny fanjakazakàna nataony foiny teo ampahefana. Ary ohatra sy maodely anivon'ny izao tontolo izao ny nitsaràna azy nohon'ny herisetra nataony. Ny antony? Ny hitadiavana ny marina sy ampionona ny fianakavianireo nanan-manjo; ny mba hafantaran'ny fiaraha monina sy ny zanaka amam-para fa tsy miala manota tsisy fitsaràn'olombelona ny nandripaka ain'olona fa mijinja izay nafafiny antrano maizina.
Ankehitriny mihetsika ny vahoaka, mihetsika ny tsirairay hanoatra ireo mihaotra ny fahefana nomena azy. Io irery ihany no hetsika manarina ny ara-dalàna, izany hoe ny lalàna maneran'izao tontolo izao izay mametra ny zon'ny tsirairay hikomy manoloana ny tsy rariny.
itaramasoandro 8)
6. soanja
(
19/04/2009 17:03)
sitlo:
Araka ny maha-DJ tsy manana mix-tape azy moa angamba no hananany an'izay toetra izay. Na izy ilay tsy nandalin-tsaina loatra hatrizay.
Fa dia tsikaritra fa tsy ampy ampiesonin'ny tompon'ny atidoha mihitsy.
Tsy misy tsy nahatsiaro angamba isika tamin'ilay nilazan'i TGV hoe izy tenany no niresaka antaroby tamin'i Kadafi. Kanefa dia ny andro vitsitsy taorian'izay dia nolavin'ny UA izy. Efa natsidiko teto ihany io. Kay moa ilay sommet africain no tena notsiriritin'i Kadafi, ka na nanantena aza TGV ny hitantana ny sommet africain tahaka ny CAPSAT dia tsy tafa. Tsy ampy angamba ny sosy noresahana tao amin'ny telefonina tao.
Tsy misy tsy nahita koa angamba ny famoahany ny gadra na ireo mpamono olona gaigilahy aza. Ary hatrizay dia hoe tsy misy gadra politika izany. Tairin-dRavalo kely fotsiny anefa tonga dia mandat d'arret no avoaka faingana.
Tsy mba misy drafitra mihitsy ve izy ity ra-DJ fa toa entim-po fotsiny ah. Hitako ianareo no tsy mety afaka baka fa amin'ireny tsy misy mpanolo-tsaina sy CAPSAT.
Amiko raha hanapakevitra hitsara ny hafa ihany isika dia aleo asesy mba hilamina. Nanomboka tamin'iza ny fototra ny olana tao Mada ary iza avy no mendrika ny hotsaraina sy faizina noho izany. Aseseo tompoko!
Tsy misy tsy nanao diso raha ny fahitako azy ary samy ankolafiny ny fivoakany hadisoana.
Raha nentin'ny fony i TGV dia ny hafa nentin'inona avy???
7. xxx
(
19/04/2009 17:49)
samy nanao hadisoana ireo fa ny tgv no tena gravy ny heloka, satria nanongam-panjakana akoatriny fandorana fanapotehana ny fananam-pirenena!!
8. Havantsika
(
19/04/2009 17:56)
Salama e
Tandremo ny fonao mihoatra izay tokony hotandremana fa avy ao no ihavian'ny aina.
Ny olona milaza fa entin'ny fony ny olona iray dia mba izay tao am-pony koa no nanesika azy hiteny izany. Tandremo anefa fa ao am-po tsy miloaka avoakan'ny vava ary raha taratry ny toetranao io. Misy mandinika anefa izy io ka raha ratsy ny ao dia mba mieritrereta fa ny hitsaranao ny hafa mba hitsarana anao koa
Ka na iza na iza na ambony na ambany, aoka mamy sira ny fiteninao ary mazotoa hanao asa tsara e
Mankahery izay tia tanindrazana ka vonona hiaro marina ny fiandrianam-pirenena sy hanao soa amin'ny Malagasy namany
Havako daholo ianareo a!

9. xxx
(
19/04/2009 18:22)
dia mankahery koa ny malagasy tia tanindrazana ka vonona hiaro marina ny fiandrianam-pirenena, tsy hanaiky ny fanonganam-panjakana nataon'olombitsy taminy alalany basy, mijoroa masahia fa izany no tena fitiavatanindrazana!!
10. Havantsika
(
19/04/2009 18:38)
Raha halalinina ny fitiavan-tanindrazana ao aminn'y Malagasy dia mbola tsy lali-paka ka modely ratsy no hita. Ilaina dieny zao ny hanomanana mpitondra hendry matahotra an'Andriamanitra hitondra voalohany ny 4ème republique miaraka amin'izay tsara sitra-po sy nivadika tamin'ny teny nomeny ary nampiseho fa olona mbola mendrika hiara-hitondra
Tezao ny taranaka handray andraikitra ka na vitsy na maro no mijoro ka mahavita manao tsaratsara kokoa noho ny teo aloha dia mendrika hoderaina e
Mampahery anao koa ry namako a!

11. soanja
(
19/04/2009 18:59)
xxx:
dia mankahery koa ny malagasy tia tanindrazana ka vonona hiaro marina ny fiandrianam-pirenena, tsy hanaiky ny fanonganam-panjakana nataon'olombitsy taminy alalany basy, mijoroa masahia fa izany no tena fitiavatanindrazana!!
Amiko hatramin'izay dia herisetra amin'ny lafiny isan-karazany no natao tamin'ny vahoaka hanongotana ny momba azy ireo. Tsy ny basy irery no manapotika fa na dia io vavaka tsy arahin'asa sy fampiharana ao anaty io aza dia mety ho fositra raha tsy voafehy ny fitiavan-tena.
Mila miantomboka amin'ny tsirairay ny fitiavan-tanindrazana. Nampiseho izany avy ve izay nifandimby teo?